Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vahiny2004
(
15/02/2014 13:22)
Sôva
Miarahaba ô !
Sao mba misy mahita site misy karazana sôva malagasy ? Nianarana t@ T7 - T8 (5ème - 4ème) izy ireny fa tsy misy tadidiko intsony ka mba te hiverina hamaky azy.
Sôva momba ny vato...
tohiny
novalian'i Aminata ny 03/06/2023 12:38
mpisotrtoaka
(
13/02/2014 12:39)
FITADIAVANA SERASERA
METY MISY AFAKA MANORO AHY NY MISY IRENY TOERANA FAKANA ENTANA SINOA IRENY VE !? oh hoe PÔKETRA SY BALERINE ! D le fakana bal fripy pôketra tsara koa kay ! Mba lazao e...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2014 09:39
saho
(
11/02/2014 15:18)
Asa fa tsy kabary
Asa fa tsy kabary, asa fahaizana isankarazany, izay tsy mahay @#$%& sobika mahay fatambary hoy ny ntaolo
atao lisitra ny asa isankarazany
asa fambolena sy fiompiana
asa mahaleo tena (mpitsara, dokote...
tohiny
novalian'i Fitokisana ny 03/06/2014 11:35
mpisotrtoaka
(
11/02/2014 11:02)
FAMPIANARANA
METY MISY MAHAY MANAMBOATRA LAFAORO GASY VE NA KELY NA NGEZA ! AMPIO FA SAO MATY ETO IHANY ZAHAY E...
tohiny
novalian'i shannie ny 15/01/2015 08:07
mpisotrtoaka
(
11/02/2014 11:00)
FANGATAHANA FANAMPIANA
SAO D MBA MISY MAHAY NY FANAMBOARANA IRENY SAOSISY FUMée IRENY AMIN'NY FOMBA TSOTRA ! MBA VONJEO ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/08/2014 07:18
saho
(
10/02/2014 15:36)
Politika sy toekarena milay vaovao fampandrosoana sa miverindalana
Inona avy ry zareo ny karazana hetra vita malagasy hatramin izay ka hatramin izao
Resaka hetra etsy sy eroa mantsy no hitako tena ilaina hampandrosoana ny filana iraisana Amin ny toerana iray
ohatra h...
tohiny
novalian'i saho ny 06/06/2015 21:13
rhaj0
(
10/02/2014 11:36)
Heloky ny ray sy reniny, heloky ny zanany - Heloka iraisana
Ahoana no fandraisanao izay fijery izay eo anivon'ny fiaraha-monina.
Raha ny ray sy reniny ve no meloka noho ny nataony, dia ilay zanany, voatavo tsy mifandraka mbola tsy mahalala akory izay ambonin...
tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:03
jajajaly
(
10/02/2014 11:33)
Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
Olona an-tapitrisany eran-tany no mianatra Baiboly ka mahita ny valin’ireo fanontaniana lehibe eo amin’ny fiainana. Te hahazo ny valin’ireo fanontanianao koa ve ianao?
Ho gaga ianao raha mahita...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 01:08
jajajaly
(
10/02/2014 10:06)
Fitoriana maneran-tany
Efa 100 taona mahery izao ny Vavolombelon’i Jehovah no voalamina mba hitory ny vaovao tsara. Mitory any amin’ny tany 235 mahery izy ireo, amin’ny fiteny an-jatony. Nahoana io asa io no tena ilai...
tohiny
novalian'i Nahs ny 06/04/2015 14:59
tslem
(
09/02/2014 19:44)
Fenouil
Manahoana daholo, mety hanaovana lasopy vé ny fenouil?dia sao mba misy mahay recette ampiasana azy io azafady.Misaotra....
tohiny
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 10:53
rabaradaka
(
07/02/2014 11:54)
Vehivavy maherin'ny 60 taona
tsara ve ireny vehivavy efa maherin'ny 60 taona ireny ry zalahy ? Tsy maisatra be ve ? Valio fa hahazo vehivavy maromaro maherin'ny 65 taona mantsy za...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:24
rabaradaka
(
07/02/2014 11:29)
marina ve fa miteny ny maty ?
Marina ve fa misy olona mahay miresaka amin'ny maty ? Misy olona izay mantsy namosavian'ny olona no nahafaty azy hoy ny haany, dia nasiana zavatra tao am-bavany (efa maty io an) dia avy eo nikôzy hon...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:42
rabaradaka
(
07/02/2014 11:24)
Faly aho fa tsy lany i Papa Soulé satria mbola tsy député akory izy dia efa nangorona ny tanin'olona rehetra
Tezitra tanteraka ! « Fanalana baraka sy fanimbana olona, tsy azo ekena ny filazan’ny CES fa tsy nahaloa hetra ny kandidà Papa Soulé tao Antsiranana. Olona tsy lany, lasa voafidy. Ho anay, tsy ts...
tohiny
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:41
rabaradaka
(
07/02/2014 11:22)
Nialan'ny mouvance koa i Ravalomanana
Tsy hisy mpanohitra ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria ny mouvance Ravalo sy ireo forongony izay heverina hanohitra no lasa nisolelaka an'i HVM ka lasa olon'ny fitondrana. Veloma dada fa t...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/03/2014 03:20
rabaradaka
(
07/02/2014 11:20)
Amina miliara no vola azon'ny CES
Mazava ny resaka fa nandray vola an-tapitrisany maro ny CES tamin'niny vokatry ny fifidianana député iny. Mba misôsy e, zay no tenin'ireo mpikambana ao ary na hatramin'ny sekretera sy sôfera aza n...
tohiny
rabaradaka
(
07/02/2014 11:19)
Teny voretra amin'ny toerana voretra
Mba mandaitra ve ireo soratra hoe "alika zay mamany eto" na ireo hoe "voan'ny dina 5000 ariary miampy daroka" eny amin'ny toerana tsy tokony hamaniana na hangerena ? Toa tsy mandaitra !!...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 25/02/2014 19:13
rabaradaka
(
07/02/2014 11:15)
Nametraka vola be ireo candidat député voafidy ofisialy
Tsy haiko izay fahamarinany aloha fa dia hoe vola be amina miliara (17 milliads Fmg) no vola azon'ireo CES namoahana an'iny vokatra iny. Nisy aloha candidat nametraka vola be nefa tsy tafiditra ny ana...
tohiny
Fanhaiky
(
07/02/2014 07:35)
Eritreritra mandalo
Mandinika rangahy ireto bandy ireto ah! http://www.youtube.com/watch?v=8m8FMOv3C54
ary amin'ny farany ary misy hoe ireo ZANAKA MAPAR ho voakarakara sady mifanandrify amin'ilay namorona ny MAPAR ah! n...
tohiny
tah2
(
07/02/2014 07:09)
Mark 16:9-20
Miala tsiny raha efa nisy nametraka ity fanontaniana ity.
Misy mahalala ny tena momba ilay Marka 16:9-20 io ve? Tena niaraka tamin'i bokin'i Marka io sa olon-kafa no nanoratra azy? Ahoana ny hevitra...
tohiny
novalian'i jajajaly ny 10/02/2014 09:51
Blackgasy
(
06/02/2014 08:36)
Tsy maintsy ny Ray aman-dreny foana ve
Tena tsy azoko intsony, fa tsy maintsy ny ray aman-dreny foana ve no tompon-teny farany amin’izay tian’ny zanany ho vadina rehefa hoy izy ireo hoe tsia dia tsia koa izany, mihatra amiko izany amin...
tohiny
novalian'i Blackgasy ny 15/02/2014 10:50
