Fampirafesina Ve Manaranaka Sa Toetraina?

1. ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:44)
Misy Fianakaviana Tena Mampirafy Akamaroany Hatraminy Dadabe Sy Bebeany Hatraminy Ray Amandreny Sy Zanaka Mampirafy Avokoa, Tsy Miraharaha Vava Olona, Miady Aman'olona, Mangalambadin'olona, Ary Tsy Manome Vola Vady Amanjaka, Mangalambola Ahoana Hevitrareo?
2. mpisotrtoaka ( 05/09/2014 07:30)
รด ry Andriamena 45 a ! "tRy" manaranaka ny fampirafesana na koa hoe "toetRaina" fa Fitia te hiadaladala fotsiny ! Rehefa mismisy ny vola miditra d lasa izao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2741