LEHILAHY AHOANA NY ILAHY

1. ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:40)
NY LEHILAHY TSY BOKA HERITAONA , NY LEHILAHY TSY VERY MANDEHA , NY LEHILAHY TSY MORA KIVY , MILA MIFITENA NY RAY MPIANAKAVIANA, NY LEHILAHY AFAKA MISOFERA KARAZANY FIARANA NA CAMION NA BUS ECT... LEHILAHY AFAKA HO PASITERA , MOMPERA ECT... AZA MORA KIVY RY ZALAHY AH TANORA MANERANA TANY 15 TAONA KATRAMINY 35TAONA.
novalian'i sahia ny 03/07/2014 04:40
2. 5laody ( 19/05/2014 13:07)

Mompera ihany no mbola tsy hitako nataon'ny vehivavy tamin'ireo satria tsy ahazoany alalana; fa misaotra mankahery.
3. sahia ( 03/07/2014 04:40)
mbola misy: NY LEHILAHY TSY METY BEVOHOKA fa afaka MAMPINONO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461