volo mihintsana lasa ihasola

1. annick ( 07/03/2014 01:41)
Salama daolo e..inona rireto fanafody vita any amitsika istopena volo mihintsana fa efa misy trace sola mihintsy aho.misaotra
novalian'i ombelline ny 21/07/2014 14:09
2. Annih ( 08/03/2014 07:22)
Bjr, ny Homeopharma manana vokatra manafaka ny volo mihintsana sasy mampitsiry aingana. Ny zokiko efa nampiasa sady mbola mapiasa fona, ilay koa tsara nefa mirary ny vidiny. Shampooing + après-shampooing + bain (28000 ar).
Ho an'ila sola indray d ny nampiasa Tsoka tsy mandry + diloilo coco no efa nampiasaiko fa tena efficace be koa
3. annick ( 08/03/2014 11:24)
Bjr.misaotra betsaka anao..fa hono oa afaka mba menao ve anaran ilay produit fa apividianako olona any? Sa tenenina fotsiny oe antichute nefa sao misy karazany ka tsy mitovy amilay teneninao.misatra betsaka
4. Annih ( 10/03/2014 14:36)

annick:

Bjr.misaotra betsaka anao..fa hono oa afaka mba menao ve anaran ilay produit fa apividianako olona any? Sa tenenina fotsiny oe antichute nefa sao misy karazany ka tsy mitovy amilay teneninao.misatra betsaka

Bsr Annick, le vita @ Aloe vera no tsara, misy iany ko ao vita @ Baobab sns... fa le Aloe no tsara! eny @ distributeur produit homeopharma rehetra no ahitana azy.
5. annick ( 11/03/2014 10:37)
Bjr .misaotra betsaka indrindra tam torohevitra akia a! Zao mintsy d hanafatra fa tena efa misy trou sola ny lohako..sady mangidihidy vao kitiana d mihintsana.merci d bonne journée
6. endriny ( 15/03/2014 09:34)
Fa mba manantona dermato aloha raha mety maba mijery hoe inona no antony mampihintsana ny volonao. Fa misy antony maro mantsy ny mampihintsana ny volo ka mety tsy ho sitran'ny fanafody atorotoro fotsiny ilay izy...

Mirary soa
7. annick ( 16/03/2014 00:18)
Bsr..ie tsmaintsy manantona fa ny aty ko ange aki 2mois vao mahazo rdv fa tsmaintsy manantona medecin traitent alou zay vao izy no maka rdv oanao ref itany oe urgent.ka niandry 25jour ny rdv azoko d aleoko avy d nanafatra fa otapitra ny volo..merci e.efa tonga sahady ary 3jour ny dhl d tonga ny colis.vao omaly no nampiasa za io.enga anie isy resultat en attendant. .merci aki a
8. annick ( 16/03/2014 00:18)

9. annick ( 16/03/2014 00:19)

10. Annih ( 17/03/2014 07:49)

Bonjour Annick!!! tena efficace t@ le zokiko aloha io natoroko anao io fa dia enganie koa mba ho mety @nao mandrapazahoana consultation. Aza adino ny mampafantatra ny resultat itanao @ le izy oe nanao aona. Mirary fahombiazana ho anao dia manana faharetana
11. annick ( 14/05/2014 11:26)
bjr ndry ,zay ndray vao eto ;tena tsara be lay produit natoronao homeo iny merci;sady itako oe manalefaka volo be ;merci encore akia a!!!!!
Annih:

annick:

Bsr..ie tsmaintsy manantona fa ny aty ko ange aki 2mois vao mahazo rdv fa tsmaintsy manantona medecin traitent alou zay vao izy no maka rdv oanao ref itany oe urgent.ka niandry 25jour ny rdv azoko d aleoko avy d nanafatra fa otapitra ny volo..merci e.efa tonga sahady ary 3jour ny dhl d tonga ny colis.vao omaly no nampiasa za io.enga anie isy resultat en attendant. .merci aki a

Bonjour Annick!!! tena efficace t@ le zokiko aloha io natoroko anao io fa dia enganie koa mba ho mety @nao mandrapazahoana consultation. Aza adino ny mampafantatra ny resultat itanao @ le izy oe nanao aona. Mirary fahombiazana ho anao dia manana faharetana
12. ombelline ( 21/07/2014 14:09)
Efa nanao bilan ve ? Mety tsy ao @ volo manko ny olana fa symptômes fotsiny io volo mihintsana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4278