i faillite

1. bazylou ( 24/04/2014 08:51)
Dia gasy tsy mahay teny gasy
Dia gasy hoamidin ny minisitrany
Dia rajakom bazaha.

Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany sy andavany ny minisiterany.
Olona vao notapohan karena dia mirediredy ireny.

Raha amin ny fiompiana izao dia inona ny paikan ny dadafara ?
Valiny 000000000
Sa hoavadika baffle sy radio CD ny nomby sy ny kiaka ?

Beurrk.
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:18
2. hadji ( 25/04/2014 03:53)
izaho mividy antsy ho anao ha ha ha hi fa angy moa lasa mpanohitra indray ianao
bazylou:

Dia gasy tsy mahay teny gasy
Dia gasy hoamidin ny minisitrany
Dia rajakom bazaha.

Tena hotapahako ny tanako raha ry dadafara sy ry jaona eliten nyb téléphone copie sy fosika no hahavita antsakany sy andavany ny minisiterany.
Olona vao notapohan karena dia mirediredy ireny.

Raha amin ny fiompiana izao dia inona ny paikan ny dadafara ?
Valiny 000000000
Sa hoavadika baffle sy radio CD ny nomby sy ny kiaka ?

Beurrk.
3. bazylou ( 25/04/2014 08:00)
I Bazylou dia mpanohitra foana na iza eo na iza eo
4. hadji ( 25/04/2014 08:11)

bazylou:

I Bazylou dia mpanohitra foana na iza eo na iza eo
ka olona tsy normal
5. saho ( 27/04/2014 20:10)
rehefa tsy voafehin ny lalana (loi/justice/droit) hoe Malagasy ray sy reny, miteny malagasy sy manaja ny maha malagasy no fitsipika mandeha ohatrany ny fitsipika Amin ny firenena manana fahaleovantena eo sehatra iraisampirenena dia izao no mitranga

rehefa tsy mahay ny teny eo Amin ilay firenena na mahay sy manaraka ny lalana (droit) ary minia fa hankato izany lalana (droit) dia tsy azo lazaina fa afaka handray fahefana Amin ny firenena iray

Raha aty Amin ny toerana misy anay, tsy possible hoe manana pasipaoro hafa, sy tsy miteny ny teny Amin ny toerana misy azy, na koa manaja ny fitsipika maha olona manana fahefana eo Amin ny firenena tiany andraisana fahefana

Azavaiko bebe kokoa, eto allemagne voafehin ny lalana (justice faratampony allemand) fa olona miteny allemand sy manana pasipaoro allemand no afaka mandray fahefana, ary teraka na lehibe teto allemagne. Raha tsy ao anatiny ireo dia efa voatsipaky ny lalana fa tsy mahazo mandray fahefana eo Amin ny firenena allemand. Ohatra fotsiny betsaka ireo fiaviana rar tsy allemand, fa mahafeno ireo fitsipika ireo ny zanany taty ao aoriana dia afaka mandray fahefana eo firenena allemand, indrindra ireo mpiavy turque rar...

Raha zao zany no mitohy dia ho avy ho any Gasikara daholo atsy ho atsy ireo zanaka gasy ao France na avy Amin ny firenena hafa miteny teny hafa (amerikana, anglisy sns) tsy mahay teny gasy. Rehefa tsy miova ny fitsipika, mazava ho azy fa ambadika foana ny francafrique sy France Amin izao toe javatra miseho ao mada izao

Izay hahavoky(Amin ny fomba fisian ny asa) sy hahasalama ny mpiray tanindrazana no tokony haroso fa AutoRoute sy telepherique, haingitraingitrra be,
Izay hahafoanana ny dahalo sy hisorohana ny tsy hisian ireo olondratsy no sahaza gasikara zao, na koa hisian ny herin aratra sy rano sy mpaompy sns...

betsaka ny dingana voalohany....fa tsy hitsambikina hikipy anaty lavaka be
6. vahiny2004 ( 28/04/2014 09:27)

saho:

rehefa tsy mahay ny teny eo Amin ilay firenena na mahay sy manaraka ny lalana (droit) ary minia fa hankato izany lalana (droit) dia tsy azo lazaina fa afaka handray fahefana Amin ny firenena iray


Ny androatokon'ny lalàna malagasy aza mbola @ teny frantsay, ny taratasy ara-panjakàna rehetra @ teny frantsay daholo , izany ve tsy midika fa teny frantsay no teny manan-kery eto Madagasikara ?
7. hadji ( 02/05/2014 04:18)
mbola zana tany frantsay ange isika manaova demande d'emploi ianao raha mba ataona teny gasy ny cv ministra aza tena vahiny very ilay teny gasy afaka 100 taona ny teny gasy indray no ampianarina tanteraka eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142