FECONDATION INVITRO EFA AZO ATAO ETO MADAGASIKARA

1. vonynive ( 06/03/2014 09:21)
miarahaba ny mpamangy
efa azo atao tsara eto Madagasikara izao ny fécondation invitro, manampahaizana Malagasy sy vahiny no misahana azy io, tsy mila mankany ivelany intsony izany isika izay maniry ny hanao izany sady heverina fa ho mora ny sarany
isaorana ny fanjakana, isaorana ny tompon'andraikitra amin'izany, isaorana koa ireo vehivavy nanaiky izany
répondu par borishaja le 28/05/2014 11:07
2. endriny ( 15/03/2014 09:49)
Fa 5-10% ihany ny fahombiazana azo avy amin'ity in vitro ity. Tsy ilay fitsimohan'ny vohoka mantsy no tena olana ho an'ny olona tsy miteraka matetika fa vokatry ny zavatra maro isan-karazany.

Ka mba ilazako ihany ianao, sao nandeha tany dia hoe mandainga ilay in-vitro fa tsy nitondra zaza akory aho avy eo. Olona tomombana raha ny marina no mety ahazo zaza 100% amin'ny in-vitro.

Fa sao ianareo dia sodoka fotsiny amin'ny hoe teknolojia, fa io ny vatantsika sy ny saintsika ihany no antony voalohany
3. borishaja ( 28/05/2014 11:07)
Ka aiza no manao an'izy io eto Madagasikara?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294