anarana akora ranomanitra vita Yves Rocher

1. saho ( 23/03/2014 21:19)
Iza no mahalala ireto teny latin avadika ho teny malagasy mahazatra toa ireto zavamaniry manaraka ireto :
APHLOIA
CENTELLA
SARO

Mba fanontaniana tiako apetraka eto, afaka jerena ao www.yves-rocher.fr koa fa tafiditra ao hoe akora avy any Gasikara mpanondrana zavamaniry na akora ampiasaina hanodinana ranomanitra

Misaotra anareo izay afaka mamaly
novalian'i Annih ny 25/03/2014 15:11
2. booboo ( 24/03/2014 07:55)
saro = mandravasarotra
3. saho ( 24/03/2014 13:04)

booboo> misaotra anao namaly
4. Annih ( 24/03/2014 15:17)

[quote=booboo]
saro = mandravasarotra

Ilay mandrava sarotra matetika ampiasaina rehefa misy zavatra tsy dia atokisana iny ve io teneninao io ry Booboo. Fa tena mandrava sarotra tokoa aloha ilay izy e. Nisy zanak'ilay olona nipetraka tambadikanay avy any Mananjary zareo dia narary tampoka ilay zanany dia nampisotroiny ny ranon'io ravikazo dia tena rava tokoa ilay aretina.
5. booboo ( 25/03/2014 08:31)
Annih > hihihihihi, ahoana izany " misy zavatra tsy dia atokisana " izany ? hihihihihihihihi. Ny anà io fanaovako cure alohan'ny hidirana hiver sy @ rehefa feno areti-mifindra be loatra any am-pianaran'ny zanako (grippe, bronchite). Donky tsy fampiasa @ zavatra tsy atokisana izany io kah hihihihihihihihihihihihihi. Manankarena anie ny natiora any amintsika any e ;-)
6. Annih ( 25/03/2014 15:11)

booboo:

Coucou booboo!ka zay indrindra no nipreciseko azy oe olona avy aiza sns.... za ko aza mba manontany tena ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9404