Foza

1. kapistra ( 17/12/2013 11:34)
Tezitra ny Prd ANR fa tsy tiany lay antsoina hoe foza.
Fa mampitovy azy amin’ny biby hono.
Anarana hiantsoana anareo anie zany e!Rossy aza niteny hoe izahay foza.
Anarana io.Ohatra hoe: Maky (Ragidro)Barea (Omby)Pisodia (saka)
Raha miantso hoe maky ny mpilalao rugby izany dia mampitovy amin’ny gidro ny mpilalao baolina lavalava amin’ny gidro.Ny tokony hambaranao izao prd dia hoe tsy tianay izany anarana izany fa mba ovao hafa.Ohatra hoe volombo…….
novalian'i cyril ny 20/12/2013 06:30
2. andrywui ( 19/12/2013 12:21)
eny hoa ry kapistra ,,gaga mintsy ah inona ary no mahatezitra amnizany !!
i Robinson zao nataon'ny olona oe SOBAKAKA zao amle feoany migorerarera iny angamba , fa izy tsy taitra amzany mihitsy aaa,, fa otran reveny aza le izy atao oe SOBAKAKA aa ,, heuheuheuheu
3. cyril ( 20/12/2013 06:30)
tsy foza hono iz fa zany foza zany hono maintimainty

zay vaomivadika orange... lol b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1691