Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ialahy ( 29/03/2014 15:58)
iza mba mahay sy mahatadidy ity hira ity
{ xxx - 06/09/2007 11:32 manahoana daholo, mba saika hanontany ho aho zah hoe: iza moa no mihira ilay hoe: malabary rovidrovitra tsy misy tanana iny izay no fanaovany .....izay no fananan'ny tary e, ... tohiny
milamm ( 29/03/2014 11:51)
Artista manja
Nitsotra Lianah anisany artista mahafinaritra ary manja izy feno hafaliana ny endriny ary ekena sady manana personalite tsara tena olona tsotra mahavariana ankafizo http://www.youtube.com/watch?v=... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2014 22:41
rhaj0 ( 28/03/2014 21:07)
Afaka miara-miaina ve isika?
Isan'ny fifanakalozana efa ho 10 taona lasa, ary sendra hitako indray, [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m3fccf477bf0af]"fivavahana.. ny aty sy ny any"[/url], ary tena mbola hitako mila avo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/03/2014 17:46
Manyahk ( 28/03/2014 14:27)
ambany be ny volume casque windows7
Efa noregleko daholo ny volume rehetra fa mbola ambany be foana ny volumen'ny casqueko Sound max integred digital HD audio ny pilote son'ko, tsy hita ao anaty peripherique de lecture ihany koa ny casq... tohiny
novalian'i Manyahk ny 09/04/2014 06:21
milamm ( 28/03/2014 12:15)
efa miasa tsara ny HCC izany nefa...
fanafoanana ny fifidianana birao maharitra tao @ antenimierapirenena no dingana lehibe heno voalohany @ izy ireo nefa miahiahy ihany koa ny rehetra fa eo ambany fibaikoany prezidansa io vovonany andri... tohiny
vonynive ( 27/03/2014 13:22)
TABLEAU NUMERIQUE INTERACTIF
miarahaba ny mpisera efa nampiharina tamin'ireo sekoly maromaro eto andrenivohitra ny tableau numérique interactif, efa maro ireo mpanabe no nampanaovina fanofanana ny amin'ny fampiasana azy ity, as... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2014 07:49
bazylou ( 26/03/2014 09:33)
hoe karen ny
Findramam bola amin ny vazaha izao no ataon gasin andafy mpitondra ao madagasikara. Dia avy eo izy mieboebo écran ny gasikara. Ny vazaha koa no manome ny PM. Beuurrk... tohiny
bazylou ( 26/03/2014 09:23)
mampidira foana
Tomobila brokatera any madagasikara fa ilain ny mpitatitra ireny e. Teny le 200 na 300 000 km ireny. Aza asiana frein sy CT. Beurrk... tohiny
bazylou ( 26/03/2014 09:14)
efa gasin andafy
Anie izao no mitondra e. Avy any Canada , France,...... Fa inona no ataon drajao ? Manao tour du monde dia mangata bola etsy sy eroa. Dia miandry baiko amin ny vazaha hoe iza no PM tinareo. Beuuurrrk... tohiny
novalian'i booboo ny 28/03/2014 17:24
milamm ( 25/03/2014 13:21)
fandaniambolambahoaka tafahoatra
Tsara fantatsika rehetra angamba ny mikasika ireny fivoahana any ivelany ireny ataony filoha sy ny mpanaradia azy ary vola mihoampampana lany @ zany satria volany mpandoa hetra isambatan'olona fa tsy ... tohiny
novalian'i milamm ny 28/03/2014 12:03
vonynive ( 25/03/2014 10:55)
maratra voaendaka
miarahaba ny mpisera, zava-nitranga teo amin'ny faritra iray ity hotantaraiko ity : ny marainan'ny alakamisy 13 mars 2014 teo, nisy lehilahy iray naratra mafy, azo antoka fa nisy nanendaka izy ity ny ... tohiny
novalian'i vonynive ny 26/03/2014 11:02
saho ( 24/03/2014 18:51)
Lalana fifehezana mikasika ny fisarahana eo amin ny mpivady, lalana (droit de famille)fiseho eraky izao tontolo izao
Raha atao ny fandinihina mikasika ny lalana (droit) momba ny fanambadiana, dia toa miseho endrika samihafa ny fisehoany erantany Ny aty firenena lehibe, firenena manana endrika firenen dalana matotra... tohiny
novalian'i saho ny 25/03/2014 17:32
saho ( 23/03/2014 21:19)
anarana akora ranomanitra vita Yves Rocher
Iza no mahalala ireto teny latin avadika ho teny malagasy mahazatra toa ireto zavamaniry manaraka ireto : APHLOIA CENTELLA SARO Mba fanontaniana tiako apetraka eto, afaka jerena ao www.yves-rocher.f... tohiny
novalian'i Annih ny 25/03/2014 15:11
leva2 ( 23/03/2014 07:53)
Kristiana Centrafrique
Velona Jesosy ! Taiza ho aiza tao amin'ny fanjakan'ny lanitra no nipoiran'itony mpianatry ny Tompo hafa itony e ? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/03f0936ef6646facc9e497616e988e98.JPG][i... tohiny
novalian'i leva2 ny 27/03/2014 17:10
5laody ( 22/03/2014 20:38)
Injay ilay feo
Faly sy gaga tokoa ny mpitsara ny fandaharana "The voice" any Italia raha avy nanindry bokotra hijery hoe iza izany mihira ny hiran'i Alicia Keys izany. Hay ve i Masera izany mampandihy sy mampihorak... tohiny
novalian'i hery ny 23/03/2014 10:10
hasiniony ( 21/03/2014 11:16)
SOS... "Aretina hafahafa"?
Tao toliary no niseho ity tranga hafahafa ity ny volana janoary lasa teo; CEG anankiray no niandohany, nisy mpianatra mikiakiaka mafy tao ampianarana ary avy hatrany dia torana avy eo, aorian'izany di... tohiny
Maranatha ( 20/03/2014 11:56)
Manangana ny efa rava ela.
[color=blue] Isaia 58:12 Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela, ary ny naorina hatry ny fony fahagola no hamboarinao; ary ianao dia hatao hoe mpamboatra ny rava, mpamelon-dalana honenana ami... tohiny
novalian'i Maranatha ny 03/04/2014 10:48
saho ( 19/03/2014 19:43)
Akora fanodinana ho ranomanitra=Dior, Yves Rocher,sns...
Mba misy tompon andraikitra ve manara maso na miaro ireo akora maro isankarazany eo Amin ny firaisana na fokontany na ireo faritra be zavamaniry maro an isa etsy sy eroa any mada Ireo tompon andraik... tohiny
novalian'i saho ny 20/03/2014 15:11
rabaradaka ( 19/03/2014 09:39)
Iza marina no fivavahana mahatonga any an-danitra
milaza ry Maihlol, ry zareo silamo, ny sekta isan-karazany ny FFKM, ny hindou sy ny sisa fa raha tsy izy ireo tsy tonga any an-danitra ny fanahy. Marina ve izany ?... tohiny
novalian'i mpankafhy ny 03/05/2014 06:14
rabaradaka ( 19/03/2014 07:26)
vaovao tselatra : efa mandehandeha any ny anarana ministre, asehoy eto zay mahita
vaovao tselatra : efa mandehandeha any ny anarana ministre, asehoy eto zay mahita... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6846