Fantatra ireo olona manakana ny fodian-dRavalomanana Marc

1. rabaradaka ( 15/03/2014 12:31)
ny vaovao farany sady marim-pototra dia ity : i Andry Rajoelina sy monsenera Odon Razanakolona no mitady izay fomba rehetra tsy hiverenan'ny Ravalomanana. Miantso etsy sy eroa mihitsy izy ireo mitady fomba hanakanana ny fodian-dRavalo.
2. radadatoa ( 15/03/2014 13:24)
ts aleo ve n fjkn'Andriamanitra no katsahina s iadinkevitra s ifampaherezana?TIA ANTSIKA JESOSY FA MIVERENA,MIBEBAHA !
3. andrywui ( 16/03/2014 09:19)
Ngah tsy itanao le fivoriana hoe hanakambanann ny pmp , mapar , tsy miankina , mouvance Ravalo de tonga de oe tsy mila mouvans ravalo !!! Mapalaelo iany i dada aa ailikiliky n'y oul etsy s'y eroa !! Ka le toetran dada fahiny mitsy zan io averin'ny oul aminy io ra izany , ratsy iany ty vavabe , avonavona ,manambany rasta ty ka ,,,,
4. rasera ( 17/03/2014 09:11)

andrywui:

Ngah tsy itanao le fivoriana hoe hanakambanann ny pmp , mapar , tsy miankina , mouvance Ravalo de tonga de oe tsy mila mouvans ravalo !!! Mapalaelo iany i dada aa ailikiliky n'y oul etsy s'y eroa !! Ka le toetran dada fahiny mitsy zan io averin'ny oul aminy io ra izany , ratsy iany ty vavabe , avonavona ,manambany rasta ty ka ,,,,

Matahotra ny fiverenan'ny fanomezana asa tena manara-penitra, vita malagasy ary reharehan'ny malagasy. Izany no atahorana ny hampodiana ny filoha Ravalomanana.

Ary ireo mpandraharaha karana vazaha taratasy izay nanakarama ny miaramila nanongam-panjakana Ireo no tena ao ambadika satria very fihinanana Za-dàlan-dririnina manabany malagasy

Inona no asa nomen'i domelina ny malagasy nandritra ny 5 taona tsy ara-dàlana.
Ny mpanao rugby lasa fonctionnaire ve sa ny miaramila mampanofa basy ny mpandroba amin'ny alina, sa ny vahoaka tompon'ny harena bois de rose nahazo karama hanapaka ny hazo kanefa na trano fianarana iray na CSB iray aza tsy nisy natsangany tany amin'ireo toerana ireo.

Ny vola azo na alefa miondrana any ivelany Milliard de dollar na hividianana ny mpisolombavam-bahoaka '''izany hoe mihinanana ny tokony ho an'ny vahoaka'' Izany no fahoriana navelan'ny Malagasy Ampihinanana ny maloton'i Prezidà Andry Radomelina
5. rabaradaka ( 19/03/2014 03:16)
rasera a, ny tokony hatao dia izao, inona no fomba hanakanana an'ity Odon ity tsy ho lasa cardinal fa raha mbola io no ao dia ho pitika ity firenena ity, izy ange ka miditra etsy sy eroa mihitsy mitady fomba hanakanana an-dRavalo sady mitady fomba sahady izy izao handavoana an'i Hery ! Tsy tia ambaniandro mihitsy io olona io ary razan'andevo izy no tsy mahalasa cardinal azy ! azafady amin'ny fitenenana tompoko
6. vahiny2004 ( 19/03/2014 08:16)
rasera:

Matahotra ny fiverenan'ny fanomezana asa tena manara-penitra, vita malagasy ary reharehan'ny malagasy. Izany no atahorana ny hampodiana ny filoha Ravalomanana.

Ary ireo mpandraharaha karana vazaha taratasy izay nanakarama ny miaramila nanongam-panjakana Ireo no tena ao ambadika satria very fihinanana Za-dàlan-dririnina manabany malagasy

Inona no asa nomen'i domelina ny malagasy nandritra ny 5 taona tsy ara-dàlana.
Ny mpanao rugby lasa fonctionnaire ve sa ny miaramila mampanofa basy ny mpandroba amin'ny alina, sa ny vahoaka tompon'ny harena bois de rose nahazo karama hanapaka ny hazo kanefa na trano fianarana iray na CSB iray aza tsy nisy natsangany tany amin'ireo toerana ireo.

Ny vola azo na alefa miondrana any ivelany Milliard de dollar na hividianana ny mpisolombavam-bahoaka '''izany hoe mihinanana ny tokony ho an'ny vahoaka'' Izany no fahoriana navelan'ny Malagasy Ampihinanana ny maloton'i Prezidà Andry Radomelina

Bien dit ! Izay manan-tsofina aoka izy hihaino
7. rasera ( 19/03/2014 10:56)

vahiny2004:

andrywul

Honohono ve no hinoanao izany hoe Ravalo nanambany rasta sa misy porofo. Misarisary fanesoana mantsy ny teninao. Miolakolana toa manaiky saingy lazainao fa voan'ny nataony ihany izy izao.

Tsy hilaza aminao ny firazanako aho na ny marina ny lova napetraka eo an-kandriko fa ity no firazanako fa tsy mbola nahita olona nitovy firazanana amiko nambaniny aho

Ary efa taonjaton'ny fahazavana izao Mino aho fa ho sarotra ny hanamafy fa misy razan'olona tsy mbola nifangara eto Madagasikara ankoatry ny sinoa sy ny karana sasatsany fa raha ny malagasy efa hatry ny ela no tsy mitombina intsony ny firazanana tena '''madio'''

Efa nifangaro ny malagasy ary ny fiteniny sy ny foto-pisainany dia afaka hanamporofona izany
8. andrywui ( 23/03/2014 08:20)
ohabolana vaovao zany ry akama à , entina ilazana ireo mpanambany olona (tsy ankanavaka) haiko n tinao tenenn oe ireo mainty eny ambany tanana le oe rasta noooonn ohabolana io !! Nefa kosa i Dadanareo de tena nanambany an'i zokilahy Rossy mintsy ra maharaka tantara enao ,,,ssssshhh aza avela hanambany rasta tsony dadanareo ratrizay izy mba tafaverina eo amn pouvoir e , raha tsy efa dadabe !! Bye bye John cena
9. rabaradaka ( 16/04/2014 17:58)
Miady be izao i Odon sy Benjamin, samy monsenera ireo satria ity PM Kolo ity dia quota Benjamin ary i Cardinal Barbarin any France dia manohana an'i Benjamin ho cardinal eto Madagasikara. Raikitra zany ny guere entre Odon et Benjamin ry katolika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0931