Hivoaka zao le resultat nanara-penitra feno fraude rapitso, tokony horavàna any io cenit-ndoza io fa tsy mbola io ihany no hanaraka ny 2e tour eo.
Fa iza ilay manara-penitra dia iza no mpikarakara dia iza no nanao fraude ka tsy ny mpikarakara ihany ve sa nanao fraude koa i Sarah Georget nahazo 4% ambonin'i Edgard?
sa rehefa tsy lany ilay nandrandraina dia mitady zavatra hafa fa hoo toa misy ........sns e.....
Fa angaha ny iray @ndry zareo ireo no tena andrandrainao, efa fantatra ange ireo fa tsy misy mamely ireo e,fa ireo izy ireo aloha, mba alefaso lavitra ny fisainana fa aza ny eo antendron'orona ihany, le fomba fanantaterahana an'le fifidianana manaraka no tiako tenenina, sao de hoe ndray hoe betsaka ny tsy nahazo carte , ny tsy voasoratra anaty liste, sns, sa tena hitanao fa nangarahara iny fifidianana teo iny????? Lazaina fa manara-penitra e, zao e, logiciel special e, le olona tsy mahalala informatika any ambanivohitra ireny no azo ampiesonina @ zany!!!