Tolotr'asa @ internet

1. Annih ( 10/03/2014 14:31)
ity misy asa sy vola malaky ra mahaliana anareo namana: www.libertagia.com/Rossannih
clikena io lien io ra te hanao insciption
novalian'i elien8 ny 15/02/2019 06:21
2. myst ( 10/03/2014 16:01)
azavao tsara aloha e
3. Annih ( 11/03/2014 13:09)

myst:

azavao tsara aloha e

Ity ny fanazavana ary dia miala tsiny fa tsy vitako ny recapny, fa en general mcliqué lien maromaro enao d maazo 3$ par jour, d le izy ny jour ouvrable iany no mikaonty fa ny week end ts tafidtr. Rehefa tonga 300$ enao d anovan zareo carte @ anaranao ahafahanao mretirer an le volanao. Ny mahatsara azy dia tsy mangataka numero de compte sns (otrn mba oe ts arnaque) izy fa ny anaranao feno sy ny adressenao mazava tsara miarak @ num document(CIN, passeport, carte d'etudiant...)
4. Annih ( 11/03/2014 13:11)

Annih:


myst:

azavao tsara aloha e

Ity ny fanazavana ary dia miala tsiny fa tsy vitako ny recapny, fa en general mcliqué lien maromaro enao d maazo 3$ par jour, d le izy ny jour ouvrable iany no mikaonty fa ny week end ts tafidtr. Rehefa tonga 300$ enao d anovan zareo carte @ anaranao ahafahanao mretirer an le volanao. Ny mahatsara azy dia tsy mangataka numero de compte sns (otrn mba oe ts arnaque) izy fa ny anaranao feno sy ny adressenao mazava tsara miarak @ num document(CIN, passeport, carte d'etudiant...)

To perform its task follow the following points:

Click on the current page (Description: "Click here to do the task") to load the code to form;
After loading the code click on the blue button ("Go To Page");
A new tab will be loaded on your browser;
Wait finalize the execution time of the task, insert the captcha value, and click "Finish This Task";
The flap will be closed and after a few seconds the new task will be released;
After the execution of all tasks the daily value will be saved.

Note: The user must perform all tasks to receive the payment.
5. radadatoa ( 11/03/2014 17:33)
ary toa oatr ny vola ts mazava ono iz io a
6. neiar ( 12/03/2014 08:30)
vola tsi mazava aona radadatoa? Alohan'ny tsi idirako anao inscription. Fa ti izi mila CIN, passeport etc no mampanahi. Za dia tena efa leo be an'ilay arnaque reni. Fa rh ohatra ka efa nahazo virment t@ io asa io tokoa i Annih dia teneno a. MIsaotra betska
7. tantely21 ( 20/03/2014 06:23)
za koa tena leo be an'ilay arnaque, za nefa mba intéressé @ ireny vadin'asa ireny ka mila ireo zay tena efa nahazo vola t@ io mba hijoro vavolombelona e:!
8. mirananirina ( 20/03/2014 11:42)
Mitandrema ihany fa ilainy izany ny identité-nao hanaovany arnaque etsy sy eroa. Tsy misy hanome vola maimaimpoana izany, miasa ary mbola vita? ny sasany ny tsy mandoa vola.
9. radadatoa ( 21/03/2014 13:46)
io ndray ry reto d ts anadan_dreninareo ka ipotsaka sos maina @nao@zao fa misy fanapahatenda s gadra ny sandany
10. Manyahk ( 22/03/2014 07:06)
Dia ahoana ny fomba fakana ny vol rehef avy eo
11. hery ( 01/04/2014 21:12)
Aleo aloha anakiray ihany no manao dia rehefa tena mahazo mitantara amin'ny olona hafa :-)

Amin'izay raha ohatra ka mba voa any dia mba iray ihany no voa
12. rinanto ( 02/04/2014 00:50)
ohatra ahy zao niditra stiforp, fa tsy hitako izay maha arnaque azy ; mazava be ny fitsipika fa mitady olona roa ianao, (mahazo commission 25USD isan'olona nampidirina) dia izay ampidirinao mampiditra olona roa ihany koa : fa ilay fidirana no misy vola aloa (USD50), izay tsy amin'ny fahefan'ny gasy loatra (nefa raha mahatafa olona 2 zany dia miverina ny vola). Nampisafidianina aho na compte banque na par carte MasterCard international no andraisako ny vola ; aleoko carte bancaire, izay efa voaraiko ary nataoko activation. Mon seul problème, pauvre daholo ny olona teo ambaniko dia tapaka ilay génération. Mandoa coti 10USD isam-bolana koa manko, dia andraisana 2USD par mois izay olona nampidirinao, ary 1USD kosa ny any ambany rehetra hatramin'ny 12è génération (génération complète = 8000USD par mois eo no saosy). Sahala am zay ilay izy, ka hoy aho hoe : tsy n'importe qui no iresahana azy itony fa mba jerena ihany izay mety manana relation tsy hanapaka ny génération anao. Za tsy mamitaka olona fa teneniko mazava hoe mba jereo aloha ny olona mety hiditra eo ambaninao vao miditra, farafaharatsiny mantsy mba mampiditra anankiray. Olona manana internet no ilaina. Izy ity tsy vola rahampitso na afaka 1mois, raha tsy hoe tsy matoritory ny mpandray anjara rehetra.
Mety misy liana angamba hijery dia omeko fa ato :
http://fahombiazana.stiforpfr.com
13. Manyahk ( 09/04/2014 06:16)
Salanitra e! Zah zao naaz 40 Dollars USD de aôn n fomb akan io vol io?
14. batshi ( 24/07/2014 10:41)

bjr,
aza dia sondriana @zavatra tsy marina ianareo fa tsy manome vola anao velively izany ireo siteweb ireo e!!!
za sa manome avo 2 heny @ vola izay azonao ao anatin'io site io raha tena mahazo tokoa ianao
maro mantsy ny zavatra efa nisy ohatran'io fa tsy misy manome vola izany
oh: towdollarclick ;tripleclick; profitclicking ; onex ; GTC ; ...sns
haiko avokoa ny fombafomba hanaovana azy ireo fa tsy misy manome vola na iray aza ny vola sy ny fotoananao fotsiny no lany @internet eo
raha mahaliana anao ny fanazavana ny moba azy ireo dia aza mlisalasala manoratra milamihary@gmail.com
ok mirary soa
15. nunogomes ( 10/03/2016 18:27)
za ku mba liana kay zavatr tsis dikany
16. elien8 ( 15/02/2019 06:21)

myst:



















zany mihintsy









azavao tsara aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0057