Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0
(
13/03/2014 16:54)
Herintaona Papa Francis
Maro ny lahatsoratra an-gazety, fa [url=http://www.lapresse.ca/international/europe/201403/13/01-4747217-premiere-annee-de-francois-un-pape-plus-progressiste.php?utm_categorieinterne=trafficdrivers&ut...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2014 18:29
rhaj0
(
13/03/2014 14:29)
Fomba fijery/fijoro kristianina
Avy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5317762b8e3da/20]tatsy[/url] ity no nakisako teto azony niova ny lohahevitra...
[quote=Tefigasy]Aty amin'ny fivavahana sy finoana ity no mipetraka di...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/03/2014 20:20
Maranatha
(
12/03/2014 11:29)
Ny fiatombohan’ny antso avo lehibe
«Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba hitambatra a...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 12/03/2014 12:45
Maranatha
(
12/03/2014 11:28)
Ny Tombon-kasen’ Andriamanitra sy ny mariky ny bibi-dia ,
Ny famantarana na ny tombokasen’Andrimanitra dia hita ao amin’ny fitandremana ny sabata, naorina ho fahatsiarovana ny famorononana tamin’ny andro fahafito amin’ny herinandro. Niresaka tamin...
tohiny
novalian'i maranatha ny 14/05/2014 12:28
Maranatha
(
12/03/2014 11:26)
Ny Fampahoriana Sy ny Fihemoran’ny Fanjakana
« Rehefa ny firenentsika hamoaka lalàna mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalàna izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka hanery ny fankatoavana ny...
tohiny
Maranatha
(
12/03/2014 11:25)
Tandindomin-doza ny fahafahana misafidy
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12.
« Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata ...
tohiny
Maranatha
(
12/03/2014 11:23)
Ny sarin’ny Bibi-dia
« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahafito izy. Ny devoly no nanova ny andro sabata, nanantena ny hanapotika tanteraka ny fikasan’ Andr...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/03/2014 05:55
Maranatha
(
12/03/2014 11:22)
Ilay Bibi-dia niakatra avy tamin’ny tany
« Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fotsiny ankehitriny toy ny hoe isika dia tokony hifanaraka amin’ny toe-javatra miseho. Ny zavatra miandry antsi...
tohiny
Maranatha
(
12/03/2014 11:21)
Ilay Bibidia niakatra avy @ ranomasina
« Ao amin’ny toko faha-13 andininy 1 – 10 dia misy bibidia hafa aseho “tahaka ny leopard” izay nomen’ny Dragona « ny heriny sy ny seza fiandrianany ary ny fahefana lehibe ». Io tandindona...
tohiny
vahiny2004
(
12/03/2014 10:21)
Tromba
Ahoana marina kay ny momba ireny tromba ireny ?
Misy olona ve misafidy hoe te hisy tromba aho sa olona voafidy ?
Afaka mifidy ve hoe te ho tromban'i Anona aho, sa dia izay tonga eo ...
Misaotra...
tohiny
novalian'i ZentoGod ny 25/10/2024 18:25
vonynive
(
12/03/2014 08:05)
TSY MAINTSY MIHINAM-BARY VE NY MALAGASY
miarahaba ny mpisera
tsy maintsy mihinam-bary ve ny Malagasy ?
ny 80% n'ny sakafontsika dia vary, 20% no sakafo hafa, ary dia mbola sakafo vita avy @ vary koa aza ny sakafo antenantenam-potoana, ar...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 20:28
Annih
(
11/03/2014 14:45)
Resaka Produit cosmétique
Mba omeo anarana shampooing sy apres-shampooing ary bain mba tsara ampiasaina @ volo olioly ry reto a. Dia produit hi freezena volo koa ;-)
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:18
Annih
(
11/03/2014 14:40)
Fanadiovana tarehy @ vokatra natoraly
Ireto misy astuces fanadiovana tarehy efa nampiasaiko ka nahitako voka-tsoa zaraiko @nareo namana:
1 - Tantely pure + poudre canelle (misy iany koa ny mampiasa poudre masonjoany) manala loto sy manaz...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:02
Maranatha
(
11/03/2014 10:42)
Fomba iray hentina haneren'i Bibidia ny olona tsirairay hanaraka ny heviny ny banque
Apok 13:16 Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handrin...
tohiny
novalian'i Tefigasy ny 21/03/2014 09:03
mpisotrtoaka
(
11/03/2014 10:15)
EMAP LA MAISON DE PRODUIT
Inona ny filière tena ianarana ao amin'ny EMAP la maison de produit !? Toa sady misy resaka BTP no misy art plastique sns......
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2014 09:39
YDIFAS
(
11/03/2014 09:34)
MAMPITOVY
Miarahaba antsika amin’ny Anaran’i Jesosy indray, ry havana malala.
Tononina amintsika ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny fiadanan’i Kristy, hirotsaka betsaka sy hamonto antsika rehetra mamaky ...
tohiny
novalian'i Ydifas ny 11/03/2014 15:22
hery
(
10/03/2014 15:01)
Manaiky "homosexualité" ve ny fiaraha-monina malagasy?
Raha heverina hoe efa hatramin'ny taloha no nisy izany "firaisana hafahafa" izany, satria nisy an'izany tamin'ny androndry Noe (tany Sodoma), dia mety hoe nisy an'izany koa ve teto Madagasikara taloha...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/04/2014 12:25
Annih
(
10/03/2014 14:31)
Tolotr'asa @ internet
ity misy asa sy vola malaky ra mahaliana anareo namana: www.libertagia.com/Rossannih
clikena io lien io ra te hanao insciption
...
tohiny
novalian'i elien8 ny 15/02/2019 06:21
milamm
(
10/03/2014 12:44)
sinema ftsn le IST Ravatomanga
namafisny matoambaovao androany
http://www.midi-madagasikara.mg/politique/2014/03/10/mamy-ravatomanga-levee-de-list/
miha ela velona reo tsy maty manota olon ni-spons an'i raforsa v ho voagidraka, e...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 15/03/2014 12:22
vonynive
(
10/03/2014 11:30)
MITADY VADY @ SERASERA
fahita matetika ankehitriny ny hoe mitady vady @ serasera, fa izaho mihevitra fa mety kokoa raha mitady namana aloha dia avy eo alaina vady iny raha mety amin' ny tena, tsara mantsy raha olona mitovy ...
tohiny
novalian'i lhomme ny 18/04/2018 09:47
