Tafatsangana ny HVM saingy manilikilika ry zareo akaman'i Hery

1. rabaradaka ( 30/05/2014 11:24)
Malahelo an'i Kolo Roger Premier Ministre aho leretsy a, raha ny logique politique dia tokony ho izy "en tant que PM en exercice" no Filohan'ity HVM ity na farafaharatsiny Secrétaire Général. Indrisy anefa fa strapontin no seza nomena azy ao amin'ny HVM. Sa efa midika izany fa tsy haharitra eo enao M. Kolo, sa ve fanaovana tsinontsinona mihitsy ? Mila valiny tompoko
2. 5laody ( 30/05/2014 12:52)

rabaradaka:

Malahelo an'i Kolo Roger Premier Ministre aho leretsy a, raha ny logique politique dia tokony ho izy "en tant que PM en exercice" no Filohan'ity HVM ity na farafaharatsiny Secrétaire Général. Indrisy anefa fa strapontin no seza nomena azy ao amin'ny HVM. Sa efa midika izany fa tsy haharitra eo enao M. Kolo, sa ve fanaovana tsinontsinona mihitsy ? Mila valiny tompoko


Izaho koa dia malahelo ireo olona rehetra miady seza ho an'olon-kafa.
3. endriny ( 31/05/2014 05:46)
Antsoy Raimbl hihira ilay avalony tsara ilay mosoara...
4. rabaradaka ( 31/05/2014 14:57)
Fa nahoana tokoa ireto mpikambana ao anaty bureau politique an'ny HVM no ministre sy conseiller spécial an'ny Filoha Hery daholo ? Manahy aho fa ho raikitra indray ny fanaovana amboletra ny mpiasam-panjakana hiditra HVM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873