Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:40)
LEHILAHY AHOANA NY ILAHY
NY LEHILAHY TSY BOKA HERITAONA , NY LEHILAHY TSY VERY MANDEHA , NY LEHILAHY TSY MORA KIVY , MILA MIFITENA NY RAY MPIANAKAVIANA, NY LEHILAHY AFAKA MISOFERA KARAZANY FIARANA NA CAMION NA BUS ECT... LEHI...
tohiny
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:40
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:33)
Betsaka Tanora Voailika Atony Maro.
MILA MAKAHERY TENA, MILA MIVAVAKA , MAHAY MANDEFITRA , VOAILIKY OLOMBELONA TOY IZAY AILIKY ANDRHAMANITRA , ALEO MANAO TSARA TOY IZAY MANAO RATSY, ALEO ALAN'OLONA TOY IZAY ALAN'ANDRIAMANITRA . MANAOVA ...
tohiny
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 14:23)
TSY MANANA NAMANA
MISY OLONA TSY MANANA NAMANA , SAMY MANANA NY FANDAHARAN'ANDRIAMANITRA FIAINANY , AZA MORA KIVY FA MAHEREZA , ALEO TSY MANANA NAMANA NAMANA TOY IZAY MANANA NAMANDRATSY . MILA MIBANJINA FIAINA AMINY O...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/07/2014 10:38
ANDRIAMENA45
(
18/05/2014 13:12)
Masina Maria Niseo Tany Mahitsy .
NISEHO TANY MAHITSY ANTANANARIVO I MASINA MARIE , SOANIROA , MAHISY A 6KM , 30KM ANTANANARIVO . BETSAKA OLONA NAHITA TOERANA IO , BETSAKA NAHAZO FAHASOAVANA , BETSAKANA NIVAVAKA , EFA NISY NAHITA SARI...
tohiny
novalian'i ralaibozakapaul ny 21/06/2017 16:03
rabaradaka
(
16/05/2014 13:11)
taomy ny namana rehetra ho ato no hanao forum
tena tsoriko fa malalaka ny serasera eto, tsisy sivana, aoka kosa tsy hiteny ratsy na teny mamoafady isika, aoka koa mba samy hifanaja. Tiako be ity serasera ity...
tohiny
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:33
rabaradaka
(
16/05/2014 13:08)
Ny zanak'Israely tany Egypte, tena marina ve ?
Tena tonga tany Egypta tokoa ve ny zanak'Israely ary nampijalian'ny Egyptiana tokoa ve ? Ny fouille archĂ©ologique natao mantsy dia tsy nisy trace na iray aza mikasika ny zavatra notantarain'ny EksodĂ...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:47
rabaradaka
(
16/05/2014 12:23)
esory haingana ny fako manoloana ny EPP Anosisoa
raha teo anoloan'ny fianaran'ny zanaky Hasina Andriamanjato na ireo mpitondra ireo ny fako mivangongo manoloana ny EPP Anosisoa lĂ lana mankany Ambohimitsinjo Ambohimanarina dia mino ve enao fa mbola ...
tohiny
novalian'i 5laody ny 17/05/2014 10:38
Tefigasy
(
16/05/2014 06:30)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy: paska, pantekosta, ny lalĂ na, ny fahasoavana.
Raha ny tokony ho izy dia ny paska sy ny pentekosta ary ny lalĂ na aloha no tokony naroso alohan'ilay fisoronana efa naroso tany amin'ny lohahevitra teo aloha. Saingy vao haingana ireo lohahevitra ire...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/05/2014 11:18
maranatha
(
16/05/2014 06:02)
AVY EO AMIN-NY TOLONA MANKEO AMIN-NY FANDRESENA
[color=blue] …. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny faha...
tohiny
rado73
(
15/05/2014 13:03)
miady contact sipa Fort-Dauphin
Bandy vao tonga FD d mba mila sipa fa omeo concat ze manana eh
radonirina.rabeson@yahoo.fr...
tohiny
hery
(
14/05/2014 14:09)
Nangina ve ny infogasy?
Ohatra ny tsy misy mandalondalo intsony ao amin'ny infogasy.net ry zalahy. Nangina ve? Sa variana any amin'ny facebook? :-)
Zavatra tokony hampidirina ao koa izao ireny review-na zavatra vaovao ireny,...
tohiny
novalian'i Nav ny 18/10/2016 05:41
annick
(
14/05/2014 11:31)
aona no tena amatarako fa tia ahy marina izy e?nefa lavitra ny elanelatany misy anay ,mba meo hevitra oe za zay maita?
mba meo torohevitra kely aho rireto sao lany andro fotsiny manatena azy ...
tohiny
novalian'i shala ny 14/06/2014 22:02
mamonjy1
(
13/05/2014 17:51)
Natory tao Ampasana ve ilay zanak'Andriamanitra rehefa naty.
Faly miarahaba anareo indray aho @zao fotoana izao?
Samy ho tahiny Tompo Avy isika.
Efa hatr'aminy ela ny olona sasany no nilaza fa rehefa naty ny Tompo,de mbola natory tao ampasana aloha Ary nitsan...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2014 11:49
cyril
(
13/05/2014 09:45)
Mila hevitra fa lany ny barìka Tiko
Tena tsy mahita hevitra intsony ny mpanao borety ety am tanà na fa efa lany tanteraka izao ny barìka Tiko. Ny daba afaran'ny karà na nefa malemy kely tsy azo atao inona. Tena mitady fatina tomobil pe...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/05/2014 14:51
hery
(
13/05/2014 08:02)
Mbola ilaina ve Ravalomanana
Tafiditra tanteraka ao anatin'ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina isika amin'izao fotoana izao, ny zavatra nolazainy tamin'ny zoma dia hoe izao amin'izay izy vao tena hiasa satria izay vao tena mi...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2014 05:51
matyvady
(
12/05/2014 14:36)
fomba amam-panao
salama tompoko,
maty vady vo vetivety za, mananjanaka fa tsy vita vodiondry. Vo teo am-pikasana fa indrisy mantsy...
Araky ny eriteritrareo tokony haton'ny havam-badiko fombafomba ve ireo zaza ireo s...
tohiny
sahia
(
12/05/2014 07:29)
Paompy vita malagasy
Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo.
asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampia...
tohiny
novalian'i sahia ny 22/05/2014 04:50
Langoro318
(
12/05/2014 07:13)
Ny tanora sy ny fivavahana
Fa nahoana ho'aho ny tanora izay mivavaka amin'ireny fiangonana zokiny ireny no vitsy no tena resy lahatry ny fnoany ka manana an'i Jesosy marina e? Matetika mantsy ianao rehefa mahita tanora vontompi...
tohiny
novalian'i Langoro318 ny 19/05/2014 12:38
mamonjy1
(
11/05/2014 19:32)
Tokony hanamaivana an'i jesosy kristy ve isika milaza hoe kristianina?
Miarahaba ny rehetra tsy ankanavaka.
MARO AMINTSIKA.@ZAO FOTOANA IZAO NO MILAZA HOE KRISTIANINA AHO,NEFA MBOLA MANAIKY IHANY IZY HOE: KATOLIKA AHO,NA LOTERIANINA AHO,NA NY HAFA.....
Tena zavatra mahag...
tohiny
novalian'i toriteny ny 16/05/2014 08:13
rabaradaka
(
10/05/2014 10:38)
tena mibaribary fa tsy mahay ny PM Kolo
raha ny zava-misy teny Tsimbazaza aloha dia mazava fa tsy mahay ny PM Kolo Roger, tena tsy ao amin'ny zavatra hainy ity fitantanana raharahram-panjakana ity. Koa ho hita eo zany ko ! Io no niantefan'n...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 04/06/2014 10:50
