Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Blackgasy, milahatra araka ny daty
Blackgasy
(
06/02/2014 08:36)
Tsy maintsy ny Ray aman-dreny foana ve
Tena tsy azoko intsony, fa tsy maintsy ny ray aman-dreny foana ve no tompon-teny farany amin’izay tian’ny zanany ho vadina rehefa hoy izy ireo hoe tsia dia tsia koa izany, mihatra amiko izany amin...
tohiny
novalian'i Blackgasy ny 15/02/2014 10:50
BlackGasy
(
26/01/2010 06:45)
Mitono tena ...
Tena mampihomehy mihitsy ireto HAT ireto angah tsy mba sivanina intsony vaovao alefa fa tena mitono tena mihitsy eh, heritaona omaly no nahamay ny TVM sy ny RNM dia naratiraty le ratsatanana V manao n...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:03
BlackGasy
(
18/06/2009 08:00)
RDB
Salama daol eh! iza kay no mba manana adresse URL NY RADIO DON BOSCO eh! dia misaotra indrindra, ampitiavana milay be foana eh!...
tohiny
novalian'i sylvain ny 18/06/2009 18:27
BlackGasy
(
18/06/2009 07:56)
Radio don Bosco
Iza ka y no mba manana adresse URL ny radio don bosco, misaotra indrindra oh! de ampitiavana mlay foana eh!...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/06/2009 22:36
BlackGasy
(
16/06/2009 07:05)
Moa ve afaka isika?
Hatramin'ny 1960 izany hoe 49 taona aty aoriana iza no sahy milaza fa tena firenena mahaleotena marina i Madagasikara, ny hany tsapako hatramin'izay ka hatramin'izao dia fahaleovantena an-taratasy fot...
tohiny
novalian'i rodro ny 17/06/2009 20:34
BlackGasy
(
24/04/2009 08:05)
HAT
Hazo Amoron-Tevana kely sisa dia ho vita ny aminy
Mody alefa any France ny vady aman-janaka nefa alefa mitsoaka angamba fa efa an-dohalika ny ranom-bary hihihih :twisted: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:27
BlackGasy
(
22/04/2009 07:12)
Mitorona izao isika....
Tena mahamenatra sy mahakivy ny fivoarana eto amintsika amin'izao tsy hilaza afa-tsy ireto zavatra vitsivitsy ireto aho
- TVM miverina any amin'ny taona tsy haiko ny fijery azy sary sy feo tsy miarak...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 22/04/2009 10:18
BlackGasy
(
09/04/2009 13:42)
Mba hafa ity ka...
Tena hafa eh! aleo hanao raha sahy ny fitondrana TGVendrana ... sao dia mba izy no ho ... fa tsy...
http://www.pimaso.info/fanambarana/liste.jpg ...
tohiny
novalian'i BlackGasy ny 10/04/2009 06:20
BlackGasy
(
01/04/2009 07:31)
Revin-gadra sa...
Raikitra ny revin-gadra sy ny asam-boto ataon'ireo gadra nahazo fahafahana vonjy maika m'lay aloha eh! satria ho main'ny afo natsangany eo amin'izay ny Fitondrana Rajoel hahahaha sady @ zay hono ny va...
tohiny
novalian'i mion ny 01/04/2009 10:56
BlackGasy
(
24/03/2009 07:46)
ô ry TGV AH
Tena terroriste marina ity fanjakana ity kle aiza koa ny misy an'ty dahalo navoaka ny fonja dia mody apetraka any amin'ny hotely mbola miandry didim-pitsarana DAHALO, MPAMONO OLONA, MPAMADIKA TANINDRA...
tohiny
novalian'i zoozoo ny 24/03/2009 10:32
BlackGasy
(
23/03/2009 07:33)
Ho an'ny tandroka aron'ny vozona...
Zah aloha dia tsy hanao miaramila zany raha toy izao no ataon'ny tafika eh, tena manalabaraka marina eh, tsy misy intsony ny Fanajana ny Supérieur fa dia samy manao zay saim-patany fotsiny avy rehe...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 23/03/2009 09:04
BlackGasy
(
19/03/2009 13:49)
RAJOELINA KADHAFI
miharihary ny maha mpanongam-panjakana azy fampiasana hery setra fakana an-keriny fitondrana sns eh..
zao ndray hoe efa niresaka tamin'ny Khadafi izay filoha nanao coup d'état ihany koa
tafaraka i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:48
BlackGasy
(
13/03/2009 13:03)
10 000 Ar tsy handeha afaka fotoana fohy...
Tena manahy aho ry zareo vao miala eo Ra8 fa tena zay manana 10 000 Ar mitambatra aloha tonga dia atakalozy haingana fa tsy handeha intsony ireny fa 10 000 Ar misy sary TGV indray izao no hanjaka eto ...
tohiny
novalian'i BlackGasy ny 14/03/2009 08:15
