Nialan'ny mouvance koa i Ravalomanana

1. rabaradaka ( 07/02/2014 11:22)
Tsy hisy mpanohitra ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria ny mouvance Ravalo sy ireo forongony izay heverina hanohitra no lasa nisolelaka an'i HVM ka lasa olon'ny fitondrana. Veloma dada fa tsy misy vola intsony ianao
2. ombelline ( 07/02/2014 13:51)

rabaradaka:

Tsy hisy mpanohitra ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria ny mouvance Ravalo sy ireo forongony izay heverina hanohitra no lasa nisolelaka an'i HVM ka lasa olon'ny fitondrana. Veloma dada fa tsy misy vola intsony ianao


Hadinonao angaha fa i ANR anie efa lasa mpanohitra indray izao .Mety izy sy Ra8 indray izany izao no hiaraka
3. rabaradaka ( 16/02/2014 11:50)
lay lalao politikan-dRavalo sy ny ekipany no tsy mazava. Niteny indray i Guy Rivo fa tena hanao asan'ny mpanohitra ry zareo, nefa ny député mouvance Ravalo niara-nanao fety be teny Antsofonondry Avaradrano
4. andrywui ( 23/02/2014 23:13)
Tsara be zany.ka. ,aleo hanome tanana ani hvm daholo ny olona ka ,, i dada Ravalo mbola entina ambavaka ny momba azy ,
Ny famerenana ny fitondrana amn laoniny alou zao no maika
5. stone ( 27/02/2014 22:39)

andrywui:

Tsara be zany.ka. ,aleo hanome tanana ani hvm daholo ny olona ka ,, i dada Ravalo mbola entina ambavaka ny momba azy ,
Ny famerenana ny fitondrana amn laoniny alou zao no maika


Io no lalana hamerenana azy aloha izao ! I Hery anie ka hiova tsikelikely e !

6. rabaradaka ( 19/03/2014 03:20)
ary toa Ravalo mihitsy indray no misolelaka amin'ny Hery e ! tena gaigy ity Gasy ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625