Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
19/03/2014 04:48)
Mitomany ho ministre dia miseho télé isan'andro
Tena trop loatra ity fisehoana télé ataon'ny SG Ministère de l'Intérieur ity, saika isan'andro ary dia tena miseho azy ho vedette mihitsy. Mitomany ho ministre i Thierry dia miseho télé foana ne...
tohiny
rabaradaka
(
19/03/2014 04:32)
Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra
mahagaga ihany ity Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra ity rey olona, mba marina e ! Aiza ve zany raha tsy mankany ivelany dia tsy sahy handray fanapahan-kevitra ? Dia ho lasa mpitsangatsangana iza...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/04/2014 17:40
Annih
(
18/03/2014 13:38)
Mangataka sombin-tonokalo mikasika an'i M/kara
Miarahaba ny namana rehetra!!!
Azafady ry reto mba mangataka sombin-tononkalo manambara ny fitiavan-tanindrazana a (M/kara). Ohatra zao ny @ teny le oe "Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa fehezik...
tohiny
novalian'i Annih ny 19/03/2014 15:15
Loica101
(
18/03/2014 10:18)
Mitandrema amin'ity Site ity: http://www.bazar.mg
Manao ahoana daholo aloha isika rehetra, tsy manan-kambara betsaka ny tenako fa mba misy zavatra tsy aritra dia ampitaina hanasoa ny mpiara-belona.
Tiako ny hampitandrina mafy anareo izay mpijery ann...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/03/2014 20:49
Annih
(
18/03/2014 07:19)
Mpampiasa Italiana ratsy toetra
Miasa @ na orinasa iray miandraikitra ny fizahan-tany aty Antsiranana aho. Italiana izy ireo, fa tena devoly latsaka an-tany ry reto a sady ratsy toetra no manambany.
Roa vavy izahay no nafaran'izy ir...
tohiny
novalian'i sahia ny 04/07/2014 07:17
Annih
(
18/03/2014 07:18)
Mpampiasa Italiana ratsy toetra
Miasa @ na orinasa iray miandraikitra ny fizahan-tany aty Antsiranana aho. Italiana izy ireo, fa tena devoly latsaka an-tany ry reto a sady ratsy toetra no manambany.
Roa vavy izahay no nafaran'izy ir...
tohiny
rabaradaka
(
18/03/2014 06:15)
Misy izany anjelisoa mainty izany mampiesona ny olona fa zanaka an-tranon'ny monsenera hono
Misy izao anjelisoa mainty izao milaza ho zanaka an-tranon'ny monsenera Odon mampiesona izao olona rehetra izao fa lazainy fa afaka mampiditra olona ho DG, ho ambassadeur, ho ministre ary ho PM mihits...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:13
YDIFAS
(
17/03/2014 23:51)
MAHØVA
Amin-kafaliana lehibe no iarahabàna antsika amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy.
Ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy Jesosy Tompontsika anie ho amintsika tsirairay avy.
Voambàra ...
tohiny
bazylou
(
17/03/2014 19:29)
mba fantatrareo ve
Fa io tsy fihetsehana io :ihany no tsy Ananan ny gasin andafy solom bavambahoaka na loholona ?
Mizesta fotsiny izy ireo hoe : izahay manam bola sy manan tsaina nefa io aza tsy Hainy sy tsy takany.
1 i...
tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:11
nygasysoafifameno
(
17/03/2014 12:26)
TSY AMPIASAINTSIKA intsony ny teny hoe MALGACHE MAL(ratsy) GACHE(manimba). Entanintsika hoe MALAGASY no ampiasaina...
ANTSO AVO sady FANENTANANA ho antsika rehetra MALAGASY zanak’i Madagasikara, na ny eto Madagasikara, na manerana izao tontolo izao.
TSY AMPIASAINTSIKA INTSONY ny teny hoe MAL GACHE fa ny hoe MALAGA...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:10
bazylou
(
17/03/2014 10:53)
mitsangana oaaa
Dia Andao arodana dia soloina zavatra matotra io fitondrana io. Tsy misy resaka TGV sy le8 intsony Eto an.
Efa lany daty ireny tsinona.
Gasy zato isan jato no ilaina fa tsy t mbazaha izao rehetra iza...
tohiny
novalian'i andrywui ny 22/03/2014 14:53
Maranatha
(
17/03/2014 10:26)
Ireo Bibidia voalazan'ny apokalipsy 13
Ny Bibidia I (Ilay niakatra avy t@ ranomasina) = Ny fahefana papaly
http://forum.serasera.org/forum/message/m5320432bcc785
Ny Bibidia II (Ilay niakatra avy amin'ny tany) = Etas Unies d'Amerique
http:/...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 18/03/2014 15:36
bazylou
(
17/03/2014 10:00)
gasy ve ianao
Raha gasy ianao dia mitsangana manohatra izao fandrebirebena sy famonoana an i madagasikara izao.
Tsy afaka ny hahita masoandro mihitsy ny ambany lanitra raha izao fisolelafana vazaha sy metisy rehetr...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 06/06/2014 11:42
bazylou
(
17/03/2014 09:14)
tsy mila
I madagasikara sy ny malagasy dia manana hazon damosina ary tsy mila hazava sy ny volam hazava. Esorina eo amin io seza io daholo izay rehetra maimbo vazaha.
Rehefa hanao vola mora sy hihinana ny vo...
tohiny
rabaradaka
(
15/03/2014 12:31)
Fantatra ireo olona manakana ny fodian-dRavalomanana Marc
ny vaovao farany sady marim-pototra dia ity : i Andry Rajoelina sy monsenera Odon Razanakolona no mitady izay fomba rehetra tsy hiverenan'ny Ravalomanana. Miantso etsy sy eroa mihitsy izy ireo mitady ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/04/2014 17:58
rabaradaka
(
15/03/2014 12:26)
mampalahelo ianao ry malagasy fa dia mpiesonin'ny mpitondra anao
mampalahelo ihany leretsy isika malagasy olon-tsotra fa dia ampiesonin'ireo mpanao politika : lazaina fa IST i Ravatomanga dia avy eo nofoanana. I Hery sy Ravato ange ka niara-nanao bois de rose e ! M...
tohiny
rabaradaka
(
15/03/2014 12:19)
Misy betsaka ny azoatao PM saingy hay tsy izy koa
Anisan'ireo anarana nadehandeha tany i ZAFIMAHOVA Serge fa hay rehefa nohalalinina dia anisan'ireo taranaka nampiady ny malagasy tamin'ny andron'ny vazaha lay zalahy io. Ankoatra an'izay dia tsisy mah...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 18/03/2014 06:16
nandal
(
14/03/2014 19:04)
tovolahy mitady namana eto paris sy ny manodidina
Izaho dia tovolahy mitady namana vhv eo amin ny 25-30 taona eo ho eo mipetraka eto paris na manodidina akaiky.
azonao alefa amin ny colloc113@gmail.com .
misaotra...
tohiny
novalian'i essera ny 14/04/2014 06:21
crias
(
14/03/2014 16:46)
franc maçon
Ahoana tokoa moa ny fisoratana anarana raha te hiditra franc-maçon e! mahaliana lay izy ! misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:50
shala
(
14/03/2014 09:01)
inona no marina
miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary at...
tohiny
novalian'i mycall ny 29/11/2014 14:09
