Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Annih
(
08/03/2014 07:18)
Sakafo mapa-ngeza malaky
Salama daholo,
Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?...
tohiny
novalian'i juco2 ny 27/02/2018 05:07
annick
(
07/03/2014 01:41)
volo mihintsana lasa ihasola
Salama daolo e..inona rireto fanafody vita any amitsika istopena volo mihintsana fa efa misy trace sola mihintsy aho.misaotra...
tohiny
novalian'i ombelline ny 21/07/2014 14:09
vonynive
(
06/03/2014 09:21)
FECONDATION INVITRO EFA AZO ATAO ETO MADAGASIKARA
miarahaba ny mpamangy
efa azo atao tsara eto Madagasikara izao ny fécondation invitro, manampahaizana Malagasy sy vahiny no misahana azy io, tsy mila mankany ivelany intsony izany isika izay maniry n...
tohiny
novalian'i borishaja ny 28/05/2014 11:07
rhaj0
(
05/03/2014 19:08)
Ny homosexual sy ny Katolika
Raha ny fahazoako azy, dia ny Katolika no (tena) mbola nanipaka ny homosexualitE (hatramin'izao aloha) fa ny Kristiana hafa kosa efa manaiky (na dia tsy miteny aza). Fa tato ho ato, ny Papa Francis di...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/03/2014 14:33
Annih
(
05/03/2014 08:32)
Mampalaelo
Miarahaba antsika namana rehetra!
Izaho dia zazavavy 24 taona, mipetraka aty Diégo izaho nohon'ny asako. Mandalo lalan-tsarotra ny fiainam-pitiavako ankehitriny ka tsy hitako intsony izay andaminako...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:51
saho
(
04/03/2014 17:01)
Serasera.org, site milay sady tsy mba voafafa ny dinika milay fa maharitra sy azo vakiana fotoana tsy voafetra
Tafiditra any Gasikara daholo izay te hiditra sy mampiseho lela vola devise, ny vola tafiditra anefa tsy fantatra mazava ny fiaviany rehefa tsy atao virement miala banky miditra banky ny fampidirana...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:18
ronaldo09
(
04/03/2014 06:17)
Kianin'ireo zanak'Idada i John Elite
Gaga mihitsy aho raha maheno etsy sy eroa fa tsy mety ny ataon'i John Elite satria miaraka amin'ny MAPAR hono , fa ny ataon'ireo depioté-ndRavalo ve tsy hitanireto olona ireto e!!!Nanaratsy sy nilaz...
tohiny
Simpona
(
03/03/2014 07:33)
Vakin-tavoahangy
Misy mivarotra vakin-tavaoahngy fanaon'ny olona amin'ny tamboho ireny ve sa tsy maintsy manangona tavoahangy vao mamaky?
Mba atorony hevitra izay mahalala.
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 14/01/2015 05:35
tibao
(
01/03/2014 00:09)
Ary lasa aiza ny tranonkalan'ny Akademia malagasy??
Miarahaba,
Izao aho vao mahatsikaritra fa tena nanjavona tanteraka ny tranonkalan'ny Akademia Malagasy... na ra-google aza tsy mahita azy intsony... :/ Fa ahoana?...
tohiny
novalian'i Nav ny 17/02/2015 15:37
rhaj0
(
28/02/2014 18:47)
Ny Baiboly sy ny Vehivavy
Akaiky ity ny 8 Marsa, andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy. Manitikitika ahy ny anjara-toeran'ny Vehivavy eo anivon'ny fiaraha-monina araka ny Baiboly.
Misy soratra izay tianareo (zaraina) ve ma...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/03/2014 20:10
andrywui
(
28/02/2014 13:56)
ENTO AMBAVAKA I DADA RY RETO A
ratsy be ny situation ny amzao fa ialan'ny rehetra i dada e , mba ento ambavaka izy fa tsy fantany zay ataony , na raha misy afaka manao tsipaipiaka kely ho azy fa lany vola izy ,
lany teo amn Magro ...
tohiny
novalian'i hadji ny 17/04/2014 14:26
rhaj0
(
27/02/2014 20:19)
kreasionisma/evoliosionisma sy fihavanana
[url=http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226]http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226[/url]
Lavabe ilay lahatsoratra (sady @ teny anglisy) fa dia haka fotoana kely itsakotsakoan...
tohiny
hery
(
27/02/2014 08:37)
Fandrika fotsiny i Resampa?
Efa noeritreretiko ihany ary nohamafisin'ny L'Express de Madagascar fa hoe mety fandrika fotsiny ho an'i Hery Rajao ilay resaka Resampa. Tifitra mahavoa roa hoy ny fitenenana. Hitandry zalah fa tena t...
tohiny
novalian'i moi ny 04/03/2014 11:49
vonynive
(
26/02/2014 08:39)
FAMPANOFANA TENA SY PROXENETE AMIN NY ENDRINY VAOVAO
aty antananarivo zao dia efa mivelatra ho @ PROSTITUTION sy PROXENETE ny
internet, niainga avy @ chat izy io, ary miitatra @ appel sy ny
webcam, misy site maro mantsy mivarotra fahazoana fahafinaretan...
tohiny
novalian'i vonynive ny 27/02/2014 06:39
rotsycyber
(
26/02/2014 05:42)
Izay mampiasa 4G milona be...
Miarahaba ny rehetra...
Hisy hetsika rahampitso Alakamisy tolakandro amin'ny 2 ora sy sasany ho fanairana an'i BLUELINE amin'ny tsy firaharahiana ny Client sy noho ny haratsian'ny tolotra 4G na ny haf...
tohiny
Annih
(
25/02/2014 15:22)
Firaisana
Manao ahoana daholo!!!
Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"
Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, me...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:57
Annih
(
25/02/2014 15:22)
Vohoka
Manao ahoana daholo!!!
Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"
Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, me...
tohiny
novalian'i drakidraky ny 22/10/2014 08:49
Annih
(
25/02/2014 15:12)
Vahaolana ve?
Miarahaba ny namana rehetra!!!
Mba te hanontany ny hevitrareo lehilahy aho azafady satria izaho sy ny olon-tiako dia nisy fahatapahana kely teo @ fiarahanay ka izao vao nifampiverina indray.
- Diso...
tohiny
novalian'i iriantso15 ny 19/02/2015 08:07
Annih
(
25/02/2014 14:57)
Vahaolana ve?
Miarahaba antsika namana rehetra!!!
Mba te hahazo valiny @ ity fanontaniako ity aho azafady e: Hono ho aho VAHAOLANA mety hampaharitra sy Hampahendry ny lehilahy ve ny fanaovana RS isan'adro aminy?
...
tohiny
novalian'i djhamhal ny 24/03/2014 12:15
Annih
(
25/02/2014 14:47)
Dinika momban'ny toetry ny Lehilahy mijangajanga
Miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra!!!
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, Araky ny hevitran-tsika na lehilahy na vehivavy:
Inona ny fihetsika tokony ho ananan'ny (reaction) vehivavy i...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:46
