Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 11/04/2014 10:44)
NY FARAN’NY ANDROM-PAHASOAVAVA
[color=red]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana... tohiny
novalian'i Maranatha ny 18/04/2014 05:10
hery ( 10/04/2014 18:38)
Mamo sa tsia? loll
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg[/img][/url]... tohiny
ramiarantsoa ( 10/04/2014 15:11)
Miarahaba, Moa ve afaka telecharger -na ny tonon...
Miarahaba, Moa ve afaka telecharger -na ny tononkalo tiana hampidirina ? Misaotra. ... tohiny
toriteny ( 10/04/2014 13:21)
Indray andro hono (tena marina)
Indray andro hono nisy mpivady tsy niteraka nefa efa samy lehibe izy mivady. Nefa dia nisy niteny azy ireo fa hanana taranaka tsy tamboisaina izy mivady. Dia hoy ravehivavy miteraha ianao amin'ny mpan... tohiny
novalian'i dydyh ny 17/04/2014 10:34
Maranatha ( 09/04/2014 08:04)
Ny lalàna sy ny famindram-po (fahasoavana)
Natao tsotra ny resaka mba hahazoan'ny rehetra azy tsara. Natao miendrika tantara. Nametraka lalàna ny Mpanjaka mba hampiharina ao @ fitondram-panjakany. Raha mampihatra (mankato) izay voalazan'io ... tohiny
novalian'i toriteny ny 10/04/2014 06:32
rhaj0 ( 08/04/2014 14:29)
mivavaka ny ankizy
Nahita ny ampianarina ny ankizy any @ sekoly katolika taty aho, ny @ rahefa mivavaka. Dia napetraka ny tranga, hoe, i Ketaka dia tsy nihaino ny r-a-d-ny, ary dia tafaborotsaka tamina tranga izay man... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/04/2014 12:58
Lesla ( 05/04/2014 00:33)
29 mars 1947...toy ny valalan'alika ?
Mbola midika inona @ isika malagasy io daty io?firy ny olona, indrindra ny tanora mbola mahafantatra any io tantara io?mampalahelo fa toa efa saika tapitra maty daholo ny ankamaroany malagasy nandray ... tohiny
novalian'i lesla ny 21/04/2014 14:03
Maranatha ( 04/04/2014 10:42)
IREO VOKATR’ILAY FEO MAFY
[color=red]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2014 12:36
Mamatsi ( 03/04/2014 12:01)
Miarahaba antsika rehetra, Kely, nanahirana ny RA...
Miarahaba antsika rehetra, Kely, nanahirana ny RAD lay ankizy, lehibe mbola tahaka izany koa, nandanian'ilay RAD ny fahatanorany, ary niteraka alahelo ho azy mandrapahafatiny raha tsy nanana fo sy ni... tohiny
Bi-zuh ( 03/04/2014 07:49)
Vohoka sy fiterahana
Bjr daholo. Mitondra vohoka iray volana aho ary mbl ts nandeha njery gyneco. ka Saika mb anotany hoe aiza no misy gynéco azo anatonana tsara dia otrin kay ny budget tokon homanina mandrintra ny vohok... tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 11:28
milamm ( 02/04/2014 10:58)
elefanta manao sary hosodoko
betsaka ireo zvt mety vitany biby tsy eritreretintsika ao ny dolphin mahay manao sary fa ty elefanta avy any Thailand Suda no anarany dia mampiaky fa tokana ny talenta ananany azo antsoina ngamba oe R... tohiny
moustaraf ( 02/04/2014 06:59)
tokana sa 12 ny vavahady idirana @ paradisa?
"Izaho no vavahady, raha izaho no didira'ny olona dia ho velona izy" "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankay @ Ray afa-tsy @ alalaKo" "....Indro Jerosalema vaovao.....misy vavah... tohiny
novalian'i toriteny ny 15/04/2014 06:40
milamm ( 01/04/2014 15:43)
misitery ny voromby malaiziana nanjavona
mbola tsy nahazahoambaovao hatraminy zao na de firenena marobe aza no mikaroka ny sisa tvaela @ io voromby MH370 malaiziana sy nny mpandeha 239 tao anatiny, mahagaga ihany satria raha finday aza @ zao... tohiny
notron ( 01/04/2014 07:16)
Naninona teto Madagasikara ny GICM
salama e! Nandalo teto Madagasikara ny GICM (Groupe de Contact International pour Madagascar), izany hoe : ireo vondrona aty @ faritr'i Afrika (COMESA, COI, SADC, UA, sns..) izany hoe ireo rantsan... tohiny
novalian'i vonynive ny 02/05/2014 06:24
djhamhal ( 01/04/2014 04:56)
Bitro
Miarahaba antsika rehetra ! inona kay no anarana azo hilazana ny bitro amin ny fitenim -paritra rehetra izay misy eto madagasikara ? dia misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/09/2014 21:40
tsitialainga ( 31/03/2014 23:12)
taom-baovao malagasy
Miarahaba ny Malagasy ambany lanitra rehetra tratry ny taona vaovao e. Dia ho zina hoantsika mianakavy indray ity taona manontolo ity.... tohiny
Maranatha ( 31/03/2014 05:27)
Ilay feo mafy sy ilay fanoherana
[color=red]… Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ts... tohiny
novalian'i Maranatha ny 03/04/2014 05:41
YDIFAS ( 29/03/2014 20:17)
MANGOTRAKA
Miarahaba antsika rehetra amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy indray, ry havana malala. Ho amintsika mianakavy anie ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy omban’ny Fampiraisana avy a... tohiny
novalian'i toriteny ny 02/04/2014 15:22
YDIFAS ( 29/03/2014 20:16)
MANGOTRAKA
Miarahaba antsika rehetra amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy indray, ry havana malala. Ho amintsika mianakavy anie ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy omban’ny Fampiraisana avy a... tohiny
milamm ( 29/03/2014 16:16)
foza oe loza amantany zany ozy lavanify
tena loza zany mampitaha olona @ biby nge zany e http://www.youtube.com/watch?v=kzg3IRvx0iI lol.............zay vao itako ty aoka lavanify fa i raforsa zao no mitana ny lakile a... tohiny
novalian'i Lesla ny 05/04/2014 00:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.8087