FAMPIANARANA

1. mpisotrtoaka ( 11/02/2014 11:02)
METY MISY MAHAY MANAMBOATRA LAFAORO GASY VE NA KELY NA NGEZA ! AMPIO FA SAO MATY ETO IHANY ZAHAY E
novalian'i shannie ny 15/01/2015 08:07
2. 5laody ( 13/02/2014 16:36)
Tam mbola kely izahay nanamboatra nanaovana gateau fa tanimanga sy vakin-tavoahangy no nampiasaina dia avela ho maina elaela vao ampiasaina, misy fours traditionnels any maroc na four à pizza ireny angamba no tsara hakanao feeling.
3. mpisotrtoaka ( 14/02/2014 08:57)
Merci beaucoup ! Dona kely
4. booboo ( 18/02/2014 13:58)
tako-bilany roa mifampisarona dia ao anatiny ao izay ho gamatana, misy charbon mirehitra ny ato amban'ilay takotra iraika dia eo ambon'ilay takotra faharoa manarona averina asiana charbon mirehitra koa. Tany an-dasy no nahaizako an'io, toko 3 na fatana mitsitsy mety aby.
5. shannie ( 10/03/2014 18:32)

tako-bilany roa mifampisarona dia ao anatiny ao izay ho gamatana, misy charbon mirehitra ny ato amban'ilay takotra iraika dia eo ambon'ilay takotra faharoa manarona averina asiana charbon mirehitra koa. Tany an-dasy no nahaizako an'io, toko 3 na fatana mitsitsy mety aby.
[/quote]

Tsy ratsy kousa an. sady vetivety! pizza zao no itako tena pratique be @izny. fa dia mety ho simba ny sarimbilany raha ampiasaina matetika anaovana az io an.
6. bichette ( 05/06/2014 15:25)
Io tenenin'i Booboo io koa ny ahy ! asiana charbon ambony sy ambany
7. vazivazo ( 19/06/2014 10:51)
Lafaoro vazaha ampiasaina fa ireny apetraka fotsiny ny prise dia miandry an'izay masahina sisa ary mihinana e
8. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 06:59)
tsis jiro aty amnay !
9. shannie ( 15/01/2015 08:07)

[quote=mpisotrtoaka]
tsis jiro aty amnay !
ny delestage koa tena manadala beuhhh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4514