mba fantatrareo ve

1. bazylou ( 17/03/2014 19:29)
Fa io tsy fihetsehana io :ihany no tsy Ananan ny gasin andafy solom bavambahoaka na loholona ?
Mizesta fotsiny izy ireo hoe : izahay manam bola sy manan tsaina nefa io aza tsy Hainy sy tsy takany.
1 isan arivo amin ireo gasy andany ireo no tena mampiasa ny volany any madagasikara.

Beuurrk
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:11
2. rajoeli ( 18/03/2014 09:10)
Mampalahelo ny fisainanao ry Bazoly. Diso ary tena "maimbo" ny fisainanao. Tsy mahagaga raha tsy tafarina ianao, ianao dia mimenomenona nefa tsy mba manolotra vahaolana akory. Manambola sy manantsaina hoy ianao ny gasin'andafy, fahadisony ve izany? Moa tsy nihezaka ve ireo vao tonga teo sa nilatsaka toy ny mana avy any an-danitra ny vola sy ny fahalalany?
Atomboy amin'ny fanadiovana ny tanàna alony ny vahaolana, tsy mila vola sy fahalalana izany, ario eo amin'ny toerana tokony ho hisy azy ny fako. 1 isan arivo amin ireo gasy andafy ireo no tena mampiasa ny volany any madagasikara hoy ianao. Raha marina izany teninao izany, dia tokony hametraka fanontaniana ianao hoe fa nahoana? Raha hampiasa ny volany izy ireo dia miandry kosa angamba ny fanitsina ny fomba fiasa sy ny fomba fijery. Ianao io ve mba manaiky ahitsy?
Indrisy mantsy, betsaka ihany izay gasin'Andafy nampiasa ny volany ho an'i Gasikara nefa... toa very fotsiny.
Manambola sy manana fahalalana tokoa ny gasin'Andafy, saingy io fahalalana io no tsy hampiasainy intsony ny volany eto Madagasikara. Toa rano very mantsy izany.

bazylou:

Fa io tsy fihetsehana io :ihany no tsy Ananan ny gasin andafy solom bavambahoaka na loholona ?
Mizesta fotsiny izy ireo hoe : izahay manam bola sy manan tsaina nefa io aza tsy Hainy sy tsy takany.
1 isan arivo amin ireo gasy andany ireo no tena mampiasa ny volany any madagasikara.

Beuurrk
3. rajoeli ( 18/03/2014 10:08)
Ary ireo Malagasy ao Madagasikara, mba firy moa ny manana diplaoma, nefa mikororosy foana ity firenena?

Bestaka ny Malagasy any Madagasikara no manana fahalalana lavitra sy diplaoma nohon'ny gasin'Andafy, saingy ny fotompisainana mihitsy no tena loa sy maloto. Mihevera ry Ra-Malagasy, aza maika ny hitsara ny hafa, aza maika ny handoro sy ny handrava, tsy efa be ve izay very izay?
Be zesta hoy ianao ry @bazylou, mety marina ny fijerinao, saingy ireo gasin'Andafy ireo tafita ny ankamarony, ary ianao, aiza ho aiza ny farim-piainanao?
Tena tsy hiova ramalagasy fa manana ny marina foana hoy ny namako iray izay. Marina ny azy.
4. bazylou ( 18/03/2014 15:58)
Rehefa atao ny fijerena dia hita sy tsapanao:fa tsy dia betsaka izany ny nmanam pahaizana fa livraison no bediabe. Dia avy eo izy manana sy manao fisainana Ohatran i rajoeli. Ny ahy ny fiainana efa lasa alavitra noho ny an i rajoely ka. Izahay tampony fa tsy mangataka aty amin ny rajakom bazaha aty.

Mazava hoazy i madagasikara ka, mazava be. Ny olona be diplaoma aza mitsaoka aty misolelaka vazaha ka iza no ao mada ?,tsy ny zefa rehetra ? Dia mazava hoazy fa ny zefa no mitondra. D le be diplaoma mimenomenona fotsiny hé tokony ary e, zao e, nefa izy aza aty ivelany.
Rehefa amidindry sera ny bois de rose d mikonetak le b diplomate.

Beuuurrrk

Ao Cachan moa le oe anjoma ? lol
5. saho ( 18/03/2014 18:31)
Bazylou> le sainao mihitsy no ambany Niveau, iza no firenena lasa lavitra mahay sy mahafantatra ny tokony atao ary feno University malaza, Haward sns....firenena vazaha raha mbola tsy hainao
Raha feno University milay ao mada efa tafa mada
Maninona enao no manambany ny gasin andafy, ohatrany hoe fialonana takona no fanehoanao hevitra eto, eritrereto fa raha tsy misy ireo gasin andafy dia mbola hihamaro ny fahantrana any mada any
Hevitra milay avoaka fa tsy hevitra mahamenatra izay antsoin ny mpiray tanindrazana atsy ambadika hoe menatra ve enao fa malagasy
Raha ohatranao ry bazylou dia menatra aho hoe gasy mitovy fisainana aminao
Mahaiza miaina sy mahaiza mandinika, matoa ny vazaha lasa lavitra, mahay misoroka ny loza rehetra izay mety ho Tonga, mahita biby alohan ny volana izy noho ny fahaizana notrandrahan ireo mpianatry ny University, entina hampiarina sy hahatsara ny fiainany andavan andro
Iza no nahita ny fikarohana rehetra, electricity, rano Amin ny paompy, fanatsarana ny tontolo iainana rehetra etsy sy eroa, fanatsarana sy fahaizana ny momba ny fitsaboana mifanaja etsy sy eroa, fanabeazana maro samihafa
Maninona no betsaka ireo vahiny (afrikana, asiatika sns...)Tonga ivelan ny taniny manohy na mianatra University ao europe na Amerika....anjaranao no mamaly azy raha mahatakatra enao
Ny fahantrana dia miainga Amin ny fisainana, tena mahantra ny sainao....
Ampianaro ny ankizy, mianatra mianatra mianatra...izay no vahaolana azoko aroso eto

Fahaizana sy fahendrena no tena voalohany entina hiady Amin ny fiainana
Mahereza ry bazylou
6. bazylou ( 26/03/2014 09:11)
Ho anao izay mihevitra fa ny fandrosoana dia mitovy amin ny vazaha , sakafo sy teny ary fisainana vazaha.
Ho anao izay misaina sy mahatsapa fa tsy maintsy manompo vazaha .
Ho anao izay mieboebo fa gasin andafy no tena ilaina nefa izy aza any jereo ny ataony sy takatrin ny sainy. Tsy mahavita miady ho an ny gasy akory.
Ho anao mitompo teny fatratra vfa tsara ny vazaha.

Tsotra ihany ny anaty, mijanona any andafy any fa aza mankany madagasikara. Satriantsy misy toerana ho anao intsony any. Ovay ny anarana sy ny nationalité dia manaova vazaha fisainana ary mihinana OGM fa ireny no fandrosoanareo.

Beurrkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469