Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tamraz, milahatra araka ny daty
tamraz ( 04/05/2015 05:49)
Jaky - Miara-mitempo
Misy mahita rohy an'io hira io ve ? Nisy hitako ito http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6618 fa "extrait" fotsiny ilay izy. Misaotra ... tohiny
novalian'i tamraz ny 23/05/2016 10:48
tamraz ( 05/12/2013 13:10)
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary i...
"Malala tsy aleo ve revena milamina fa inona ary ity ..." Iza moa no mihira an'io azafady ? Dia inona ny lohateniny ??... tohiny
novalian'i 5laody ny 11/12/2013 18:20
tamraz ( 01/03/2013 13:41)
Mp3 an'i Nônô
Mitady hiran'i Nônô reny zay manana ô (soga kely, ialahy, ilay masoandro, etc.) Aiza ny site mety misy anreny ?? Misaotra mialoha !!... tohiny
novalian'i tamraz ny 07/03/2013 06:28
tamraz ( 11/07/2012 11:17)
Jean-Piso : Tsapiky 2000
Ngôdy d misy manana ny mp3 an'io any ?? (Jean-Piso : Tsapiky 2000)... tohiny
tamraz ( 06/07/2012 07:21)
Radio Antsiva - Earl Klugh
Slt daôly !! Misy musique an'i Earl Klugh zay henoko mandé ao am Radio Antsiva fôna refa @ émission an'i Ismaël. Mety misy mahafantatra ny titre an'zay v amnareo ?? Ny tena tsara aza: mety mi... tohiny
novalian'i tamraz ny 04/05/2015 05:31
tamraz ( 25/07/2011 11:51)
Hiran'i Mireille
Iza kay no mbola manana cassetten'i Mireille any ? Lé hirany taloha be reny an fa tsy izy lé efa nanao hiram-pilazantsara taty arina. Any @ mpivarotra lony tsy ahitana an'zany tsony e !! Mba lazao z... tohiny
novalian'i Tahiry ny 17/07/2012 11:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007