Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Annih, milahatra araka ny daty
Annih
(
18/03/2014 13:38)
Mangataka sombin-tonokalo mikasika an'i M/kara
Miarahaba ny namana rehetra!!!
Azafady ry reto mba mangataka sombin-tononkalo manambara ny fitiavan-tanindrazana a (M/kara). Ohatra zao ny @ teny le oe "Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa fehezik...
tohiny
novalian'i Annih ny 19/03/2014 15:15
Annih
(
18/03/2014 07:19)
Mpampiasa Italiana ratsy toetra
Miasa @ na orinasa iray miandraikitra ny fizahan-tany aty Antsiranana aho. Italiana izy ireo, fa tena devoly latsaka an-tany ry reto a sady ratsy toetra no manambany.
Roa vavy izahay no nafaran'izy ir...
tohiny
novalian'i sahia ny 04/07/2014 07:17
Annih
(
18/03/2014 07:18)
Mpampiasa Italiana ratsy toetra
Miasa @ na orinasa iray miandraikitra ny fizahan-tany aty Antsiranana aho. Italiana izy ireo, fa tena devoly latsaka an-tany ry reto a sady ratsy toetra no manambany.
Roa vavy izahay no nafaran'izy ir...
tohiny
Annih
(
11/03/2014 14:45)
Resaka Produit cosmétique
Mba omeo anarana shampooing sy apres-shampooing ary bain mba tsara ampiasaina @ volo olioly ry reto a. Dia produit hi freezena volo koa ;-)
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:18
Annih
(
11/03/2014 14:40)
Fanadiovana tarehy @ vokatra natoraly
Ireto misy astuces fanadiovana tarehy efa nampiasaiko ka nahitako voka-tsoa zaraiko @nareo namana:
1 - Tantely pure + poudre canelle (misy iany koa ny mampiasa poudre masonjoany) manala loto sy manaz...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:02
Annih
(
10/03/2014 14:31)
Tolotr'asa @ internet
ity misy asa sy vola malaky ra mahaliana anareo namana: www.libertagia.com/Rossannih
clikena io lien io ra te hanao insciption
...
tohiny
novalian'i elien8 ny 15/02/2019 06:21
Annih
(
08/03/2014 07:18)
Sakafo mapa-ngeza malaky
Salama daholo,
Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?...
tohiny
novalian'i juco2 ny 27/02/2018 05:07
Annih
(
05/03/2014 08:32)
Mampalaelo
Miarahaba antsika namana rehetra!
Izaho dia zazavavy 24 taona, mipetraka aty Diégo izaho nohon'ny asako. Mandalo lalan-tsarotra ny fiainam-pitiavako ankehitriny ka tsy hitako intsony izay andaminako...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:51
Annih
(
25/02/2014 15:22)
Firaisana
Manao ahoana daholo!!!
Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"
Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, me...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:57
Annih
(
25/02/2014 15:22)
Vohoka
Manao ahoana daholo!!!
Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"
Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, me...
tohiny
novalian'i drakidraky ny 22/10/2014 08:49
Annih
(
25/02/2014 15:12)
Vahaolana ve?
Miarahaba ny namana rehetra!!!
Mba te hanontany ny hevitrareo lehilahy aho azafady satria izaho sy ny olon-tiako dia nisy fahatapahana kely teo @ fiarahanay ka izao vao nifampiverina indray.
- Diso...
tohiny
novalian'i iriantso15 ny 19/02/2015 08:07
Annih
(
25/02/2014 14:57)
Vahaolana ve?
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
...
tohiny
novalian'i djhamhal ny 24/03/2014 12:15
Annih
(
25/02/2014 14:47)
Dinika momban'ny toetry ny Lehilahy mijangajanga
Miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra!!!
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, Araky ny hevitran-tsika na lehilahy na vehivavy:
Inona ny fihetsika tokony ho ananan'ny (reaction) vehivavy i...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:46
