Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 31/05/2014 15:14)
Minstre donto sy bado mihitsy angamba e
Ity Rakotovao ity angamba no ministre donto indrindra fa saika tsy vitany ny nanao ny orgnigramme, iray volana taty aorian'ny nanendrena azy vao vita ny organigramme. Avy eo notondrena indray ity Bert... tohiny
vonynive ( 31/05/2014 08:25)
hetsika ho @ fananan-tany 03 jona 2014
(tsy fety fa fihaonana) miarahaba ny mpisera, Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONA... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/06/2014 05:09
rabaradaka ( 30/05/2014 11:36)
Tsy hahavita "2 mandats" ny HVM
Ireny hitantsika tamin'ny Télévision ireny zany no ekipan'i Hery hitondra ny firenena mandritra ny 5 taona, tsy ho lasa lavitra ireo raha ny fahitako azy ary tsy hahavita mandat roa ireo satrai ireo... tohiny
rabaradaka ( 30/05/2014 11:24)
Tafatsangana ny HVM saingy manilikilika ry zareo akaman'i Hery
Malahelo an'i Kolo Roger Premier Ministre aho leretsy a, raha ny logique politique dia tokony ho izy "en tant que PM en exercice" no Filohan'ity HVM ity na farafaharatsiny Secrétaire Général. Indri... tohiny
Maranatha ( 30/05/2014 11:07)
DRAFITRY NY FAMONJENA:NY TSIAMBARA-TELO IZAY NIAFINA NADRITRA NY VANIM-POTOANA REHETRA
[color=red]NY TSIAMBARA-TELO IZAY NIAFINA NADRITRA NY VANIM-POTOANA REHETRA[/color] [color=blue]“Ary ho an’ Izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’ I Jesosy Kris... tohiny
novalian'i Maranatha ny 06/06/2014 05:30
vonynive ( 30/05/2014 05:19)
hetsika ho @ fananan-tany 03 jona
miarahaba ny mpisera, Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONANA HO AN’NY FANANAN-T... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/05/2014 05:23
endriny ( 28/05/2014 16:35)
Tena tsy misy vidiny marina ny atao hoe Malagasy angamba ka
Vazaha namono zanak'olona no niharan'ny valifaty tany Nosibe. Im-polo kely ny filoha malagasy no nandalo tany mijery ny fivoaran'ny toe-draharaha sy mipasoka daomy. Malagasy maromaro niharan'ny valifa... tohiny
novalian'i endriny ny 12/06/2014 10:56
Maranatha ( 27/05/2014 10:47)
DRAFITRY NY FAMONJENA:ILAY FIVORIANA NITADIAVANA HAMERENANA INDRAY NY FIHAVANANA
[color=red]ILAY FIVORIANA NITADIAVANA HAMERENANA INDRAY NY FIHAVANANA[/color] [color=blue]“Eny Izy no hanao ny tempolin’ i Jehovah, ary Izy no hitondra voninahitra ka hipetraka sy hanapaka eo amin... tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/05/2014 10:50
vonynive ( 27/05/2014 05:22)
LYCEE AGRICOLE
miarahaba ny mpisera misy mahalala ve ny antony nanakatonana ny lycee agricole teto madagasikara ? ary rehefa nikatona izy dia nanaovana inona ? misaotra... tohiny
novalian'i Nav ny 28/12/2014 15:15
Tibao ( 26/05/2014 20:22)
Fampiasana ny tovona amin'ny teny malagasy
Miarahaba antsika rehetra, Mba afaka misy manazava ahy momba ny fampiasana ny tovona amin'ny teny malagasy ve ato amin'ny fizarana fanabeazan'i Serasera, somary very manko aho satria tsindraindray ts... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2014 13:24
rhaj0 ( 26/05/2014 16:58)
Afaka miara-miaina ve isika? (2)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m533462d293ac9] Ho tohizako indray ny resaka efa natao tatsy[/url]. Tsy izany fa rahefa mahita ny fifanakalozana eto aho, dia hotry ny mahatsapa fa tsy mif... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 17:47
pulm ( 26/05/2014 13:04)
Rossy sy ny fetin'ny reny
Nampalahelo ranga i Rossy t@alahady a! teny tsisy kil mitsy lery a! babangona be ny gradin! zany rehefa te iditra @politika eo ko! mbola aiza no anaovany azy e! ny olona tsy miteny fa @alalan'ireny no... tohiny
novalian'i pulm ny 27/05/2014 12:41
Maranatha ( 26/05/2014 05:29)
DRAFITRY NY FAMONJENA: ILAY ADY VOALOHANY TANY ANDANITRA
[color=red]ILAY ADY VOALOHANY[/color] [color=blue]« Ary nisy ady tany an-danitra, Mikaela sy ny anjeliny niady tamin’ ilay dragona ary ilay dragona mbamin’ ny anjeliny koa dia niady. » Apokalip... tohiny
novalian'i Maranatha ny 26/05/2014 07:06
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:56)
Anosivolakely Ahoana Zavamisy?
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2014 05:12
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:55)
Anosivolakely Ahoana Zavamisy?
To Miteraka Disadisa Anosivolakely Izao Fotoana Izao Fa Nahoana?... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:51)
AHOANA FOMBA FANANATRATSARANA OLONA MPANDROMBA FARITRA AMPATSAKANA , ISOTSY , AMPEFILOHA , MAHAMASINA , MANODIDINA.
BETSAKA NY MPANDROMBA AO MANGALATRA VILANY, COVETA, AKOHO, ANKANJO, VOLA, EPICERIE, FIARA, TOERAMPIVAROTANA, ANY AMPIANGONANA, FIHIRANA, BAIBOLY, TELEPHONE , ZAVATRA ECT MANAO LATSAK'ALINA IZY IREO . ... tohiny
novalian'i hery ny 16/10/2014 10:11
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:44)
Fampirafesina Ve Manaranaka Sa Toetraina?
Misy Fianakaviana Tena Mampirafy Akamaroany Hatraminy Dadabe Sy Bebeany Hatraminy Ray Amandreny Sy Zanaka Mampirafy Avokoa, Tsy Miraharaha Vava Olona, Miady Aman'olona, Mangalambadin'olona, Ary Tsy Ma... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:38)
TOVOLAHY AFAAFA METY AFAAFA
Misy Tovolahy 1 Metis Afaafa Mividy Sy Mivarotra Telephone , Mangalambola Ao Antranony, Ka Very Vola Matetika Zandriny Na Ray Amandreny , Tovolahy Vilambava, Farofy Lava, Entaketany Olona, Monina Mano... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/07/2014 10:41
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:04)
AHOANA NO MAHATONGA FANGALARANA VOLA?
Betsaka Olona Lasa Mangalatra Vola Satria Tsy Anasa, Tsy Tafita Fianarana, Sahirana, Mahanitra, Te Hangalatra Tsotra Izao Betsaka Mpangatra Vola Fangaroana Paosy, Fandrahonana, Takalon'aina, Tsy Fanan... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 19:56)
ASMATIQUE ARETINA MANARANAKA VE? SA TOEMBATANA?
Izahay Somary Sempotra Ny Renibenay Mamanay Dadanay Efa Sempotra, Dadanay Sy Mamanay Efa Somary Sempotra, Izaho Efa Niditra Hopitaly Fa Sempotra Be Asma Misoika Be, Ny Zandriko Koa Somary Sempotra . A... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3543