Tsy azo tonga dia ilazana azy hoe escroc aloha raha io vente aux enchères io eh. Trosa tsy naloan'ny orinasany (Société Anonyme) tany @ Banque io fa tsy voatery ho azy manokana. Raha ny lalàna mifehy ny Société Anonyme dia maro ny mpiara-miombon'antoka ao ary tokony hisy ny filankevi-pitantanana. Dikan'izany, tsy ny DG mihitsy no holazaina ho escroc fa misy ambaratonga maro tsy nahavita ny andraikiny tao.
Na izany aza, endrika ratsy ho azy ety ivelany io niseho t@ gazety io: anisany olona tsy nahay nitantana koa izy, ka ahoana moa no fomba hahafahany hanaramaso ny fitantanana ny firenena ?