Jaky - Miara-mitempo
1. tamraz
(
04/05/2015 05:49)
Misy mahita rohy an'io hira io ve ?
Nisy hitako ito http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6618 fa "extrait" fotsiny ilay izy.
Misaotra
2. hery
(
02/07/2015 13:22)
Ny extrait ao amin'ny RadioVazoGasy rehefa alahatra dia azo henoina ka.
Dia rehefa mpandahatra hira elaela koa dia afaka mihaino manontolo
3. 0NYAN
(
17/05/2016 20:21)
hery:
Ny extrait ao amin'ny RadioVazoGasy rehefa alahatra dia azo henoina ka.
Dia rehefa mpandahatra hira elaela koa dia afaka mihaino manontolo
afaka hira firy isa na oe firy taona izany vao mety? misy hira tsy hita afa tsy ao manko nefa extrait foana ihany no afaka henoina :/
mankasitraka
4. tamraz
(
23/05/2016 10:48)
hery:
Ny extrait ao amin'ny RadioVazoGasy rehefa alahatra dia azo henoina ka.
Dia rehefa mpandahatra hira elaela koa dia afaka mihaino manontolo
Misaotra
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.7899