Nampalahelo ranga i Rossy t@alahady a! teny tsisy kil mitsy lery a! babangona be ny gradin! zany rehefa te iditra @politika eo ko! mbola aiza no anaovany azy e! ny olona tsy miteny fa @alalan'ireny no anehoany ny eviny
Tohizo fa tsara eee!!!!!
Tsy mbola tena nahita ny tatitra avy any aho aloha an... tsisy sary sns.
Rossy rehefa misy succès dia apetrak'i leiry ao amin'ny facebook-ny ny sary (Toliara, Antsiranana) fa tamin'ny tao Antsonjombe mbola tsisy sary aloha :-)