Firaisana

1. Annih ( 25/02/2014 15:22)
Manao ahoana daholo!!!


Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"

Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, mety ho marina ve izany???

Misaotra @ famoahan-kevitra!!!
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:57
2. ialahy ( 25/02/2014 15:51)
Tsy marina izany! mpandainga izay niteny an'izany na olona momba, tsy misy hifandraisany aminy fanaovana isan'andro no tsy mahabevoka, rehefa aminy periode maha-bevoka iny vehivavy dia bevoka foana na dia bandy manao in-10 isan'andro aza manao aminy.
misaotra
3. mirananirina ( 25/02/2014 19:01)
Hihihi mba mahita lazaina koa izany olona izany! Matanjaka foana ny ranon ´aina ny lhl ka donc maha bevohoka foana rehefa @ andro mahalonaka ny vehivavy.
4. hadji ( 26/02/2014 04:11)
dobo tsy mety ritra io e matanjaka kosa ianareo milely isan'andro sa io mihitsy no foto-tsakafo e rehefa lerany io dia bevohoka fany sipa aveo no mijaly rehfa mitondra vohoka raha totofana filahiana foana ny fivaviany misaina kely bainina (azafady fa direct be ily hevitro fa raha tsy tinareo dia angalao goma kely aafady)
mirananirina:

Hihihi mba mahita lazaina koa izany olona izany! Matanjaka foana ny ranon ´aina ny lhl ka donc maha bevohoka foana rehefa @ andro mahalonaka ny vehivavy.
5. tantely21 ( 19/03/2014 12:35)
tadidio koa fa mandreraka be zany a! isan'andro ve hanary calorie be foana tsy tena mahia be ny farany, avy eo tratry ny fatique!!!
6. djhamhal ( 24/03/2014 12:25)
mihinana kijavo sy mahogo @ voanio de huitre sy tekateka de asiana kôla kely ! fa tandremo sao mihinjitra eo an ! hi hi hi !!!!!
7. hadji ( 18/04/2014 06:45)
resa dely
8. sahia ( 03/07/2014 04:38)
Ka lay sipa ange izany no mety TE HANAO RAPPORT isan'andro e, zany hoe ny bandy manao aminy miovaova foana fa raha RAINIKETAKA NY HO BEVOHOKA ry kala dia zairo fa aza velarina isan'andro zany an, ny bandy ndray mipetaka foana rehefa mahita an, indrindra moa ka amin'ilay tsy azo hanaovana iny ny ao ambovo
9. Jock ( 09/01/2015 05:50)
Resa-dehilahy marina fa tsy lainga. Mazotoa ary e!
10. iriantso15 ( 19/02/2015 07:56)

Jock:

Resa-dehilahy marina fa tsy lainga. Mazotoa ary e!
hihi kivy ratr JOCK marna!
dimbaka anie reo e
11. iriantso15 ( 19/02/2015 08:19)

Annih:

Manao ahoana daholo!!!


Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"

Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, mety ho marina ve izany???

Misaotra @ famoahan-kevitra!!!
12. JHONNYnathan ( 23/11/2015 11:23)
ary inon r zalah mapatavy aingan f za te atavy f kel loatr?
13. fredkwel ( 21/06/2016 13:57)

[JHONNYnathan]
ary inon r zalah mapatavy aingan f za te atavy f kel loatr?
[minana hanin bdb d asio tavikena sy karazan sakafo b menak toy ny fr0mage,beurre,... de malak matav ku]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2574