Akora fanodinana ho ranomanitra=Dior, Yves Rocher,sns...

1. saho ( 19/03/2014 19:43)
Mba misy tompon andraikitra ve manara maso na miaro ireo akora maro isankarazany eo Amin ny firaisana na fokontany na ireo faritra be zavamaniry maro an isa etsy sy eroa any mada
Ireo tompon andraikitra voalaza izany dia maro tokoa ireo miasa ao ministera eau et forĂȘt na ny ministera tontolo iainana

Lasan ny indostria na orinasa tandrefana daholo ny akora malagasy rehetra, isika ve tsy mahay manodina ranomanitra vita malagasy
Hampianaro ny ankizy, mianara tsara rankizy dia aza mety ho atao vendrana sy dondrona, aza mety ambakaina mihitsy, rahoviana isika vao ho lasa mpamokatra entana voahodina avy Amin ny akora vita malagasy,
i chine zao tsy Tier monde intsony, fa efa lasa firenena mpanodina entana vita indostria, rahoviana isika malagasy afaka mampiasa ireo harena hananantsika mivantana
ao anatin izany koa ny bois de rose, hahodina ho fitaovana mozika , na fanaka na hahodina ho haingo pieces hanamboarana anaty vam Mercedes na BMW na Porsche ireny, milay be

Mba jereo anie itony e


www.ledaily.mg
Akora avy any Gasikara daholo no hahodin ny indostria tandrefana, mianara rankizy manamboatra parfum vita malagasy. Lasan ny mpamokatra ivelany toa Dior, Yves Rocher. Boss, sns...daholo ny valeur akora vita malagasy. Mianara manamboatra ranomanitra vita malagasy, "Tiako afindra aminao ny fitiavako mimosa..." Arovy ny akora any Gasikara any
https://fbexternal-a.akamaihd.net/safe_image.php?d=AQAZZ8XOR6s137Yn&w=470&h=246&url=http%3A%2F%2Fledaily.mg%2Fwp-content%2Fuploads%2F2014%2F03%2FLongoza-02.jpg&cfs=1&upscale
novalian'i saho ny 20/03/2014 15:11
2. zazabel ( 20/03/2014 06:11)
Miandry an'Paoly enao raha miandry tompon'andraikitra eo, raiso ny andraikitra eh!

Mbola misy an'ty ko ary fa anagaha ireo ihany !?

http://www.tananews.com/asides/taolagnaro-le-bois-de-rose-nest-plus-dactu-desormais-la-mode-au-corail-noir/

Fanaovana isolation thermique hono io corail noir io :-)

Nobadoana ny gasy dia tsy mahalala ny "valeur des choses". Ka anjaratsika tsirairay no manarina an'zany arak'zay kely vitatsika.

Za zao ndray andro zay tany farafangana nisy nanotany hoe "Fa atao inona marina kay reny giroffle reny eh?" nefa olona mpamboly girofle b zany ol manotany zany, fa ny hainy dia hoe tonga eo ny sinoa na ny karana, fenoina nygirofle camion d zay, fa tsy hainy akory ny tenants et aboutissants'nty atao hoe girofle, ka raiso ny andraikitrao eh! na kely fotsiny ary ny vitanao dia manokana fotoana midina any manao formation une semaine an'reo tantsaha ireo, mampahalala azy ny ampiasana azy fotsiny anie dia ampy, hita eo ndray ny dingana manaraka toy ny hoe orinasa mpanodina, tsy maintsy isika ihany ko (ny prive io) no afaka manao entremetteures n'reo societe any ivelany ireo sy mandray an'zay initiative zay. Fa raha miandry ny tompon'andraikitra eo, dia mahazo valiteny enao hoe "Ny praminisitra ary tsisy ko iza no hanao an'zany eo?"

Misaotra dia bon courage
3. mirananirina ( 20/03/2014 11:49)
Tokony hovaina aloha ilay hoe: vita gasy, asa raha azonao ny tiako hambara. Betsaka ny olona tsy tia zavatra vita Malagasy, ao koa ny asa tsirambina ataon ny sasany dia manimba ny tsena.
4. saho ( 20/03/2014 15:11)
http://ledaily.mg/dossier/les-vraies-femmes-de-dior/

io le lien izay liana te hamaky, lasan ny mpanodina daholo ny mamy rehetra Amin ny akora malagasy. Ny fanodinana, fasiana fonony, fanaovana reclame, fivarotana Amin ny vidy tena lafo be

Toy izany koa ny fisehoan ny vatosoa sarobidy toa Saphir avy any mada, lafo vidy be eny Vitrine mpivarotra bijoutier tandrefana....

Toy izany koa ny akora lavanilla, girofle, epices isankarazany avy any mada, hahodina Amin ny fonony fotsiny aty, dia varotana lafo vidy ny singany iray na isa maro2

Amiko tsy misy ahiahy rehefa mahavita mamokatra na manodina entana ny malagasy mitovy amiko, tsy hitako ny olana Amin izany, ny saina ihany no mitondra an io, ary tsy misy tsy mafy tsy laitry ny zoto. Rehefa mikaroka sy manamboatra dia vita foana.

Maninona zao hoe made in madagascar, za efa nahita akanjon ankizy vita malagasy taty aminay, tena lafo tokoa raha hoharina Amin ny vita vahiny sady tsara ery

Tee Shirt koa efa misy vita malagasy mandehadeha, tsara le izy, azo sasana Amin ny machine a laver mihitsy, tsy miova loko mihitsy, marque maki na kameleon na Tonga soa sns...
Tiako ny vita malagasy, tsiss olana amiko ny mividy ny vita malagasy ary tohanako mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2442