Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
donah ( 24/02/2014 16:31)
tiko raha mba homenareo amiko ny clé n hiran Njak...
tiko raha mba homenareo amiko ny clé n hiran Njakatiana l hoe Lay toerana mamy... tohiny
Jayaxy ( 24/02/2014 15:54)
Pub Salon de massage
Ahoana ireny doka trano fanorana ireny e! Misy resaka progkenetisma aseho masoandro. Iza no efa tany mba tantarao hoe... tohiny
rhaj0 ( 24/02/2014 15:08)
Sary
[img]http://www.popularmechanics.com/cm/popularmechanics/images/QA/face-of-jesus-01-0312-mdn.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:17
vonynive ( 24/02/2014 07:26)
AVELAO NY LASA HOMBA NY LASA
miarahaba ny mpamaky, mazàna rehefa ilay mbola mpisipa iny dia mifanontany ny lasa : dia anontaniana eo hoe iza no sipanao taloha ? firy ? dia inona no efa nataonareo sy ny sisa, dia mamaly ampahatso... tohiny
novalian'i Paradissa ny 28/07/2014 07:49
YDIFAS ( 24/02/2014 00:48)
NOVELOMINY
Faly miarahaba antsika rehetra mpamaky izao hafatra izao. Tononina amintsika ny Fiadanan’i Kristy sy ny Fahasoavan’Ilay niantso antsika ho zanany malalany. Fantantsika, ry Havana malala, fa Andri... tohiny
novalian'i Annih ny 01/03/2014 14:25
andrywui ( 23/02/2014 23:05)
tena ity Rajoelina ty mintsy no latety fopla eto ka ....
Efa mandamina ny fiainampirenena ny olona de korotanindry Rajoelina ndray ,,zao nihantona ndray hono alou ny fanampiana saika ho azon'ny firenena letie ,, en plus no vidé ndrajoelina kou ny vola tao ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2014 09:39
hery ( 23/02/2014 20:48)
Empêchement du président vs Dissolution de l'assemblée
Raha tena hiditra amin'ny krizy tokoa i Madagasikara ka hifanolana ny filoham-pirenena sy ny maro an'isa ao amin'ny solombavam-bahoaka dia ny iray amin'ireo zavatra roa ireo no hitranga. Dia ny fanong... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:26
endriny ( 23/02/2014 00:54)
Efa hifarana tokoa ve ny andron'ny kristianina?
Miseho miandala ny zava-nafenina sy nodisoina... Iray volana lasa izay dia naseho ho ren-tany ren-danitra ny dikan'ilay tabilao milaza fa tsy nisy fambofiaran'i Noa fa eritreritra nataony fotinsy iny... tohiny
novalian'i endriny ny 13/04/2014 05:13
hery ( 22/02/2014 10:40)
Governemanta italiana 50% vehivavy
Na dia hoe mitovitovy amin'ny politika any Madagasikara aza ny eto Italia dia misy fivoarana be kosa ry zareo eo amin'ny fitovian-tsaranga eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy. Ao amin'ny governemanta ... tohiny
hery ( 22/02/2014 10:14)
Tsy aritro
Tsy aritro kosa ity ry zalahy dia napetrako ato. Ary misy maromaro mihitsy ry zareo an lolll [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/18a87a5c6a624c629c011f9633c71202.jpg][img]http://forum.serase... tohiny
novalian'i sahia ny 24/01/2015 06:44
vonynive ( 21/02/2014 05:22)
DIDINA REHEFA HITERAKA
miarahaba ny mpitsidika misy ankehitriny ireo vehivavy no te hodidina rehefa hiteraka amin' izay hono tsy mandre maharary... tohiny
novalian'i DAIKA ny 01/03/2014 09:03
Maranatha ( 20/02/2014 11:25)
Ny firaisana latabatra @ Tompo fahatanterahan'ny fihinanana ny paska teo aloha
Fiadanana ho aminareo izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, Hiresaka kely ny mikasika ity fanasan'i Tompo ity isika satria misy antokom-pivavahana izay tsy dia manome io loatra ireo izay membre ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/03/2014 06:01
mpisotrtoaka ( 20/02/2014 10:22)
MOMBA NY ALLOCATION CONGé
Ny lalana raha ny fantatro dia misy article milaza fa tokony ahazo io daholo ny mpiasa ! Ny mahalasa ny saiko d misy mpiasa amin'ireo secteur privée ireny tsy afaka maka congé mihitsy sady tsy mahaz... tohiny
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:09
shala ( 20/02/2014 05:32)
fitadiavana
salam dahol!tato no nafantarako f ato no ahitana namana aingana indrindra ra mitady ka noh zan dia mba itady namana ato za ra toaka hanjarako ny ahita na tsy. izaho dia tovovavy 22ans,irery aho a... tohiny
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:54
saho ( 19/02/2014 18:21)
Bagage
rehefa mitondra telefona portable miisa dimy ohatra, dia nareo ve nahatsapa fa tsy azo natao anaty valise Bagage shut le ireo fa tsy maintsy entina Bagage a main za efa nahatsapa fa Bagage a main fo... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:37
Nehemiah ( 19/02/2014 15:04)
Fanontaniana ho an'ny mpandala evôlisiona
[color=darkviolet][size=16][b]Ahoana no nipoiran'ny fiainana ?[/color][/size][/b] Aoka hazava tsara : heverin'ny mpandala evôlisiona hatr@ Darwin mankaty ho fizotra natoraly tanteraka ny evôlisiona... tohiny
novalian'i manoasoa ny 06/03/2014 06:20
vonynive ( 19/02/2014 10:19)
FITIAVANA = MANOME
miarahaba antsika rehetra somary efa tara ihany ity lohahevitra ity satria efa dify ny saint valentin fa heveriko fa ilaina hatrany : ny fitiavana dia midika hoe manome fa tsy hoe mitady ny an'ny tena... tohiny
Mateyous ( 17/02/2014 07:57)
Tiko izy nefa....
Salama daholo ry namana rehetra a!!! Misy ankizy vavy iray zay namanako ao amin'ny FB e!!!! Mbola vao haingana ihany izahay nanomboka nifampiresaka. Tsy mbol nifanena sy nifankahita tava izahay. Izy... tohiny
novalian'i hadji ny 14/03/2014 09:08
rabaradaka ( 16/02/2014 11:52)
Ny FFKM no hanolotra PM ho an'ny Hery
Raha izao fandehan-javatra izao dia ny FFKM no hanolotra izay ho PM eo, i HVM koa efa manantona tsikelikely ny FFKM amin'izao. Raha tehamita ny mandat 5 taona i Hery dia tsy maintsy manao ilay lazain'... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/02/2014 08:27
YDIFAS ( 15/02/2014 20:35)
MIFIDIANA NY FIAINANA
Faly miarahaba antsika rehetra. Manonona ny Fiadanan'i Kristy sy ny Fahasoavan'Andriamanitra ho amintsika rehetra. Fony namorona ny olombelona Andriamanitra dia nataony niavaka tamin'ny voaary rehetr... tohiny
novalian'i Annih ny 01/03/2014 14:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4796