Vahaolana ve?

1. Annih
(
25/02/2014 14:57)
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
Tena tsy mba voavaliko mihintsy io fanontaniana io ary isan'ny tena manahirana ny saiko satria izaho taorian'ny fisarahana nandritry ny fotoana fohy t@ olon-tiako dia nisafidy io fihetsika io aho rehefa niverina niaraka indray izahay @zao fotoana izao. Eritreretiko mantsy indray² fa fomba iray entiko hanehoako ny fitiavako azy izy io sy mba tsy hitodiany any ankafa intsony. Zany hoe mba tsy hieritreretany ny mbola hanao RS any an-kafa indray.
Manantena ny hevitrareo tsirairay avy!!! ;-)

novalian'i djhamhal ny 24/03/2014 12:15

2. sipagasy
(
25/02/2014 15:17)
Annih:

Amiko tsy dia ilay RS ihany no hoe mampijanona na tsia ny fitiavana fa eo ihany koa ny fifampitokisana ka raha tsy hitokisanao intsony izy akory atao? ohatran'ny hoe voatery ianao hiray aminy na tianaoa na tsy tianao mba tsy handehanaany any an-kafa? amiko izany karazan'ny 'fanandevozana vatana an-kolaka" ihany, fijeriko manokana anefa izany fa asa ny an'ny hafa! fa dia mahereza!

3. Annih
(
25/02/2014 15:30)
sipagasy:

Sipagasy> Io teny iray io no adinoko ny namoaka azy tao, ilay oe "fifampitokisana". Izy efa itako hoe te hisaoty ny tamboho izay mamefy ny fiarahanay izany hoe itako te hampirafy izy fa sady sahy izy no tsy sahy. Dia izay no nahatonga ahy nanao io fihetsika io.
Mbola tsy laviko ihany koa ilay hevitrao hoe fanandevozana ny vatana fotsiny ny ahy nefa aho efa tsy mahatoky azy. Inona no tokony ho ataoko ary e??? :-(

4. shannie
(
26/02/2014 08:02)
tsy ny RS iany aky no atao oe fitiavana an, ankoatra ny fifampitokisana iany koa dia ilaina ny fifandeferana, fifanajana sns.. ny fifampiresahana indrindra iany koa fa tsy oe mifankaita d mifanoroka s manao RS d samy miala indray avy eo. rehefa itanao misy fihetsika tsy mazava eo @ fiarahanareo dia mifampiresaha, sao mba misy toetra tsy ifankazahoana ao. miara mamaha ny olana ianareo 2 @zay. (aza dia mikoropaka @ le RS fa tsy dia tsara koa ne io raha dia atao isanandro e, mb mila maka aina na ny vatana aza, ny lastika ne godraka rhfa enjanina fôna eh) bn chance d courage.

5. Annih
(
26/02/2014 08:06)
shannie:

Misaotra betsaka Shannie a!!! marina avokoa izany voalazanao izany ary ho ampiarko manomboka androany! ;-)

6. ombelline
(
26/02/2014 16:02)
Annih:
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
Tena tsy mba voavaliko mihintsy io fanontaniana io ary isan'ny tena manahirana ny saiko satria izaho taorian'ny fisarahana nandritry ny fotoana fohy t@ olon-tiako dia nisafidy io fihetsika io aho rehefa niverina niaraka indray izahay @zao fotoana izao. Eritreretiko mantsy indray² fa fomba iray entiko hanehoako ny fitiavako azy izy io sy mba tsy hitodiany any ankafa intsony. Zany hoe mba tsy hieritreretany ny mbola hanao RS any an-kafa indray.
Manantena ny hevitrareo tsirairay avy!!! ;-)
Sarotra be izany olanao izany an !
Tahaka ny hoe vidianao @ RS ny fitiavany no fahazoako azy. Ny fitiavana tsy RS fotsiny na dia mila an'izany aza, ary indrindra indrindra ny lehilahy dia afaka manavaka tsara ny fitiavana sy ny RS fa ny vehivavy no mampiaraka azy 2 ireo .
Ny vehivavy no hoe manao RS @ bandy iray satria tiany io bandy io, fa ny bandy afaka manao hoe anaovako RS fotsiny ity sipa ity na tsy tiako aza
Diniho tsara ihany an

7. moi
(
27/02/2014 04:36)
manana namana aho tena nanao izay mety satria fantany hoe miodina ny vadiny ! fa tsy mahatana azy ho hendry izany ny RS isanandro ! Tsy ireo tsy afapo amin'ny RS ihany ange no miodina e, fa finiavana hifanaja io, fifehezantena io, fahatahorana an'Andriamanitra ... izany no ilaina eo amin'ny olondroa mifankatia.
RS atolotrao contre RS any ivelany zany no match isan'andro e, dia haharesy foana ve ny RS atolotrao ?

8. hery
(
02/03/2014 18:43)
Raha tsy hoe tena vizanina amin'ny RS isanandro isan'ora dia tsy afaka miodina intsony.. En fait, miodina an'eritreritra sisa

9. vonynive
(
03/03/2014 09:31)
ombelline:
Annih:
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
Tena tsy mba voavaliko mihintsy io fanontaniana io ary isan'ny tena manahirana ny saiko satria izaho taorian'ny fisarahana nandritry ny fotoana fohy t@ olon-tiako dia nisafidy io fihetsika io aho rehefa niverina niaraka indray izahay @zao fotoana izao. Eritreretiko mantsy indray² fa fomba iray entiko hanehoako ny fitiavako azy izy io sy mba tsy hitodiany any ankafa intsony. Zany hoe mba tsy hieritreretany ny mbola hanao RS any an-kafa indray.
Manantena ny hevitrareo tsirairay avy!!! ;-)
Sarotra be izany olanao izany an !
Tahaka ny hoe vidianao @ RS ny fitiavany no fahazoako azy. Ny fitiavana tsy RS fotsiny na dia mila an'izany aza, ary indrindra indrindra ny lehilahy dia afaka manavaka tsara ny fitiavana sy ny RS fa ny vehivavy no mampiaraka azy 2 ireo .
Ny vehivavy no hoe manao RS @ bandy iray satria tiany io bandy io, fa ny bandy afaka manao hoe anaovako RS fotsiny ity sipa ity na tsy tiako aza
Diniho tsara ihany an
marina tokoa izany fa ny lehilahy ange RS no tiany ho azo dia amour no lazainy dia eo isika vehivavy rendrika : manome ny nofo satria tia ny fo

10. ravonjison
(
19/03/2014 09:48)
Annih:
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
Tena tsy mba voavaliko mihintsy io fanontaniana io ary isan'ny tena manahirana ny saiko satria izaho taorian'ny fisarahana nandritry ny fotoana fohy t@ olon-tiako dia nisafidy io fihetsika io aho rehefa niverina niaraka indray izahay @zao fotoana izao. Eritreretiko mantsy indray² fa fomba iray entiko hanehoako ny fitiavako azy izy io sy mba tsy hitodiany any ankafa intsony. Zany hoe mba tsy hieritreretany ny mbola hanao RS any an-kafa indray.
Manantena ny hevitrareo tsirairay avy!!! ;-)
Diso fipetraka ilay fanontanianao. Tsy izahay eto no tokony nanontanianao fa ilay sipanao avy hatrany : anontanio izy hoe inona no azoazonao kokoa, ny manao isan´andro sa isaky ny roa andro, sa isaky ny telo andro sns...? Dia izy ihany no hilaza aminao ny faniriany.
Possible mety hisy hahoro anao eto hoe , mety tsara izany satria efa mba nataony koa ary nahomby. Mety tsy izay anefa no tian ilay sipanao...
Rémarque: raha ny hahatsara ny fiarahanareo no tanjonao dia mba asio fihetsika koa any amin´ny domaine hafa fa tsy io RS io fotsiny ihany. Manandanja tokoa io, saingy tsy io ihany no mitana toerana eo amin´ny fiarahana.

11. djhamhal
(
24/03/2014 12:15)
raha RS ;zany oe raha SEXE dia tsoriko fa tsy ianao irery no manana an io(miala tsiny fa mety ho mafimafy angamba ilay fiteniko ) ; afaka mitsaingoka izy eny @ zay occasion mifanandrify aminy eny ary afaka mividy koa izy raha ilainy zany ! ny tiako ahatongavana dia tsy io miitsy no itazonana na anambatambazana lehilahy fa fitiavana sy toetra ary fanahy tsara asehonao izay tsy manatsahala amin olona maro eto ambonin ny tany ka nahasarika azy sy naha babo azy taminao ! dia asehoy izay ho tsapany !Dia ho hitanao fa tsy mila tazonina zany akory io fa mijanona eo ho azy !
dia mahereza e!!
dia mahereza e!!