Liste des messages

Liste des messages, inserés par toriteny, par ordre de date
toriteny ( 30/10/2014 10:22)
Mba vakio hatramin'ny farany azafady indrindra tompoko
Faly miserasera amintsika indray. Ito misy tantara tiako zaraina amintsika eto. Nisy mpivady efa lehibe naniry mafy ny hana-janaka. Nafoin'izy ireo avokoa ny entana sy ny fananany nitadiavam-bahaolan... suite
répondu par goms le 09/04/2015 18:29
toriteny ( 10/10/2014 07:59)
Jao10:9
Faly indray aho mihaona amintsika eto . Indro ary ny fanazavana ilay Jao10:9 efa ela b iny. Miala tsiny aloha ho an'izay niandry ny valiny fa tena izao mihitsy vao misy fotoana kely indray. Nefa hita... suite
répondu par toriteny le 10/10/2014 15:28
toriteny ( 07/05/2014 14:35)
Iza ary no mahalala ô!
Hoy ny Jao10:9 " Izaho no vavahady ; raha Izaho no hidiran'ny olona , dia hovonjena izy [b][u]ka hiditra sy hivoaka[/u][/b] sady hahazo hanina". (en vf: Je suis la porte. Si quelqu'un entre par moi, i... suite
répondu par toriteny le 14/05/2014 13:50
toriteny ( 16/04/2014 11:19)
Hira fiderana tinareo indrindra
Ny ahy tsy haiko ny mihira izy ito fa mahafinaritra b ahy na ny tonony na ny hirany Indray andro any hiriko indrindra Jeso Ho isan'ireo raisinao ary amin'izay, hitsangana avy amin'ny vovoka Ny anjely... suite
répondu par Tefigasy le 02/05/2014 07:20
toriteny ( 15/04/2014 10:38)
Mamonjy amin'ny fahafatesana ny Tompo
Tsara ry reto ny lohahevitra amin'ito volana aprily ito a. Io angamba no lohaevitra tsara indrindra hatrizay... suite
répondu par bor2lais le 15/04/2014 12:44
toriteny ( 14/04/2014 06:54)
Ho an'ny Hery indrindra indrindra
Inona moa ry Hery no tena antony tsy hanambadian'ny mompera? Tena tsy mety mihitsy v raha avela hanambady am zay ny mompera e. Normalement tsin tsitako izay tokony ho sakana tsy hahafahan'izany. Tsy m... suite
répondu par bor2lais le 16/04/2014 06:56
toriteny ( 10/04/2014 13:21)
Indray andro hono (tena marina)
Indray andro hono nisy mpivady tsy niteraka nefa efa samy lehibe izy mivady. Nefa dia nisy niteny azy ireo fa hanana taranaka tsy tamboisaina izy mivady. Dia hoy ravehivavy miteraha ianao amin'ny mpan... suite
répondu par dydyh le 17/04/2014 10:34
toriteny ( 10/01/2014 12:04)
Diniho anie ity e!!!!
Mba heritrereto kely anie ity e: 7 milliards ny isan'ny olona amin'izao. Ny atsasak'io mponina asiatique ( chinois, indiana, indonesia, Pakistan) izay firenena tsy kristianina avokoa. Araka ny stat fa... suite
répondu par Nehemiah le 03/02/2014 15:41
toriteny ( 28/12/2013 14:34)
arabaina daholo nahatratra ny fahaterahan'i Jesoa
Miarahaba antsika mpinamana mpiserasera rehetra tsy ankanavaka amin'izao nahatratrarana ny andro nahaterahan'ny Tompo izao. Enga anie ka tena ho teraka tao am-pontsika Jesosy tamin'iny andro iny fa ts... suite
toriteny ( 18/10/2013 05:57)
Andao hiombom-bavaka daholy indray fa tsy hiady intsony é
Aoka mba ho vavaka toram-po, fisaorana, fangatahana, fanandratana no handeha hatao. Ary aza asiana ady sy commentaire intsony raha mety! Vavaka fanandratana rano ray no andeha hatao fa mendrika izany ... suite
répondu par voromailala le 21/10/2013 09:19
toriteny ( 17/05/2013 23:48)
Fa maninona ianao no mivavaka?
Fa maninona kay ianareo no mivavaka? par obligation ve? mangataka zavatra amin'Andriamanitra ve? te handova fiainanan mandrakizay ve? SA antony hafa tsy ao anaty baiboly? Na raha avadika ny fanontani... suite
répondu par voromailala le 12/06/2013 12:48
toriteny ( 06/03/2013 08:10)
Efa mba voavalinareo ve ireto passage ireto?
Ianareo ve tsy mbola nahita passage ao amin'ny baiboly hoe tena manahiran-tsaina anareo ny mikaroka ny valiny ary tsy mbola hita hatramin'izao? Maninona raha andao atao eto sao dia efa nisy nomen'ny... suite
répondu par Nehemiah le 14/03/2013 08:50
toriteny ( 06/03/2013 02:57)
Mitoriteny n'aiza n'aiza
Indray mandeha aho nandeha teny Antanimena teny dia nisy lehilahy izay, nanao fitafiana mihaja (Jean, lobaka, adidas), nipetraka tamin'ny tany teo akaikin'ireo mpangataka eo ampitan'ny EKAr ireo ary n... suite
répondu par niryna le 21/03/2013 04:46
toriteny ( 01/03/2013 19:25)
baiboly kristianina diso?
Betsaka loatra tato ho ato ny milaza fa diso ny baiboly ampiasain'ny kristianina amin'izao. Ny TT moa izany nefa lasa diso automatique ny TV izay mirakitra ireny passage ao amin'ny testamenta taloha d... suite
répondu par Nehemiah le 11/03/2013 07:15
toriteny ( 17/02/2013 12:35)
Ny fivavahana katolika sy ny BAiboly
Ho an'i Andry2013 (Ny anjely aza niarahaba azy) sy ho an'i Hery (Tsy tena katolika izay niala katolika) ary ho an'ireo rahavavy sy anadahy katolika rehetra mpiserasera ito sujet ito. [b][u]Aza raisina... suite
répondu par Nehemiah le 04/03/2013 13:11
toriteny ( 28/01/2013 20:11)
Inona ny zava-mahagaga nataon'i Jesosy teo amin'ny fiainanao? (Ho fijoroana vavolombelona sy ho fisaorana Azy)
Ny ahy ny tonga ato an-tsaiko amin'izao dia ny zanako vavy. 4 taona izy tamin'ny herintaona fa tena tsy nahay mihitsy, tsy mandray anjara mihitsy izy ao am-pianarana ary efa hanontaniana dia tsy mam... suite
répondu par toriteny le 14/02/2013 16:18
toriteny ( 11/01/2013 14:07)
Inona aminao no tena sakana tsy handraisan'ny olona ny Famonjena ka mahavariana azy amin'izao tontolo izao?
Nefa anie ka tori-teny izay efa natao izay é. fa tsy ahitam-bokatsoa. Ilay olona mitondra ny Teny ve no tsy nangataka tsara ny FAnahy MAsina mba hiasany eo amin'izay manatrika? Sa ny olona mihitsy a... suite
répondu par tsitialainga le 20/01/2013 10:08
toriteny ( 08/01/2013 13:18)
Hihaona amin'A/tra ianao ato
[b][u]Ny FAHATERAHAM-BAOVAO[/u][/b] Ito zavatra zaraiko aminao ito no abd, ny 1er pas tsy maintsy diavintsika amin’ny finoana Kristianina ary « clé » homena anao manokana anio hanokafana ny l... suite
répondu par Nehemiah le 18/06/2013 14:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275