RDB

1. BlackGasy ( 18/06/2009 08:00)
Salama daol eh! iza kay no mba manana adresse URL NY RADIO DON BOSCO eh! dia misaotra indrindra, ampitiavana milay be foana eh!
novalian'i sylvain ny 18/06/2009 18:27
2. Bazily ( 18/06/2009 08:39)
Mimiiii!!!! miaoo!! :-D :-D Izay no tadidiko.
Mankanesa atsy @ Takelaka mahaliana fa nisy nandefa tao io lien tadiavinao io.
3. essera ( 18/06/2009 09:10)
(http://89.163.146.192:9000/radiodonbosco)

Nisy nanome an'ity fa ohatran'ny tsy mande eto am poste-ko. Mba andramo an amnareo oe d mba teneno ah.
4. halloween ( 18/06/2009 09:31)
io no izy ry nama a andramo daholo fa mandeha ireo Mihainoa finaritsa é!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49d04cc6a6bcf
5. sylvain ( 18/06/2009 18:27)
ty mande tsara é:
http://radiotime.com/station/s_10768/Radio_Don_Bosco_934.aspx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5122