Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Tefigasy
(
17/04/2014 04:49)
Ataon'ny olona ho iza moa Aho ? - ataon'ny olona ho iza moa ianao ? - ataonao ho iza moa ianao ?
Mahafaly ahy indray ny manolotra ho anao ireo fanontaniana mampieritreritra napetraky ny Tompo amin'izao fotoana manakaiky indray ilay andro napetraka hahatsiarovana ilay fahafatesana, ilay nijaliana,...
tohiny
novalian'i Tefigasy ny 18/04/2014 06:11
rabaradaka
(
16/04/2014 17:36)
PM manodidina ny 50 - 60 taona no tsara
ny tena tiako aloha dia Praiministra tsy antitra be toa an'io KOLO io. I BERIZIKY tsy ratsy fa be resaka sady saro-tahotra loatra e !...
tohiny
zazabel
(
16/04/2014 17:34)
Manomboka mahalina zany toe-draharaha zany
Akanonotonona anarana am'zay...aza na mba hisy hosamborina aloha...na mety ho be ny maty am'zay basy vava na ko mba hisy tombony hoe an'vahoaka am'zay reto harena be tanisaina eto reto...wait and see
...
tohiny
novalian'i Lesla ny 26/04/2014 21:22
rabaradaka
(
16/04/2014 17:32)
miray tsikombakomba ny Police sy ny Fokontany ao Ambodihady
rehefa tratra ireo jiolahy namaky ny biraon'ny fakan'ireo be antitra pension teny Analamahitsy dia fantatra fa basin'ny POLICE avy ao amin'ny borobory tany faha-VI Ambohimanarina ny basy. Dia jerena f...
tohiny
rabaradaka
(
16/04/2014 17:28)
Fialokalofan'ny jiolahy ny fitondrana
Vao voapetraka ny PM dia misarangotra daholo ireo jiolahy politika, ohatra izany Holijaona Rabaonarijaona izany izay DGA an'ny FLAMCO dia nananan'ny karana vola an'arivony tapitrisa, efa nigadra in-dr...
tohiny
toriteny
(
16/04/2014 11:19)
Hira fiderana tinareo indrindra
Ny ahy tsy haiko ny mihira izy ito fa mahafinaritra b ahy na ny tonony na ny hirany
Indray andro any hiriko indrindra Jeso
Ho isan'ireo raisinao
ary amin'izay, hitsangana avy amin'ny vovoka
Ny anjely...
tohiny
novalian'i Tefigasy ny 02/05/2014 07:20
borishaja
(
16/04/2014 10:15)
famelomana "puce" TARATRA Mobile;
Mba saika hanontany raha misy afaka hamaly fa tsy hitako izay hijerrevana ny valina antay tranokala: Ahoana kay ny fomba famelomana indray (réactivation) ny "puce" Taratra Mobile raha mbola azo atao...
tohiny
novalian'i yohanan ny 25/08/2014 12:13
vonynive
(
16/04/2014 09:26)
lalàna natao ho an'ny madinika ihany ve ?
Miarahaba ny mpisera
Isan’ny tranga nahavariana ihany ilay fandrodanana trano tetsy Nanisana satria dia nomena alalana hanorina trano teo amin’io faritra io ireo fianakaviana vitsivitsy tany aloh...
tohiny
vonynive
(
16/04/2014 09:23)
lalàna natao ho an'ny madinika ihany ve ?
Miarahaba ny mpisera
Isan’ny tranga nahavariana ihany ilay fandrodanana trano tetsy Nanisana satria dia nomena alalana hanorina trano teo amin’io faritra io ireo fianakaviana vitsivitsy tany aloh...
tohiny
randz
(
16/04/2014 07:34)
Aiza no mba misy toerana fampianarana valiha?...
Aiza no mba misy toerana fampianarana valiha?...
tohiny
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 12:44
Charoumeni
(
15/04/2014 11:40)
Momba ny pasipaoro
Bonjour daoly o
Mba hanontany antsika namana eto @ serasera azafady e. Mikasa ho any ivelany aho @ mois d'aout ho avy zao, d mbola mandeha v le pasipaoro taloha sa tsy maintsy soloina biometrique amz...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/07/2014 15:41
toriteny
(
15/04/2014 10:38)
Mamonjy amin'ny fahafatesana ny Tompo
Tsara ry reto ny lohahevitra amin'ito volana aprily ito a. Io angamba no lohaevitra tsara indrindra hatrizay...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/04/2014 12:44
endriny
(
14/04/2014 18:04)
Ny fahendrena Malagasy tsy lany
Maro ireo fahendrena ombam-pinoana voatahiry amin'ny fomba sy ny ohabolana Malagasy, saingy isika Malagasy mandroso moa tsy mandala azy, nefa ireo no fahendrena sy finoana mifanaraka amin'ny zava-misy...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:49
rhaj0
(
14/04/2014 14:52)
born again Christian
nakisako eto ity fifanakalozana t[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m533bb567317d5]ato[/url] ity fa lasa nanimba ny lohahevitra tao.
[quote]O ry Toriteny a.. lazaovy ahy hoe tsy "born again ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:52
toriteny
(
14/04/2014 06:54)
Ho an'ny Hery indrindra indrindra
Inona moa ry Hery no tena antony tsy hanambadian'ny mompera? Tena tsy mety mihitsy v raha avela hanambady am zay ny mompera e. Normalement tsin tsitako izay tokony ho sakana tsy hahafahan'izany. Tsy m...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/04/2014 06:56
endriny
(
13/04/2014 06:36)
Fihinanana argile
Betsaka ny olona no mampiasa ilay atao hoe argile vert. Tsara ho fantatsika anefa fa ny alumine ao amin'ny argile dia mety hifanolo amin'ny sokay eo amin'ny hozatra sy ny atidoha, ka mety hiteraka fik...
tohiny
bazylou
(
11/04/2014 21:34)
io fa gasin andafy safiotra
Ny PM ry gasin andafy izany. Tohano izy fa na teny gasy aza tsy Hainy.
Sady le gasin andafy fatritrany mihitsy an.
Hahazo taratasy daholo amin izay ny klandy rehetra fa efa andevo frantsay no eo.
Be...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/04/2014 14:28
ravatorano
(
11/04/2014 14:49)
Ingahy Kolo Roger no praiminisitra vaovao sy voalohany amin ity repoblika faha efatra ity !
Araka ny vaovao nandeha tamin ny radio maro indrindra fa ny rnm moa dia nanendry an Ingahy Kolo Roger ho praiminisitra ny filoham-pirenena Hery Rajanoanarimampianina anio !
Ingahy Kolo Roger dia terak...
tohiny
novalian'i hadji ny 18/04/2014 06:41
rhaj0
(
11/04/2014 14:41)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy
Ito raharaha ito dia tena mampatezitra mafy ny olona aty. Ary ny filazan'ny sasany aza, dia ity scandale ity no (isan'ny) mampiala ny olona @ Eglizy katolika. Asa raha mba mahataitra anareo ihany izan...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 12:55
Tsiresy91
(
11/04/2014 11:10)
Salama daholo ve e?Saody mba misy mahalala na mah...
Salama daholo ve e?
Saody mba misy mahalala na mahafantatra ny mpihira sy ny lohatenin'ito hira ito,tsy haiko manontolo aloha ilay izy fa santionany kely ihany e.
Misy hoe: Lay patalohako jese
Natao...
tohiny
novalian'i Ravakiniaina. ny 14/04/2019 13:44
