Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i leva2, milahatra araka ny daty
leva2 ( 13/01/2015 15:55)
"Je suis Charlie", ary ny kristiana?
Miarahaba namana isany ! Niarahantsika nahita sy nanaraka ny zava-nisy mamohehitra tao Lafrantsa ka nahatonga ity resaka "Je suis Charlie" ity, ary hitantsika ny akon'izany nanerana izao tontolo izao... tohiny
leva2 ( 06/07/2014 06:29)
Tadiavo Jesosy ! Fa aiza izy?
Velona Jesosy ! Efa fandre etsy sy ery : amin'ny toriteny, amin'ny haino aman-jery, eny an-dalambe ... ny teny hoe : "Tadiavo Jesosy"; ary tsy vitsy tokoa no mitady azy. Fa aiza izy e? Any am-piangon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 17:52
leva2 ( 23/03/2014 07:53)
Kristiana Centrafrique
Velona Jesosy ! Taiza ho aiza tao amin'ny fanjakan'ny lanitra no nipoiran'itony mpianatry ny Tompo hafa itony e ? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/03f0936ef6646facc9e497616e988e98.JPG][i... tohiny
novalian'i leva2 ny 27/03/2014 17:10
leva2 ( 17/01/2014 18:58)
Filoha vaovao : ny hoavin-dramalagasy ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/205113fab3221342f4da1d5d83959096.jpg[/img][/url] Velona mandrakizay Je... tohiny
leva2 ( 18/12/2013 17:47)
Hazo noely sy baiboly ?
Velona Jesosy ! Hazo noely : fahita eny an-tsena, any an-tokatrano sasany, eny an-dalambe fa fahita any amin'ny fiangonana sasany ihany koa. Fa nahoana ? Fa angaha voalazan'ny baiboly ? Sa sao dia te... tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:47
leva2 ( 01/12/2013 10:33)
... fa mandrakizay ny famindrampoNY
Velona Jesosy ! Mba zaraiko amintsika mpisera ity lohahevitra ity ka ento ny hevitrao : [i]" Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ny finoana hianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy ... tohiny
novalian'i toriteny ny 09/01/2014 06:18
leva2 ( 09/06/2013 11:10)
Andriamanitra Fitiavana
Anisan'ny anomezan'ny tsy mpino ity an'Andriamanitra Mpahary ny lanitra sy ny tany sy Jesosy Kristy zanany ity fiainan'ny zanak'olombelona miharatsy sy mihasarotra ity. Krizy, adilahy politika, fahant... tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2013 16:46
leva2 ( 27/04/2013 12:06)
Kristy mampifandrafy!
Velona Jesosy! [i][b]Mat 10/34-37 : Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin’ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra. Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy... tohiny
novalian'i leva2 ny 28/04/2013 19:38
leva2 ( 24/04/2013 05:07)
Ilay jiolahy faharoa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ae5e60d52adb96bb0b18f1d3011911c3.PNG[/img][/url] Velona Jesosy! "Ary ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/05/2013 13:07
leva2 ( 15/04/2013 07:19)
Mpanakanto ara-pilazantsara
Velona Jesosy! Hita fa marobe ankehitriny no nomen'ny Tompo talenta amin'ny fihirana sy fitendrena hira ara-pilazantsara. Misy misera eto amin'izy ireny, ka mba te hanentana indray aho ho fanitarana ... tohiny
novalian'i leva2 ny 21/04/2013 06:29
leva2 ( 25/03/2013 06:20)
Nenilava???????????
Velona Jesosy! "Koa ataovy tsara ny hazo mbamin'ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin'ny voany ; fa ny voany no ahafantarana ny hazo" Mat 12/33. Rehefa nitantara ny fahitany raha nentin'i Jesosy ... tohiny
novalian'i john76 ny 13/03/2016 20:05
leva2 ( 10/02/2013 02:22)
Karaoke évangelique
Velona Jesosy! Tsy mpitendry mahay aho, ary tena sahirana vao mba nahavita an'izy ity. Koa manentana antsika mahay mitendry, fa indrindra ny mpanakanto ara-pilazantsara, raha tena resy lahatra isika ... tohiny
novalian'i hery ny 24/08/2018 18:56
leva2 ( 24/01/2013 20:02)
Ny antom-pahavelomanao
Velona Jesosy! Ity video fampianarana ity, izay zaraiko aminao androany, sy anasako anao hijery sy hihaino hatramin'ny farany, dia mifandraika indrindra amin'ny lohahevitra naroson'ny namana niryna m... tohiny
novalian'i smileyah ny 30/01/2013 13:22
leva2 ( 20/12/2012 20:53)
Ny tanjona kendrena amin'ny fivavahana
Velona Jesosy! Nahasoa ahy ity fampianarana ity, ka zaraiko eto sao dia mba hahasoa anao koa namana isany! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=0tK0Lfl9Wmk[/youtube] ... tohiny
novalian'i leva2 ny 22/12/2012 09:50
leva2 ( 03/12/2012 20:00)
Ny krismasy sy ny baiboly?
Velona Jesosy! Fanontaniana maromaro angatahako valiny aminao namana isany : 1- krismasy sa noely? fa tsy tena mitovy ireo. 2- 25 dec tokoa ve no teraka ny Tompo? raha tsia, taiza ity date 25 déc ... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:47
leva2 ( 23/10/2012 15:52)
Ilay "kapoaka masina"
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/166c74278f5a1d37f72da89454b094f2.jpg[/img][/url] Velona Jesosy! Tehir... tohiny
leva2 ( 20/10/2012 20:08)
Biby maloto
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f92395deec23f69e04353fca61b0e04.JPG[/img][/url] Levitikosy 11/02-08 :... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 28/11/2012 16:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042