Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra

1. rabaradaka ( 19/03/2014 04:32)
mahagaga ihany ity Filoham-pirenena kanosa sy sarotahotra ity rey olona, mba marina e ! Aiza ve zany raha tsy mankany ivelany dia tsy sahy handray fanapahan-kevitra ? Dia ho lasa mpitsangatsangana izany ranamana satria isaky ny misy décision goavana raisiona dia tsy maintsy mankany ivelany kely.
2. milamm ( 22/03/2014 16:14)
toa marina ty voalazany rabaradaka ty kle @ le sarotahotra kle raha fintinina iny dia nalehany raforsa tany ivelany iny sady tsy adino fa mpanao ronono antavy sy kobaka ambava loha raforsa tsara hofana avy t@ lavanify, zvmisy no averiko ampatsiahivana izany eto fa tsy sanatria kiana be fahatany anjarantsika no mandinika

Sarotahotra nahoana?

ohatra fotsiny raha tsy ilaza ny faraparany taona 2013 t@ propagandy nataony dia nilokaloka fa hitaky ireo nosy manodidina ny faridranomasiny morontsiraky Mkara averina @ Malagasy araky ny lalana iraisampirenena mifehy ny fananatsika zo @ zany fantatra ireo harena akora na angovo ankibondranomasina feno miopampana ao dongiany frantsay, talohany ihaona t@ fabuis tao parisy nefa rehefa nanotaniany AFP dia nivadidela fa angataka ny fiaraha-mitantana azy reo fa tsy itaky akory.

T@ io valandresaka io ihany no nilazany fa ny famerenana ny mpamatsy vola vahiny sy mpandraharaha avy any ivelany no lalana anarenana ny toekarena simba tao anaty 5 taona (tao anatiny anefa izy tsy nisy raha vitany raha tsy ilaza ny petsapetsa maloto niarahany t@ tozzi green ireny nagalarana tanin'olona marobe sy nandroahana tompotany teratany Malagasy).

Efa t@ androny filoha teo aloha Atoa Ravalomanana nge zan resaka zany e ao anaty MAP fa ny andresy lahatra ny Ubifrance no tanjony nefa vasoka tanteraka raforsa raha nitsaotsaona fahatany teo imasony lehibeny Conseil Fancais des Investisseurs A. Bouthelier zay namaly azy
« Les bonnes intentions ne suffisent pas, c’est le même discours partout, j’aimerais entendre ce qu’il va faire concrètement »
Dia hoy za oe aza mampiresaka Rajaonarimampiesona a tsy donto nge ny zongo e fa misy fikambanana mitsapa ny mari-pana aratoekarena, fandriampahalemana, fomba fiasany fitsarana sy ny kolikoly marobe misolo tena azy ireo eto Mkara...

Fihaonana t@ tompon'andraikitra amerikana tany New york indray dia mitazona ny heviny ny bekitana fa tsy vola adala tompo ka atsipitsipy fahatany mila asa mazava fa tsy resabe koa izy ireo atr@ antenimierandoholona amerikana tsy nanadino ireny 2009 ka atr@ zao ireny fatany tsara toy ny frantsay ny zavamisy eto, ireo disadisa misy @ny andrimpanjaka sy fananganana governemanta mazava ary ny fanendrena praiministra, na nanaiky aza ankahamehana ny FMI zay eropeana no manapaka io mpamatsy vola iraisampirenena io dia mbola anaramaso tanteraka ny BM moa tsy lazaina tsony fa ny lobby amerikana no mibaiko azy.

Fehiny moa de tsotra asa no ilainy rehetra na ny 22 tapitrisa Malagasy na ireo mpamatsy vola fa tsy oaoaoa efa ho roa volana ve de tsy hisy P.M, aoka izay le mampiesona sy mihevitra ny reehetra ho adala raforsa ovay ny famindra raha te ateza

-
3. milamm ( 22/03/2014 16:18)
de sahy nandainga ankitsirano ny amerikana ko raforsa fa tsy misy gadra politika intsony nefa eo ampelatanany masoivoho amerikana daholo nge reny dossier Gal Raoelina sy afera Bani reny e ary ao ko ireo voatery nanao sesitany, filoha natao fitaratra v de manao lainga marivo tototra otranzao nefa vao manomboka ny asa??? fanampiana inona no antenaina eo raha tsy misy bainga voavadika takiany rehetra
4. rabaradaka ( 16/04/2014 17:40)
io toetran'i Hery io tompoko, izany hoe kapotsaka sy mivadibadi-dela ary resim-bavy io dia hanimba zavatra maro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4194