Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kapistra
(
17/12/2013 11:34)
Foza
Tezitra ny Prd ANR fa tsy tiany lay antsoina hoe foza.
Fa mampitovy azy amin’ny biby hono.
Anarana hiantsoana anareo anie zany e!Rossy aza niteny hoe izahay foza.
Anarana io.Ohatra hoe: Maky (Ragid...
tohiny
novalian'i cyril ny 20/12/2013 06:30
sitlo
(
17/12/2013 09:50)
Notsindronina ny lefona ny fony ary rano no nivoaka avy ao
Nisy rangaha maty izay vao haingana dia nanontany ny olona aho. Hoe fa naninona fa toa olona tomady ihany. Dia hoe feno rano nanodidina ny fony. Ahoana koa ary izany hoy aho an'eritreritra. Tahaka an'...
tohiny
novalian'i rainisalama ny 29/01/2014 13:53
alfantomas
(
15/12/2013 17:17)
solombavambahoaka
dia ahoana indray ireto mpihazakazaka maro maniry ny ho eny tsimbazaza ireto ve mba tena mahalala ny andraikitra hosahaniny marina sa maika ny hangoronkarena fotsiny ihany? sao mantsy dia ho MPISOLO V...
tohiny
novalian'i tsipolitra ny 10/09/2014 15:05
andrywui
(
14/12/2013 16:20)
HERY VAOVAO TSY FOZA FA ANTOKO NANOLOTRA AZY FOTSINY NY TGV
Aza tonga de tsaraina oe Foza kosa i Hery vaovao e , zany izy oe Vaovao zany fa nohon'ny Tgv Antoko nanolotra azy fotsiny de otran tonga de misy mihoraka oe homboy izy , fa mety hisy blemm amin Robins...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/12/2013 12:25
santos
(
14/12/2013 13:34)
ahoana ny fomba hazahoako azy?
tiako izy nf zh mbl 16ans, hatao aona nf n hkotina sipa 23ans? tna ts sah ahu n hamburak ftvn amny, ef azuk antsaina f ts maints zw n havaln oe mbl kel loatr enw. isak n mahit az ahu d taitra,indrindr...
tohiny
novalian'i santos ny 01/03/2014 17:16
alfantomas
(
14/12/2013 13:05)
Mpanao propagandy tsy mahalala fomba
Mahavarina fa tsy misy mahalala fomba intsony amin' izao na ny kely na ny lehibe fa ity tranga iray teny Ampitatafika ity dia tena hafa mihitsy; Mpanao propagandy mijanona eo akaikin' ny toerana andev...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 17/12/2013 08:50
betsileolahy
(
14/12/2013 12:56)
Antsika ny safidy
Marina fa antsika rehetra ny safidy amin'ny 20 desambra nefa na izany aza dia ho sanatria ve omentsika ny vahiny ny toeran' ny filohampirenentsika!!!??? Ekena fa tsy tsara na ny laharana faha-3 na ny ...
tohiny
novalian'i danbal ny 17/12/2013 18:30
vony501
(
13/12/2013 12:35)
De gaga tokoa...!
Inona no ifandraisan'ilay hoe "Ray ô! Misaotra eh!" sy ilay hoe "De gaga enao!" ???[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1d42dbdfe80058e79ee35bf9b6c4779f.JPG][img]http://forum.serasera.org/me...
tohiny
novalian'i 5laody ny 16/12/2013 11:14
minimoy
(
12/12/2013 18:23)
fanovozam-baovao ary ahazoambola rahamazoto mamaky
http://circumnews.com/p104471
...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 24/07/2014 11:22
kotobelouh
(
10/12/2013 16:12)
ASA MATOTRA @ INTERNET TSY MISY FITAKA SADY TSY MISY VOLA ALOA
Miarahaba antsika rehetra!
Betsaka ny reska momba ny asa @ internet efa nandeh, ny ankamaroany dia fitaka sy lainga avokoa ka nanjary lasa ratsy laza ilay asa. Misy dia misy tokoa anefa ireo asa tena ...
tohiny
novalian'i kotobelouh ny 12/12/2013 19:16
mirananirina
(
10/12/2013 14:22)
Nataon'i Ravalomanana ihany no naverin'i Rajoelina
Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana. Tsy hitako mihitsy izay mbola nifidianan'ny Malagasy ny ekipan'ireo olona ireo. Nefa betsaka ihany ireo kandida t@ ny 1è tour...sssss!!!!
Adinotsika m...
tohiny
novalian'i mirajotiana ny 04/01/2014 07:58
cyril
(
10/12/2013 09:41)
Le président et futur président de Madagascar
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=eIQ3Saax3Bw[/youtube]
ze lany eo reveko daholo...
tohiny
novalian'i cyril ny 16/12/2013 05:03
danbal
(
09/12/2013 18:05)
propagandin-dradaoro!!!!
O, ry zareo a,hitako t@ tele omaly fa le olona manao propagandy ao ange otran'ny olona ho safotra ho azy eo ampitsanganana eo e, ny lela toa miraikitra,sady sempotra de sempotra, ny hafanana koa moa ...
tohiny
novalian'i danbal ny 17/12/2013 18:21
malox
(
08/12/2013 13:37)
Certains candidats escrocs se présentent aux législatives pour échapper aux poursuites pénales grâce à l'immunité parlementaire.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/963ab2fe09ccb4b1aeed4181009e68c3.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/963ab2fe09ccb4b1aeed4181009e68c3.JPG[/img][/url] Rakotondrainibe Stéph...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 10/12/2013 09:33
Noue
(
08/12/2013 12:00)
FOZAAAA !!!
kay ve tena foza gravy ity VITANTSIKA ity eeee !!!
tena kivy !!! tena kivy aho mahita an'ity foza mahatsiravina ity !!!
be resaka ery hoe VITANTSIKA IO !!! dia ahoana zany paika maharikoriko zany ry...
tohiny
novalian'i andrywui ny 13/12/2013 11:49
nygasysoafifameno
(
06/12/2013 23:11)
FANAIRANA LOZA AVO ANTSO AVO FIFIDIANANA EFA VOAPOIZINA IO KA AZA MIFIDY
FAMPITANDREMANA AVO! FANAIRANA LOZA AVO avy amin’i Profesora TAHINA johnson filohan' i Madagasikara Mitandrina sady Manentana ny Kolontaina maha Malagasy, ny Haifanabeazana maha olom-pirenena sy ny...
tohiny
nygasysoafifameno
(
06/12/2013 23:10)
FANAIRANA LOZA AVO ANTSO AVO FIFIDIANANA EFA VOAPOIZINA IO KA AZA MIFIDY
FAMPITANDREMANA AVO! FANAIRANA LOZA AVO avy amin’i Profesora TAHINA johnson filohan' i Madagasikara Mitandrina sady Manentana ny Kolontaina maha Malagasy, ny Haifanabeazana maha olom-pirenena sy ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2014 09:01
nygasysoafifameno
(
06/12/2013 23:08)
FANAIRANA LOZA AVO ANTSO AVO FIFIDIANANA EFA VOAPOIZINA IO KA AZA MIFIDY
FAMPITANDREMANA AVO! FANAIRANA LOZA AVO avy amin’i Profesora TAHINA johnson filohan' i Madagasikara Mitandrina sady Manentana ny Kolontaina maha Malagasy, ny Haifanabeazana maha olom-pirenena sy ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/12/2013 18:02
andrywui
(
05/12/2013 20:04)
miady ihany ny baolina ka ....
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=cwHe28aAkwI[/youtube]
https://www.youtube.com/watch?v=cwHe28aAkwI
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=SaHyPYnmomc[/youtube]
https://www.youtube.com/wa...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/12/2013 06:13
tamraz
(
05/12/2013 13:10)
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary i...
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary ity ..."
Iza moa no mihira an'io azafady ?
Dia inona ny lohateniny ??...
tohiny
novalian'i 5laody ny 11/12/2013 18:20
