Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 10/05/2014 09:22)
tsy mamely ny ao amin'ny fiadidiana ny repoblika
tena hita hoe amateurisme be mihitsy ary voaporofo izao ny ataon'ireo ao anaty lapa, aiza ve ka Olom-panjakana ambony (samy exécutif) nefa dia indray andro no hisehoany télé, PM teny Tsimbazaza, He... tohiny
rhaj0 ( 09/05/2014 16:41)
Nanatrika Lamesa.. fijeriko azy...
Tena mba voalohany t@ fiainana aho no nanatrika lamesa (tena lamesa) tatsy @ Notre-Dame Cathedral Basilica aty Ottawa ([url=http://www.notredameottawa.com/]jereo ato[/url]). Toa izao no hitako sy reko... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2014 15:01
rhaj0 ( 09/05/2014 14:37)
Inona no tanjonao @ fandrosoana lohahevitra eto...
Nametraka fanontaniana ahy i Hasina tatsy hoe : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536aeb0f206b9#m536bbe70e06a3]Tsy haiko izay tena tanjonao amin'ilay lohahevitra ...[/url] @ ankapobeny, ... tohiny
novalian'i toriteny ny 07/06/2014 21:35
Maranatha ( 09/05/2014 09:59)
NY LOZA FAHA FITO SY IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA
[color=red] Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izan... tohiny
bazylou ( 08/05/2014 23:10)
any amin i rossy indray
Izao ny baolina ry zalahy....... Akijijy hono e..... Beeuurk... tohiny
novalian'i endriny ny 31/05/2014 05:55
bazylou ( 08/05/2014 23:06)
efa rajakom bazaha
Izao no filoha, dépité, minisitra... Mitondra an i madavfa mbola tsy tafavoka ihany. Beuurrk... tohiny
danibe ( 08/05/2014 21:00)
code de la déontologie
Slt daholo e! Sao dia mba misy mahalala hoe aiza no ahitana ny texte ny code de la déontologie des enseignants à Madagascar. efa mba nitady tany rehetra tany aho fa tsy nisy a! izay mba afaka manamp... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:24
katiti ( 08/05/2014 17:59)
BNI Madagascar -50% des actions lasan'ny consortium n'i Hassanein Hirdjee
Salama daholo Tsara ho fantatsika fa ny 50 % ny actions BNI dia lasan'ny consortium n'i Hassanein Hirdjee. Navoakan'ny conseil d'état omaly fa afaka ny sakana zay nampiantona an'io varotra io teo alo... tohiny
Tefigasy ( 08/05/2014 11:14)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy araka ny baiboly : ny fisoronana.
Rehefa avy naneho ny mikasika ny [b]fitsaharana(ny sabata), ny famorana izay tandinon'ny batisa sy ny batisa[/b] dia hijery indray isika eto ny mikasika [b]ny fisoronana[/b]. Boky iray manontolo ao a... tohiny
novalian'i endriny ny 23/05/2014 00:10
rhaj0 ( 08/05/2014 02:25)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (2)
Mitohy ny tantara noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5347ff1f03b6c]tatsy[/url]. Vaovao farany io izany dia, ohatra [url=http://www.cbc.ca/news/world/vatican-says-848-priests-de... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/05/2014 14:26
toriteny ( 07/05/2014 14:35)
Iza ary no mahalala ô!
Hoy ny Jao10:9 " Izaho no vavahady ; raha Izaho no hidiran'ny olona , dia hovonjena izy [b][u]ka hiditra sy hivoaka[/u][/b] sady hahazo hanina". (en vf: Je suis la porte. Si quelqu'un entre par moi, i... tohiny
novalian'i toriteny ny 14/05/2014 13:50
Lesla ( 06/05/2014 21:51)
Te hanangana big band ka mitady ireto...
Mitady trompettistes 3 Trombonistes 3 Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton) Contrebassiste na bassiste 1 Pianiste 1 guitariste 1 Batteur 1Mila mahay mamaky partitionsTia jazzMipetraka eto franceNy... tohiny
Lesla ( 06/05/2014 21:40)
Mitady
Mitady trompettistes 3 Trombonistes 3 Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton) Contrebassiste na bassiste 1 Pianiste 1 guitariste 1 Batteur 1 Mila mahay mamaky partitions Tia jazz Mipetraka eto franc... tohiny
novalian'i ombelline ny 13/05/2014 09:23
bazylou ( 04/05/2014 09:06)
iza no hahazo ny laka
Rakrisy sa i be....... Rahampitso ao amin ny antenimieram pirenena ?... tohiny
novalian'i zazabel ny 10/05/2014 15:42
andrywui ( 04/05/2014 08:29)
NO COMMENT
[img]http://img.over-blog.com/501x384/3/29/25/58/1-LES-ILLUMINATI-SES-ALLIES-ET-LES-CHEFS-JESUITES/JESUITE-ILLUMINATI-MACON-3/4-croix-renversee-symbole-occulte-vatican.JPG[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/05/2014 18:14
endriny ( 03/05/2014 20:52)
Miheritreritra ny ho any an-danitra
Sarotra ho ahy io raha ny finoana kristianina satria izaho tsy mazava fihodirana no sady tsy manana ra israelita... Araka ny voalaza ao amin'ny baiboly. Dia tsy ho any an-danitra aho izany....... tohiny
novalian'i toriteny ny 09/05/2014 14:48
rabaradaka ( 03/05/2014 07:58)
Ny fitsinjaram-pahefana tao amin'n KOLOTV ny sabotsy omaly, avo lenta ny resaka
Tsara ilay fandaharana ary nahafinaritra tokoa ny ady hevitra mikasika ny fitsinjaram-pahefana tao : mpanao politika ny iray, mpikaroka manam-pahaizana ny iray ary administrateur civil ny iray. Fa ny ... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2014 09:04
Maranatha ( 02/05/2014 10:18)
NY ZAVA-MISY IZAY MANEHO NY LOZA FAHA ENINA
[color=red] Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizi... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/05/2014 15:09
vonynive ( 02/05/2014 07:03)
ILES EPARSES DE MADAGASCAR
miarahaba ny mpisera mahate hidera ny hetsika na asa na resaka na fanehoan-kevitra momba ireo nosy misandrahaka manodidina ny nosintsika ataon'ireo rantsamangaika ankehitriny, na ny mpitondra fanjakan... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/05/2014 12:04
essera ( 02/05/2014 07:02)
Niverina ao amin'ny tarika Green i Jaquot lead vocal teo aloha
Rehefa nivoaka io vaovao io tao amin'ny RTA fandaharana belou dia hoy ry zalah hoe efa nisy artista niangavy mafy ny fiverenanao ao amin'ny tarika andriamatoa Jaquot. Asa raha efa henonao. Mbola tsy h... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4301