FIFANAMPIANA

1. mpisotrtoaka ( 07/01/2014 05:33)
Hono ho'aho r'ireto ! Sao dia mba misy mahalala fampianaraka kabary vao hanomboka fa tena mila an'izany mihitsy ny tenanay !
2. booboo ( 08/01/2014 18:22)
ny fimpima ve tsy misy izao ? toa samy misy aby Canada, Fce, Suisse ary toerana marobe eraka M/car, raha ao Antananarivo dia ery @ 67Ha Sud misy azy.
3. mpisotrtoaka ( 14/01/2014 09:55)
Misaotra e ! Aleo aloha izay hojerena !
4. ombelline ( 04/02/2014 13:01)
kabary malagasy ve sa kabary ohatry ny an'i prezidà :-P
5. sipagasy ( 25/02/2014 15:25)
misy mananihany annn, ny an'i prezidà anie tsy ratsy e! hihihihi ilay mpanolo-tsaina azy no ...
6. mpisotrtoaka ( 11/03/2014 07:10)
kabary am-pisipana indray ary ve ! Kabary am ankapobeny mihitsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303