Faly aho fa tsy lany i Papa Soulé satria mbola tsy député akory izy dia efa nangorona ny tanin'olona rehetra

1. rabaradaka ( 07/02/2014 11:24)
Tezitra tanteraka ! « Fanalana baraka sy fanimbana olona, tsy azo ekena ny filazan’ny CES fa tsy nahaloa hetra ny kandidà Papa Soulé tao Antsiranana. Olona tsy lany, lasa voafidy. Ho anay, tsy tsindry no nahazo tamin’ny mpitsara fa tena voavidy vola tanteraka », hoy i Voninahitsy Jean - Eugène, nisolo vava ny kandidà Papa Soulé tao Antaninarenina, omaly, taorian’ny voka-pifidianana tetsy Ambohidahy. Nambarany fa siosion-dresaka no nahenoana fa tsy nahaloa hetra ity kandidà ity. « Tokony ho nampiantso avy hatrany ny filohan’ny CES mba ahafahana manao ny fiarovan-tena. Nentinay taty ny porofo rehetra, nefa iny ny voka-pifidianana. Matoa anefa afaka nilatsaka, efa feno ny antontan-taratasy, niainga tany ifotony », hoy ihany izy.
Manoloana izany, fampahafantarana ny vahoaka ny marina no ataon’izy ireo fa tsy handeha lavitra akory. « Nohararaotin’ny CES ny didy tsy azo ivalozana eo an-tanany », hoy ity mpanorina ny Les As it
novalian'i radadatoa ny 15/03/2014 13:41
2. andrywui ( 25/02/2014 08:28)
Ngeza iany anga le tanin'ndry Rabaradaka nopehandry Papa sola zany ??
3. radadatoa ( 15/03/2014 13:41)
AZA MITSARA MBA TSY HOTSARAINA HOY JESOSY,MIVAVAHA HO AZY FA N FAMJEN N FANAH ZAO N ZVDHBE F 'EFA AKAIK NY TOMPO AMEN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2887