Misy izany anjelisoa mainty izany mampiesona ny olona fa zanaka an-tranon'ny monsenera hono

1. rabaradaka ( 18/03/2014 06:15)
Misy izao anjelisoa mainty izao milaza ho zanaka an-tranon'ny monsenera Odon mampiesona izao olona rehetra izao fa lazainy fa afaka mampiditra olona ho DG, ho ambassadeur, ho ministre ary ho PM mihitsy aza. Io anjelisoa mainty io dia tena milaza ho mahalala izao rehetra izao ary ny anaran'ny monsenera Odon no ampiasainy. Raha ny fahitako azy dia olona tena akaiky an'ny monsenera Odon tokoa io ranamana antsoina hoe Anjelisoa mainty io. Kivy aloha ny olona avy aty an-tanàna satria zanaky Fianara io olona io ary i Odon koa moa zanaky Fianara. Tena afa-baraka ny olona avy aty an-tanàna
2. andrywui ( 18/03/2014 21:05)
I Odon iany zany no naniiraka azy matoa oul aakaiky azy le malin.
3. cyril ( 18/03/2014 21:56)
lavanify ihany no tianay ho PM
4. rabaradaka ( 19/03/2014 03:13)
andrywui a, ka tsy ho lasa cardinal mihitsy ity Odon raha izany haratsian-toetra izany. Tokony mitady hevitra isika tsy hahacardinal an'i Odon fa potika ny firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778