ô ry TGV AH

1. BlackGasy ( 24/03/2009 07:46)
Tena terroriste marina ity fanjakana ity kle aiza koa ny misy an'ty dahalo navoaka ny fonja dia mody apetraka any amin'ny hotely mbola miandry didim-pitsarana DAHALO, MPAMONO OLONA, MPAMADIKA TANINDRAZANA sns eh, miomana faho maro indray ny vala vaky sns ny mpioko any @ tafika any...raha izao no mitohy,
novalian'i zoozoo ny 24/03/2009 10:32
2. ratavao ( 24/03/2009 08:50)
Tsy omena tsiny satria mbola zatra fiainana tamin'ny R-8!
3. yvonKEL ( 24/03/2009 09:20)
tena tsisy action mihitsy isika mpisera fa manao kozy bobaka fotsiny.

Ny ahy aloha ny hitako fa mety dia OP KA fa ireo no mpanohana ara-bola ny tsy ara-dalana./
4. ravatorano ( 24/03/2009 09:21)
ratavao < d tsy hisy fiovana v fa ny nataon dravalo no averina e !

tsy mlam marina ty dahalo mpamono olona mahazo hotely tsara ity kle
sady efa nahavita heloka maro no mbola vokisana koa
:oops: :oops: :oops:
5. zoozoo ( 24/03/2009 09:41)
fa nga ts arakareo fa zay mints ne ny plan ny TVG voaloha e,avoaka daolo ny totakely sy ny mpamono ol.
nga ts ho bobaka ndray zao ny trano ho vaky ,ho ita eo ne e!!
mampalahelo le teotsaina
6. ngoiha ( 24/03/2009 10:11)
Ka izao anie efa ny DAHALO MIHINTSY NO MITONDRA NY TANAN'EE.Faly ery mihinana ny hatsembohan'ny hafa.Nefa fotoana fohy ihany fa mitandrema sao kenda.Fotoana fohy dia TSY MAINTSY MIVERINA EO R8,izay lanin'ny VAHOKA MARO AN'ISA ERAN'NY MADAGASCAR
OK! MAHEREZA RY PRO RA8 FA I DADA TSY MAINTSY MIVERINA AFAKA FOTOANA VINTSY
7. ralevazou ( 24/03/2009 10:17)
fa ra za kosa loù no maita an kotity mirôzy eny akaikinay aeny an: :evil: tonga de ..............tapahako ny filahiany de meko ny alikanay ps:( i Terrible )no anaran'ilay alika =)) de i tezévendrana indray ahantoko eo am lé balansoara janako eo andrefatrano ny lohany de avelako ho FATY eo!
8. zoozoo ( 24/03/2009 10:32)
manomboka zao zany de ef samia maolomailo daolo fa anjakan'ny tontakely ny firenentsika e!
mahereza daolo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0425