Liste des messages

Liste des messages, inserés par danbal, par ordre de date
danbal ( 09/12/2013 18:05)
propagandin-dradaoro!!!!
O, ry zareo a,hitako t@ tele omaly fa le olona manao propagandy ao ange otran'ny olona ho safotra ho azy eo ampitsanganana eo e, ny lela toa miraikitra,sady sempotra de sempotra, ny hafanana koa moa ... suite
répondu par danbal le 17/12/2013 18:21
danbal ( 07/11/2013 19:04)
Resultat manara-penitra!!
Hivoaka zao le resultat nanara-penitra feno fraude rapitso, tokony horavàna any io cenit-ndoza io fa tsy mbola io ihany no hanaraka ny 2e tour eo. ... suite
répondu par danbal le 08/11/2013 18:03
danbal ( 04/11/2013 19:03)
Mamy ny mody!!!!!
Asa ianao raha otra ahy, ozy le hira zay, efa ho 20taona latsaka zao no nipetrahako taty ivelany taty, de mba mody manao vacance ihany isa-taona fa Mamy ny Mody, fa isaky ny mody de mahita fa miova ny... suite
répondu par danbal le 08/11/2013 18:32
danbal ( 15/01/2012 21:24)
ramatoa mi-verifier phone isak'izay ...
Inona mo zany no tena mba eritreritrareo @ ty mi-verifier ny phone-ndrams isak'izay miditra ny trano ty,fa za zany mahita hoe hotran'ny tsy mety ihany le izy an, sao de mba tokony apetraka ihany le m... suite
répondu par BRIOCHE le 07/11/2012 04:30
danbal ( 15/01/2012 21:12)
ramatoa mi-verifier phone isak'izay misy hirika
mba ahoana ny hevitrareo raha verifier-dramatoa ny portable(phone io) isaky ny miditra ny trano.Le olana zany de zao e,za aloha vhv,ary zavatra tena voadiniko lava izy ity, na @ namana na @ havana, f... suite
répondu par ratanty le 27/07/2012 09:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082