mitsangana oaaa

1. bazylou ( 17/03/2014 10:53)
Dia Andao arodana dia soloina zavatra matotra io fitondrana io. Tsy misy resaka TGV sy le8 intsony Eto an.
Efa lany daty ireny tsinona.

Gasy zato isan jato no ilaina fa tsy t mbazaha izao rehetra izao.

Beurrk
novalian'i andrywui ny 22/03/2014 14:53
2. zazabel ( 17/03/2014 11:50)
Ts zany tsony zao no ilaina, arodana io d soloana an'iza ndray? ts hay hoe ho tsara sa ho ratsy kokoa no anatomy eo... aleo miezaka ny tsirairay na mivondrona raha ilaina samy manatsara ny manodidina azy arak'zay tratra dia ho tafavoka isika, fa raha mbola hiandry fanjaka vaovao eo d zao no manjo...

Inona no hevitrao, inona no hiatano mety hampandroso? dia tonga d tanteraho tsy miandry an'iza n'iza, raha mila namany enao d manotania, fa betsaka no vonona, mila taomina fotsn d lasa zao... fa ny androdana, avelao ry zareo eo....
3. hery ( 17/03/2014 11:57)
hahaha...

Tsy naleo levalo ihany?
4. zazabel ( 17/03/2014 12:11)
Efa ho avy tsy hoe izy ;-)... aleo mints ihany izy... fa aleo nefa tsy asina sakoroka betsaka tsony
5. zazabel ( 17/03/2014 12:11)
Efa ho avy tsy ho ela izy ... aleo mints ihany izy... fa aleo nefa tsy asina sakoroka betsaka tsony
6. bazylou ( 17/03/2014 19:04)
Tsy mila le8 na i TGV intsony Ka,hafa mihitsy, ary olona misy hazon damosina factsy Feno hataka isa minitra.
Beuurkk
7. andrywui ( 22/03/2014 14:53)

bazylou:

Tsy mila le8 na i TGV intsony Ka,hafa mihitsy, ary olona misy hazon damosina factsy Feno hataka isa minitra.
Beuurkk


huhuuhuh kalkalma iany les bazily fa misy misy raha tsy milamm ao aa

tena mbola ho ela no hiainana ty ka !!

misy mitaraina dada iverina sahady ao zany !! hery nanombok'azy teo !! huhhhuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3599