Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rekinbelo ( 14/01/2014 18:59)
Andro farany sa Far'andro?
Salama namana isany, Io no niadianay hevitra ka nisy ireo namana sasany milaza fa mitovy ireo, ny sasany miteny fa tsy mitovy dikan'ireo. Raha amiko manokana aloha dia tsy mitovy mihitsy ny dikan'ireo... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 16/01/2014 19:58
hery ( 13/01/2014 13:48)
O ry CUA Tanà
Tsy azoko intsony ny zava-misy ao Tanà ao... Ny fako aloha iny efa tsy lazaina intsony fa dia isaorana ny orana manadio. Izao indray dia lava-davahana ny ankamaroan'ny arabe fa hoe hambolena hazo hon... tohiny
novalian'i jantina ny 16/07/2014 09:29
Maranatha ( 13/01/2014 11:29)
Fifidianana - Bianco - Kolikoly
Vita ny fifidianana, re tao anatin'izany fa misy nangala-bato, izany hoe namadika ny marina ho diso. Tsy maintsy nisy resa-bola tao anatin'izany nomena ireo ho takonana ny masony, izany no hatao hoe m... tohiny
Nintsievagio ( 11/01/2014 07:49)
Torolalana
Mba atoroy làlana fa izaho manana Télephone dia voakitiko ny parametre Restaurer d'usine dia voafafa ny N°IMEI (nul) , ny données GSM tsy mahazo mihintsy nefa ny reseau misy ny appel tsy mahazo sy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/01/2014 09:22
toriteny ( 10/01/2014 12:04)
Diniho anie ity e!!!!
Mba heritrereto kely anie ity e: 7 milliards ny isan'ny olona amin'izao. Ny atsasak'io mponina asiatique ( chinois, indiana, indonesia, Pakistan) izay firenena tsy kristianina avokoa. Araka ny stat fa... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 03/02/2014 15:41
andrywui ( 09/01/2014 22:17)
samy miaina izy , samy mahazo masoandro , samy mifoka rivotra !
fa inona no mahasamy hafa azy ??........dia inona koa no itovizany ??.... [img]https://scontent-b-lhr.xx.fbcdn.net/hphotos-ash3/1512678_788221437860284_1305936412_n.jpg[/img]... tohiny
andrywui ( 09/01/2014 15:12)
URGENT : io no vaovao maika ry zalah a !!!
URGENT : "Jean Louis Robinson accepte sa défaite et félicite Hery Rajaonarimampianina" D’après Mahery Lanto Manandafy qui soutient Jean Louis Robinson, ce dernier aurait accepté sa défaite et a... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 16/01/2014 07:18
Simpona ( 09/01/2014 11:28)
Fianarana Mandrafitra
Tratry ny taona aby, Mitady fianarana mandrafitra ahaizana ao anatin'ny fotoana fohy aho ka sao misy afaka manoro. Tsy hanao mpandrafitra matianina akory ny tanjoko fa otran'mba ankafiziko fotsiny il... tohiny
novalian'i Simpona ny 20/01/2014 09:29
andrywui ( 09/01/2014 08:40)
SOURCE IRAY MILAZA FA NANAIKY NY VALIMPIFIDIANANA I JLR ,,FA I ....
Dada any antany lavitra any no misefosefo sy romotra,be mitady bomba apoaka eto amin'ny tanana ,,mampiantso sadeky e mampiantso UI , UA sns .....source vao nivoaka anefa ary voamarina 90% fa nanaiky i... tohiny
moi ( 09/01/2014 05:17)
Hatraiza ny fahamarinana ?
[i]Mba misy tonga saina amin'ity zavatra tantaraiko ity ve, sa izaho no taraiky ?[/i] Indray andro, nisy niantso ahy mba hi-réinstaller ordi. Mpanompon'Andriamanitra izy io, fa raha tsoriko ny resaka... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 15/01/2014 15:42
andrywui ( 08/01/2014 13:18)
HA !! hanafoana valim-pifidianana ???...
de oe ze propagandy natrehan'ny Rajoelina hono satri lehibena andrimpanjakana izy de foanana daholo !!!??? ary ny propagandy naterhin'ndry Mamy rakotoarivelo sy ny namany lehibena andrimpanjakana ireo... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/01/2014 12:42
Mateyous ( 08/01/2014 10:08)
Ny zazavavin' Iarivo
De gaga aho ry zareo, fa manina kay ny vehivavy na sipa ety Iarivo no lazain'ny ankamaroan'ny bandy fa : " tena miavina be, ti-vola lotra, mijery tavan'olona, tsy mifikitra amin'ny bandy iray zany, a... tohiny
novalian'i shannie ny 22/02/2014 08:50
Tibao ( 07/01/2014 21:01)
Teny malagasy any ivelan'i Madagasikara
Miarahaba antsika rehetra, Mba misy mahafanta-pantatra ny satan'ny malagasy eny ivelan'i Madagasikara ve ianareo ? Ny tiako ho fantatra manko dia ny satan'ny teny malagasy eny ivelan'i Madagasikara. ... tohiny
novalian'i Nav ny 24/07/2014 13:34
aleix ( 07/01/2014 20:17)
Efa manana filoha ve isika eh !!
Sa misy halabato indray..... tohiny
novalian'i aleix ny 07/01/2014 20:22
mpisotrtoaka ( 07/01/2014 05:33)
FIFANAMPIANA
Hono ho'aho r'ireto ! Sao dia mba misy mahalala fampianaraka kabary vao hanomboka fa tena mila an'izany mihitsy ny tenanay !... tohiny
usherrr22 ( 07/01/2014 04:57)
bjr daholo mba mila fanampina reto a. za misy hemo...
bjr daholo mba mila fanampina reto a. za misy hemoroida kely de inona no tokon ataok akotran manantona dokotera.... tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 07:03
endriny ( 06/01/2014 19:25)
Anosivolakely sy i Patrice...
Nalaza be io teo aloha saingy ankehitriny lasa mampisy disadisa eo amin'ny samy mpitondra fiangonana Katolika. Fa naninona ary...?... tohiny
novalian'i endriny ny 23/02/2014 00:55
mpisotrtoaka ( 06/01/2014 12:26)
NY TOKANTRANO
Inona no mety ho voka-dratsin'ny LEHILAHY mipetraka amin'ny trano namboarin'ny rafozana ! Indrindra hoe manana zaodahy ny vadinao !... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 07/08/2015 05:45
andrywui ( 05/01/2014 22:08)
RAHA TENA TIA TANINDRAZANA HIANAO DIA .....
- Avelao amzay ity fifanenjehana sy fandrodanana lava ity - Samia manampy arak'izay tandrify azy avy amin'ny raharaham-pirenena na TVA 50.000fmg /an aza - Efa io no ho Filohantsika Dimy taona ka ome... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/01/2014 21:44
betsileolahy ( 04/01/2014 13:11)
saika ratsy
soa ihany fa tsy lany ny faikam-bazaha fa raha tsy izany niharatsy noho izao gasikara fa tadiavin' izy ieo ampitoviana amin' ny tany miady mihitsy isika ko aiza ko tsy lany aza eny fa na mbola tsy ten... tohiny
novalian'i hadji ny 09/01/2014 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4238