Liste des messages
Liste des messages, inserés par zazabel, par ordre de date
zazabel
(
15/03/2016 20:23)
Homosexuel
Hono ho aho ry ireto, toa lasa tena miely patrana be ity resaka homosexualite ity tatoato zay toa lasa fanaon'ny lehilahy tratran'izy io no mila vehivavy ihany koa mba hanafenany ny ataony na mba ahaz...
suite
répondu par rhaj0 le 17/03/2016 12:52
zazabel
(
24/04/2014 20:03)
resaka volom-batana
Fa inona mints kay ry reto no tena fanafodin'ty resaka volo ty fa lany haiky aho...to atao daholo zay eritreretina fa mety nefa tsisy mahafapo...mampiasa creme epilatoire a to mijanona feno point poin...
suite
répondu par vazivazo le 19/06/2014 12:14
zazabel
(
16/04/2014 17:34)
Manomboka mahalina zany toe-draharaha zany
Akanonotonona anarana am'zay...aza na mba hisy hosamborina aloha...na mety ho be ny maty am'zay basy vava na ko mba hisy tombony hoe an'vahoaka am'zay reto harena be tanisaina eto reto...wait and see
...
suite
répondu par Lesla le 26/04/2014 21:22
zazabel
(
06/08/2012 11:05)
Soatoavina
Fa inona marina ary ity atao hoe soatoavina malagasy eh? Ary ahona no tokony hatao amerenana azy? To resahana foana zany nefa tsy azoko tsara. Efa adino daholo ngamba ny lesona tany am'Lycee. Sao mba ...
suite
répondu par sitlo le 07/08/2012 04:41
zazabel
(
28/12/2009 06:40)
Hanova anaram-bola
Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako at...
suite
répondu par ndotofetsy le 28/12/2009 17:01
zazabel
(
28/12/2009 06:28)
Hanova anaram-bola
Tô mety be am'ty hevitra Dévaluation ty tokoa raha ovaina ny anarambola dé atao hoe TGV ndray eh!! sa ahôna hoy nareo ???? asa aloha na h$otrinona ny sandany na hôtr'inona am'zay fa ny hitako at...
suite
