Serasera.org, site milay sady tsy mba voafafa ny dinika milay fa maharitra sy azo vakiana fotoana tsy voafetra
1. saho
(
04/03/2014 17:01)
Tafiditra any Gasikara daholo izay te hiditra sy mampiseho lela vola devise, ny vola tafiditra anefa tsy fantatra mazava ny fiaviany rehefa tsy atao virement miala banky miditra banky ny fampidirana azy any Gasikara. Inona no fepetra enjana fiarovana ny vola madio fiaviana ary ny fepetra fandrarana ireo vola maloto na vola maizina miditra any Gasikara.
Inona no fototra politika sy toekarena misy any Gasikara, rafitra sosialisma (Arema taloha miaraka coree du nord) ve sa rafitra capitaliste(Obama USA) ve sa rafitra firenena andalampandrosoana( Tier Monde), sa rafitra firenena misahana ny tontolo iainana sy fambolena ary fiompiana fanjonoana(Agro-economy politic) mitambatra miaraka ny fandraisana vahiny iraisampirenena (Tourism). Inona no hanavahana an I Gasikara manokana, satria ny firenena Malagasy dia tena firenena hafa kely ary tsy fahita erantany, voalohany toerana mafana=hahafahana mamokatra herin aratra vita masoandro eraky ny nosy, raha tena miroborobo ny asa sy famokarana avy amin ny masoandro dia tena tsy ho nofinofy intsony, fa mandeha foana ny herin aratra etsy sy eroa, ary tsy ho tapaka lava. Raha tohizana ny dinika dia ny fitantanana miaraka ny teknisiana no tena ilaina miaraka ary tsy hiankin doha amin ny Diesel sy ny sns…antony tsy fahampiana akora hampiasana machine mamokatra herin aratra ankehitriny.
Jereo ny zavamisy any Gasikara, raha za no minisitry ny ati tany sy minisitry ny toekarena sy ny tontolo iainana ary ny ministry ny asa sns…Inona no hiarovako ny tanindrazana sy hiarovako ny asa ho an ireo mpiray tanindrazana amiko na koa hoe hiarovako ny zon’ ny vahoaka Malagasy eto Gasikara? Io no fanontaniana tsara apetraka voalohany.
Samihafa ny fomba fiseho ny trangan-javatra ny vahiny monina amin ny firenena hafa. Raha atao ny fampitahana dia ny Malagasy monina any ivelany azo lazaina fa tsy mitovy ireo vahiny vazaha monina ao Gasikara. Ny Malagasy dia voabaiko sy manaraka ny fifehezana ataon ny mpampiasa amin ny toerana misy azy raha tsy miasa mahaleo tena izy, ary tsy fahita an toerana firenena lehibe toy ny toerana misy ahy, izany hoe manana asa sahaza ny baoritra mitovy ny teratany vazaha, izany hoe ny mponina d origine etrangers aty ivelan I Gasikara ka ohatra Malagasy no fiavianao tsy omena poste mihitsy mitovy baoritra amin ny teratany, amiko misy fanavakavahana be ary misy olona vazaha fotsy aza sahy miteny sy anambara aminao aty hoe modia any amin ny tanindrazanao, dia ampiasao any ny fahaizanao , rehefa tsy tamana eto enao ary rehefa tsy mahita asa eto ianao. Tsapa anefa fa misy firenena hafa toa La France gambany manome poste ny cadre d origine Malagasy…mety tsy azo lavina izany. Samihafa mantsy ny firenena samy europeana tandrefana
Hafa anefa ny fisehoan ny asa ataon ireo vahiny any Gasikara, ary lasan ny vahiny any Gasikara daholo ny tombotsoa ny toekarana ankehitriny (Resaka famarotana ny akora Malagasy any ivelany =Exportation sy ny resaka fandraisana vahiny =Tourism)
Ny resaka fidirana entana miditra ny sisintany na Port Malagasy=Importation moa an ny Fanjakana Malagasy
Mila fepetra enjana dia enjana anefa ny bizna ireo voalazako ireo
Isika malagasy ve dia dondrona, voavidin ny vola ve, indrindra ireo mivarotra tany amin ny vahiny any Morontsiraka sisiny feno fasika madio sy tsara indrindra erantany (Plage) tsy mankaiza ny vola, fa mandiso lalana raha sendra tia vola loatra enao, marina fa ny vola no hozatry ny fiainana, fa mila fepetra sy fifehezana daholo ny fifandraisana rehetra eo samihafa firenena
Miseho tsara any Gasikara izany ny atao hoe mondialisation?
Inona no atao hoe mondialisation?
Mondialisation midika fa azon ireo firenena lehibe, firenena manana Indostria lehibe maro ary ny mpamatsy ny akora =matiere premiere ilaina amin ny indostria dia ao avy amin ireo firenena ao continent Afrikana sy ireo Tier monde manankarena akora
Ny olona ao Tier monde sy ireo Afrikana dia esclave foana ny fijery lavitra azy, tsy mahazo mitsofoka etsy sy eroa Amin ny sisintany europeana, fa alefa very dalana raha tsy maty ampandehanana
Jereo YouTube sy Video isankarazany eto Internet ireo pour fa milay le fidirana vahiny etsy sy eroa, tsy adalan ny firenena lehibe no manidy mafy ny sisintaniny, miaro ny olony sy asany sy harenany....hafa ny adala tompo toa an ny fisehoany any Gasikara, varotra mora vidy ho an ny vahiny....ny tompontany no mitsindroka sy mangataka
Maninona raha hampianarina tsara sy halebiazina Amin ny lafiny lazaina fa fanampiana avy any ivelany, fact anefa voafetra ny fanabeazana azo atao, tsy azo hianaran ny mpiavy ny mianatra avo lenta mba ho lasa mpamorona zavatra vita indostria (Arovan ny firenena lehibe ireo fianarana ambaratonga ambony=university toa hoe fianarana technologie lehibe mamokatra machine maro be isankarazany=vam, machine maro be, locomotive, avion, entana electronic sns… ireo lazaina fa firenena afrikana tsy mahavelo tena ny firenena fa omena fanmpiana foana ary izany fanampiana izany dia entina hampandehanana ny fizotry ny budget ara panjakana ao amin ilay firenena, ny resaka fanohanana ny mpiasampanjakana rehetra ao amin ilay firenena, ny firenana preske afrikana anefa dia ny resaka fanohanana ireo miaramilany no tena handaniana volampanjakana
Tsy afaka hivoatra sy handroso mihitsy ilay lazaina hoe firenena andalampandrosoana
Promettre, sans oublier
Pardonner, sans punir
Donner, sans gaspiller
Partager, sans faire semblant ?

novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:18
2. rabaradaka
(
19/03/2014 03:18)
ok razoky a, tena milay ity serasera ity dia mba aparitaho e, ny forum sasany karamain'ny vazaha dia fafany rehefa tsy mitovy hevitra aminy, misy moa forum sasany tena TGV na TIM mihitsy. Reveko ity site ity e