Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mateyous ( 25/04/2014 07:45)
Mba misy fanontaniana kely manitikitika ny saiko ô!!!
Hono re ry reto izay mba mahalala, na efa nahitany an'i Madagasikara manontolo: Aiza daholo ny ville eto amintsika Dago no misy taxi-be na Bus? : TANANARIVE, FIANARANTSOA, ANTSIRABE.......... izay iha... tohiny
Tefigasy ( 25/04/2014 06:45)
Inona ny antony hanarahanao an'Andriamanitra: tahotry ny loza, fitahiana, miracle, .....
Inona moa no mahamari-toerana tsara ny fanambadiana na ny tokantrano iray : ny vola sy ny harena mba hahazoana hasambarana, ny bika sy ny endrika, ny fahatanjahana sy ny hery amin'izay mba misy mpiaro... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 16:11
Tefigasy ( 25/04/2014 05:15)
Ny tena kristianina: nirahina hitory ny filazan-tsara sa nirahina hitory ny filazan-doza ?
Samia mieritreritra fa izao no voasoratra : [color=green] "koa mandehana ianareo dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina" [/c... tohiny
novalian'i ombelline ny 05/05/2014 08:43
zazabel ( 24/04/2014 20:03)
resaka volom-batana
Fa inona mints kay ry reto no tena fanafodin'ty resaka volo ty fa lany haiky aho...to atao daholo zay eritreretina fa mety nefa tsisy mahafapo...mampiasa creme epilatoire a to mijanona feno point poin... tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 12:14
Maranatha ( 24/04/2014 15:44)
ILAY FIANGONAN’I RAY TSITOHA MANDRITRA NY FOTOANA HISIAN’IREO LOZA
[color=red]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany ... tohiny
vonynive ( 24/04/2014 11:37)
vehivavy te hisara-panambadiana fa noho ny zanaka..
miarahaba ny mpisera maro ireo vehivavy ankehitriny no toa manenina ny amin'ny nanambadiany ny vadiny saingy noho ny zanaka iombonana dia miaritra eo ihany, ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 17/03/2015 15:05
bazylou ( 24/04/2014 08:51)
i faillite
Dia gasy tsy mahay teny gasy Dia gasy hoamidin ny minisitrany Dia rajakom bazaha. Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany s... tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:18
bazylou ( 24/04/2014 08:42)
modia
Modia dia mitsangana daholo ary sahia manao zavatra ho an i madagasikara raha zanak i gasikara ianao. Ny PM izao efa i faillite.... tohiny
hery ( 22/04/2014 12:50)
Fihaonan'ny Namana Dago 1er Mai 2014
1er Mai 2014 Toerana : BATOU BEACH AMBOHIMANAMBOLA Fiaingana: Ambohijatovo Ora: 8ora maraina Fiverenana: 4ora sy sasany Afaka tohizana ho an'izay afaka manohy ny hariva. Fifandraisana: 032 07 552 39... tohiny
novalian'i ora ny 16/05/2014 04:36
hadji ( 22/04/2014 04:39)
mba mangataka valiny maika avy any aminareo namana mpahay lalana
Miarahaba anareo namana rehetra nahatratra ny paska aloah e,... Misy olona manendrikendrika ahy fa nangalatra zavatra tao aminy hono izaho tany amin'ny taona 2011 dia tamin'ny asabotsy teo izy no ni... tohiny
nygasysoafifameno ( 19/04/2014 15:59)
ANTSO AVO PEDAGOJIA Faifanabeazana ho olom-pirenena FANAIRANA MAMBARA LOZA IARAN-DOZA i Madagasikara sy ny vahoaka malagasy
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMUNICATION EDUCATION C... tohiny
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:15
essera ( 18/04/2014 14:28)
Lesona momba ny vatan'olom-belona - MAPAR
Mizara telo ny olombelona. Ny loha Ny vatana Ary ny ratsam-batana. Lesona mbola tadidy io tamin'ny kilasy fanabeazana fototra. Fa zah mahita hoe lasa ohatran'io ny MAPAR : - Ny loha izay miaraka am... tohiny
hery ( 18/04/2014 06:24)
Et voilà de nouveau Pappy Jeannot loll
I Jeannot Ramambazafy angamba no manana dossiers be indrindra ho an'ny olona be indrindra ao Madagasikara. Na ianao io aza :-) Fa ny tena mampihomehy dia tsy mivoaka mihitsy ireny dossiers ireny raha ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/04/2014 12:36
vonynive ( 18/04/2014 06:19)
HOTEL COLBERT FANDRAISANA CV
miarahaba ny mpisera mba mahagaga ihany raha @ izao fotoana izay mampahantra ny firenena izao fa dia mbola mahavita manofa ny Hotel Colbert mba handraisana ireo CV ny mpitondra, fa atao inona fotsin... tohiny
novalian'i vonynive ny 18/04/2014 07:02
shala ( 18/04/2014 05:44)
manelingelina
miarahaba ny namana ato@serasera! mba mila fanampiana&toro-hevitr ra mba misy mahalala.mba tovovavy ihany ny tena fa dia toa mandreraka mahita ny vehivavy be volo tongotra,faniriko ny mba ts apaniry b... tohiny
novalian'i shala ny 12/06/2014 19:49
Maranatha ( 18/04/2014 05:05)
NY FIROTSAHAN’IREO LOZA VOALOHANY
[color=red]Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy hia... tohiny
novalian'i Maranatha ny 24/04/2014 09:50
rhaj0 ( 17/04/2014 15:37)
Wikileak - Public Library of US Diplomacy
ho an'izay mbola tsy nahalala, dia siriho avy eto [url=http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html]http://gasy-mkm.blogspot.ca/2014/04/wikileak-madagascar-1966-2010.html[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/04/2014 14:22
hery ( 17/04/2014 08:14)
Masimbavy Kateri Tekakwitha
Mahatsiaro ny resak'i rhaj0 momba ny amerindiana aho dia manararaotra mametraka eto an'ity rohy ity izay milaza ny momba an'i Kateri Tekakwitha. Androany 17 aprily tokoa mantsy no ankalazain'ny Fiango... tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:23
andrywui ( 17/04/2014 07:53)
NO COMMENT ,
[quote] http://www.nouvelordremondial.cc/2014/01/02/lenfer-nexiste-pas-et-adam-et-eve-nont-jamais-existe-selon-le-pape-francois/[/quote] NO COMMENT ... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/04/2014 21:30
moustaraf ( 17/04/2014 05:52)
Fepetran'ny Paska sy pantekoty
Salama namana isany, Ireto misy fanontaniana: Tandremana ihany ireo fety voalazan'ny baiboly nefa "Nahoana no tsy tandremana araka izay voasoratra? 1.Paska Amin'ny hariva/ andro faha 14 n'ny volana 1Â... tohiny
novalian'i toriteny ny 24/04/2014 08:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6836