mba mangataka valiny maika avy any aminareo namana mpahay lalana

1. hadji ( 22/04/2014 04:39)
Miarahaba anareo namana rehetra nahatratra ny paska aloah e,...

Misy olona manendrikendrika ahy fa nangalatra zavatra tao aminy hono izaho tany amin'ny taona 2011 dia tamin'ny asabotsy teo izy no nitory ahy tao amin'ny Polisy Moramanga zanak'olona mpiray tampo izahy roa lahy fa izaho niala satria nahita asa hafa aty Toamasina.

1.- Ny tena nahagaga ahy dia hoe naninona tsy notoriany aho tamin'ny 2011 fa nolazaina tany amin'ireo olona manodidina ahy sy ny havanay hoe nitsaoka tao aminy aho fa nangalatra

2.- Nampanateriny ny prezidan fokontany ilay convocation amin'ny 8 ora maraina tamin'ny sabotsy teo dia hoe makeny amin'ny polisy aho amin'ny folo ora maraina tsy noraisin'ny tao an-trano ilay convocation izaho rahateo miasa aty Tamatave

Dia manolotra fisaorana ho antsika namana rehetra

2. Fitokisana ( 10/06/2014 21:26)

hadji:

Za tsy mahay lalana fa na izany aza hamaly ny fanotanianao.
1. Sarotra be ny mitory olona apres 3ans zany ra tsy hoe misy risoriso angaha ao antin'io
2. ny convocatiom misy duree voafetran'ny lalana fa tsy 2heures fotsiny, au moins 3 jours. Satria ny olona hoconvokena olona manana anton'asa mila conge sns.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6045